Torohevitra :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc

Torohevitra  :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc

Share

Formateur en élevage en ligne
Mampiofana momba fiompiana en ligne

15/01/2024

Mila manana volonté ianatra sy mandalina ny Fiompiana raha te ahazo vokatra tsara .
Ny fiompiana rehefa tena voafehy dia mahavelona Ary isany fandraharahana mampanakarena

14/01/2024

Salama tompoko!🤗 Tianay ianao ka ampahafatarinay fa misy 📚BOKY PDF @ TENY MALAGASY MAZAVA TSARA ato aminay, momba ny FIOMPIANA(MÈTHODE FENO).
👉MANORO ANAO NY ZAVATRA REHETRA IZAY TSY HAINAO NA MAMPISALASALA ANAO FIOMPIANA.
👇
📢Ka fantaro ary fa! afaka atao asa fivelomana ary azo atao vadin'asa ihany kao anie ny FIOMPIANA e!

👍N.B: Fisaorana manokana ho anareo maro be izay efa nanjifa tato aminay, sady nametraka fitokisana ihany koa 🙏

✍NY TSARA TONGA DIA MANDEFA MESSAGE(HIVIDY BOKY PDF FIOMPIANA)TOMPOKO FA NY COMS MISY FOTOANA TSY HITANAY💌

👉Boky pdf nohavaozina sady nohatsaraina (17 isa) natao mora dia mora (7000ar)monja ny fitambaran'ireo rehetra ireo,
N.B: TSY VOATERY IZY REHETRA FA AFAKA MISAFIDY BOKY IZAY TIANAO IANAO TOMPOKO, KA MIHENA ARAK'IZAY ISA SAFIDIANAO NY SARANY.
Fiompiana momba ny:
👇
🐖FIOMPIANA KISOA NOHATSARAINA
🐷FIOMPIANA KISOA MATIHANINA.
🐔FIOMPIANA AKOHO FAKANA NOFO
🐤FIOMPIANA AKOHO MANATODY LAVA
🐓FIOMPIANA AKOHO GASY NOHATSARAINA SY BIO
🐓FANATSARANA NY
FIOMPIANA AKOHO NENTIM-PAHARAZANA
🦃FIOMPIANA VORON-TSILOZA SY AKOHO
🕸FANTARO NY ARETIN'AKOHO AMAM-BORONA
🐇FIOMPIANA BITRO
🐄FIOMPIANA OMBY VAVY BE RONONO
🐝FIOMPIANA TANTELY
🐧FIOMPIANA GANA(FOIE GRAS)
🐣FIOMPIANA GISA SY GANA
🐣FIOMPIANA GANA SY GISA FAKANA ATY MATAVY
🐟NY FIOMPIANA TRONDRO ANATY DOBO SY ANTANIM-BARY(FAMORONANA Toerana, Sakafony, Fomba famokarana zana-trondro, sns...
👍
🐷👉TECHNIQUE MAHA MARO ANAKA KISOA, 👉FOMBA FANAOVANA PROVENDE(FINITION MANATAVY kisoa 60kg Miakatra,👉 CROISSANCE MAMPITOMBO kisoa 40-60kg ), 👉NY FOMBA HATAO -KISOA HATRAMINY IZY MISARA-NONO,👉NY TOKONY HATAO HAMPITOMBOANA, NY KARAZANA TSINDRONA HOENTINA HIKARAKARANA AZY REHETRA, HATR@ IZY MBOLA KELY KA HATR@IZY LEHIBE. Ataonay kadoa ho anao.

14/01/2024

Composte ilaina aminy fambolena

14/01/2024
Photos from Torohevitra  :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc's post 14/01/2024

BOKY PDF COMPLET MOMBA FIOMPIANA TRONDRO MODERNE
SARANY : 5000 ar monja

Photos from Torohevitra  :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc's post 09/12/2023
Photos from Torohevitra  :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc's post 09/12/2023

Maniry hiompy trondro ve ianao na te hanatsara ny fiompiana ihany koa
Ho anao ity
Boky pdf TOROLALANA momba fiompiana trondro

FIOMPIANA TRONDRO AN TANIMBARY
FIOMPIANA TRONDRO ANATY DOBO
FIOMPIANA TRONDRO ANATY DOBO MITSINGEVANA
FIOMPIANA TRONDRO AN TANETY
FAMOKARANA ZANA TRONDRO
MOMBA NY SAKAFON NY TRONDRO

Koa mp raha mahaliana anao

Photos from Torohevitra  :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc's post 26/05/2023

TANY AMIDY MAIKA
Tany Mirefy :636 M2 amidy eo IAVOLOHA Ambohibao Ampatsakana
-Tany efa misoratra amin'ny olona iray
- Accès voiture
- Efa misy tamboho ny eo aminy devant
- vue panoramique
-Quartie résidentiel
Prix= 120 000 ar /M2
Contact : 034 40 047 68
Droit de visite : 10 000ar

25/05/2023

Salama daholo,mitady tany ho vidina aminireto toerana ireto:
-Anosy
-Andavamamba
- Anosibe
- Andrefany ambojanahary
- Mahamasina
- Ampefiloha
Soanierana
-Paraky
Midira mp Amiko hoan'izay manana .mba tompony mivantana raha mety ,
Tany MBA efa titre et borne

Photos from Torohevitra  :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc's post 20/05/2023

Tany Amidy mora be Maroandriana fkt Ankazo ,CR Andakana.

Tany mirefy 1370 m2 /Vidiny :35000 Ariary ny m2 miady varotra kely.

Taratasy ara-dalana tsara,

Toerana: eo anelanelan'ny Alakamisy anosiala sy Manakambahiny
Miala 150 metatra ny lalana tongany fiara
Toerana milamina tsara
Droit de visite : 10 000 ar
Contact : 034 40 047 68; 034 83 565 90
Tsara raha miantso avy hatrany

Photos from Torohevitra  :Fiompiana Akoho ;Trondro;Tantely;etc's post 19/05/2023

Maison R+1 à vendre andavamamba.
- En 1ere étage : 2 grande salle+1 cuisine +1 Do**he + WC
- En RDC : 5 grande salle + 1 cuisine+ 1 Do**he + wc

Maison bord de la route principale Andavamamba
Titre et borne avec papier complet

Avez vous de projet au bord de la route principale ? n'hésitez pas.
Veuillez nous contacter pour plus d'informations

Tél: 034 40 047 68 , 033 91 595 81

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo