Association ZARA HAIKO

Association ZARA HAIKO

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association ZARA HAIKO, Educational consultant, Antananarivo.

Sehatra fifampizarana iarahana amin'ireo karazana mpitaridalana: mpanabe, psychologue, mpitsabo, coach, éducateur spécialisé, Mpampianatra...
Ary koa tohana amin ny lafiny rehetra amin ny fanabeazana.

Photos from La Fée Morgane's post 19/07/2022

Ny fialamboly dia manampy be dia be amin'ny fivelaran-tsain'ny ankizy.

Mino aho fa hahaliana anareo inty.
Andefaso hafatra miafina ny pejy La Fée Morgane raha misy mahaliana anareo.

am-pitiavana be.

Photos from La Fée Morgane's post 14/07/2022

Vous êtes à la recherche d'activités pendant ces grandes vacances?

La Fée Morgane vous propose des ateliers DIY, tous les jours!

C'est à Analamahitsy en face de SUPERMAKI- il y a une descente... 😁

Petits et grands, êtes tous les bienvenus.
Participation, à partir de 20 000 ar.

14/07/2022

Rester soi-même.
C'est le message de cette femme au grand coeur et aux multiples talents.

08/07/2022

TOROLALANA HANOMANANA ANTSIKA Ho TSARA OMANA HIATRIKA FITADIAVANA ASA.

13 jolay , Amphi 10 Ankatso

Fiaraha-miasa miaraka amin'ny Association des Étudiants en Histoire (AEH) sy #joyfullness_madagascar

Lohahevitra 04 no ifampizarantsika :
✅ Concevoir un CV gagnant
✅ Valoriser son profil
✅ Booster sa confiance en soi
✅ Séduire le recruteur

Famandrihana toerana: SMS amin'ny 034 46 578 00 na 032 50 738 15.
Sarany : 1.000 Ar

Zarazarao amin'ny namana e! Ho antsika rehetra io 🥰
✍️ Iza ilay namanao mila an'io? Soraty etsy amin'ny commentaires mba ho hitany ity 😉

Any indray mihaona !

30/06/2022

Chers parents, futurs parents,

𝙋𝙚𝙪𝙩-𝙤𝙣 ê𝙩𝙧𝙚 𝙘𝙤𝙢𝙥𝙡𝙞𝙘𝙚 𝙩𝙤𝙪𝙩 𝙚𝙣 𝙚𝙭𝙚𝙧𝙘𝙖𝙣𝙩 𝙨𝙤𝙣 𝙖𝙪𝙩𝙤𝙧𝙞𝙩é 𝙙𝙚 𝙥𝙖𝙧𝙚𝙣𝙩𝙨 ?
⚠️Nous nous posons tous cette question.

𝘾𝙤𝙢𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙩𝙧𝙤𝙪𝙫𝙚𝙧 𝙡𝙚 𝙟𝙪𝙨𝙩𝙚 𝙢𝙞𝙡𝙞𝙚𝙪 𝙚𝙣𝙩𝙧𝙚 𝙛𝙚𝙧𝙢𝙚𝙩𝙚 𝙚𝙩 𝙨𝙤𝙪𝙥𝙡𝙚𝙨𝙨𝙚 𝙡𝙤𝙧𝙨𝙦𝙪’𝙞𝙡 𝙨’𝙖𝙜𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙣𝙤𝙩𝙧𝙚 𝙥𝙧𝙤𝙜é𝙣𝙞𝙩𝙪𝙧𝙚 ?

Je suis trop stricte, ou je fais trop de laisser aller.🤨😟
Est-ce que ça va impacter sur le développement de mon enfant, de mes enfants ?

Dès lors qu’il s’agit du bonheur et de l’épanouissement de nos enfants, les interrogations sont infinies.

👉Pour mieux comprendre et ou trouver des pistes dans l’instruction / l’éducation de nos enfants, pour notre bien-être et le leur je vous donne rendez-vous chez Chick’n Art Business Premium Lounge ce 𝙢𝙚𝙧𝙘𝙧𝙚𝙙𝙞 6 𝙟𝙪𝙞𝙡𝙡𝙚𝙩 à 19 𝙝𝙚𝙪𝙧𝙚𝙨

Mon topic chez Chick’n art, c’est un moment d’échange et de partage où mon métier de coach de vie et d’éducatrice parentale est pour moi une passion.

Save the date !

Avec Noussyh Seheno Ranoarivony - Accompagnement individuel ou collectif


Complicité et respect mutuel

Vous êtes maman ou papa solo, parents « trop occupés »… Vos enfants semblent s’éloigner de vous pour chercher un ailleurs meilleur.
Le mois de l’enfant est passé mais les parents restent avec les problèmes que leurs enfants causent ou subissent. Incompréhension et conflits s’installent.
C’est précisément pour dénouer cette problématique que Chick’n Art vous propose le Topic de Seheno Ranoarivony, Coach de Vie, éducatrice et Présidente de la Fédération des Coachs professionnels à Madagascar.
Your Topic, c’est un moment de partage d’une passion. Une passion qui nous anime et nous amène à faire des choses extraordinaires, qui devient parfois notre raison de vivre.
C’est le cas de Seheno Ranoarivony pour qui sa passion est devenue son métier.
Pour le bien-être des parents et des enfants, elle nous donne des pistes sur comment établir une relation saine et complice avec son enfant tout en maintenant son statut d’autorité parentale et s’épanouir dans un respect mutuel.
Avec la participation de Rado Rakotosamimanana, Co-Initiateur du programme OUR KIDPRENEURS (éveil entrepreneurial pour les enfants et les adolescents).

Modératrice : Nirina Ralijaona

Chez Chick’n Art, on parle sérieux, on partage, mais toujours dans la convivialité.

23/06/2022

IZY NO VOALOHANY

Ny sekoly no tokantrano faharoan'ny zaza , fa ny tokantrano kosa no sekoliny voalohany . Noho izany : ny ray sy ny reny no mpanabe voalohany ny zanany .

Anisan'ireo toetra sarobidy indrindra takiana amin'ny mpanabe dia izy mampianatra amin'ny alalan'ny ohatra mazava .

Tsy inona fa izy mihitsy no ohatra voalohany jeren'ny zaza : manam- pitiavana ; mahitsy sy marina ; mahay miaina sy mahalala fomba ; mazoto sy mandray andraikitra .

Amin'ny alalan'ny oha- piainana tsara fa tsy amin'ny teny betsaka atao no mampahomby ny fanabeazana . Ny hazo no vanon- ko lalana , hoy ny fanoharana , dia ny tany naniriany no tsara .

Raoeliarijao

18/06/2022

Angano an-kira karakarain ny sekoly Elysia - Projet éducatif école privée miaraka amin’ny Collectif Hono2 ny Alahady 19 jona amin ny 3 ora hariva eny amin ny zaridainan’Ambohijatovo.

Maimaimpoana fa mila mamandrika toerana. Antsoy ny laharana 033 19 844 22 na 034 76 363 72 hahazoanao ny karatra fanasana.

Andao ary e.

Photos from Association ZARA HAIKO's post 01/06/2022

Teny kely mahakasika ilay « 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣𝙖𝙡 𝙙𝙚 𝙂𝙧𝙖𝙩𝙞𝙩𝙪𝙙𝙚 »

Fikarohana nataon’i Seheno Ranoarivony io vokatra io.

👉 Amin’ny maha mpitantsoroka azy, amin’ny maha mpandraharaha azy, amin’ny maha renim-pianakaviana azy, betsaka ny asa sahaniny.
Hany ka sahirana izy mandrindra ireo andraikitra maro, eo anivon’ny tokantrano sy ny asa.

Samy manana izay olana izay isika rehetra, ary samy manana ny fomba fihatrehany azy isika rehetra.

𝙄𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙤 𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤𝙣𝙩𝙨𝙤𝙖 𝙖𝙯𝙤𝙣𝙖𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙤 « 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣𝙖𝙡 𝙙𝙚 𝙂𝙧𝙖𝙩𝙞𝙩𝙪𝙙𝙚 » 𝙞𝙤 ?
🟡Hahafahanao manomana ny program’asanao isan’andro, isan-kerin’andro
🟢Hahafahanao mahalala bebe kokoa mahakasika anao (auto-analyse de soi hoy ny teny vahiny)
🟣Hahitanao ny fivoaranao nataonao eo amin’ny lafin’ny fitantananao ny toetranao ary ny fiainanao amin’ny ankapobeny mihitsy aza.

⚠️Niniana tsy nasiana daty ny « Journal de Gratitude », ahafahanao manomboka mameno azy amin’ny fotoana izay tianao hanombohana azy.

Raha ny sarany dia 35 000 ariary ilay noforonina ho an’ny olon-dehibe, ary 30 000 ariary ilay naotakana ho an’ny ankizy.

30/05/2022

Nous tenons à remercier chaleureusement l’école Elysia Ivandry pour son soutien technique et financier pour la réalisation de nos émissions #Fandaharana_Zara_Haiko diffusée sur la chaîne FAST Channel .

Chers parents,
Si vous souhaitez avoir de plus amples informations concernant l’intégration des enfants ainsi que les méthodes d’apprentissage de l’école Elysia, nous vous invitons à écrire directement en message privé sur leur page Elysia - Projet éducatif école privée

Investissez dans une valeur sûre pour l’apprentissage et l’épanouissement de vos enfants.

KOTI KOTA 24/05/2022

𝙈𝙗𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙫𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙞𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙯𝙖𝙣𝙖𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖,😇

Manainga antsika rehetra izay tsara sitrapo andray anjara amin’ity Cagnotte ity.

👉Ny tanjona dia ny hanangonam-bola ho an’ny fitaizana sy fanabeazana ireto ankizintsika izay tsy manana enti-manana mba hivoarana eo anivon’ny fianarana.
🟡Beazina ny ankizy mba hanany ho avy mamiratra,
🟣Beazina mba hahafahany manana ny orinasany, hahaleo ny tenany
🟢Beazina izy ireo ho olom-banona, manana ny maha izy azy.

Andao hifandray tanana ary hanome izay voatsirambin’ny tanana ho fikajian’ny ho avin’ireo taranaka faramandimby. 🙏🏻

1000 ar ataontsika, dia efa hahavita soa ho an’ireo zaza mila fihariana.

Mankasitraka sahady amin’ny fandraisanareo anjara.

Raha misy fanontaniana tianareo apetraka, aza misalasala manoratra ao amin’ny hafatra miafina.

𝘕𝘺 𝘈𝘴𝘴𝘰𝘤𝘪𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘡𝘢𝘳𝘢 𝘈𝘪𝘬𝘰. 𝘔𝘪𝘢𝘳𝘰 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘢𝘪𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘢𝘯𝘬𝘪𝘻𝘺.

https://koti-kota.com/cagnotte/zara-haiko/



KOTI KOTA Le premier site de cagnotte en ligne à Madagascar

23/05/2022

Joyeux lundi à tous.
Notre mot doux du jour, pour vous donner du baume au cœur. 💚

Et très belle semaine à tous.


Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Antananarivo
103