10/03/2020
Miarahaba antsika rehetra,
Manasa antsika hanatrika eny ampefiloha ny
- débat face à face alarobia 18 martsa 2020,
- ary fifidianana filohan'ny SENS ny alakamisy 19 martsa 2020.
PARTAGER AUX MAX L'EMPLOI DU TEMPS MAIS SURTOUT VENEZ NOMBREUX.
26/02/2020
Un an déjà,
Jour pour jour,
Celui du 260-219,
"ILO" à vu le jour,
C'était pas facile,
Car on en a jamais vu,
C'était pas facile,
Mais cela vaut le coup,
Mais c'était possible,
Car c'est ce qu'on a voulu.
Maintenant, on est " ILO ",
Et on le sera toujours.
26/01/2020
Rouge et gris ny thème,
Abel Anicet ny guest.
18/01/2020
Photo de fin de cours de gymnastique S4, hier le 17 janvier 2020.
17/01/2020
Vita omaly alakamisy 16 janoary 2020 indray kosa ny lalao famaranana sy fizarana loka tamin'ny fikarakaran'ny fifaninana tennis tamin'ny samy mpiara mianatra sy promotion.
Misaotra antsika.
10/01/2020
Vita androany 10 janoary 2020 ny fifaninana sy fizarana loka, tamin'ny taranja lomano.
Marihina fa voalohany no nisy izao hetsika izao, izay natomboka niaraka tamin'ny taranja tennis, izay ho avy tsy ho ela ny famaranana.
Misaotra antsika rehetra.