29/03/2026
💕Aza manao izay mampalahelo ny olontinao izany 💕
Raha sendra nisy izay dia mahaiza manambitamby an! 💕
Amour
29/03/2026
💕Aza manao izay mampalahelo ny olontinao izany 💕
Raha sendra nisy izay dia mahaiza manambitamby an! 💕
17/03/2026
💕Taloha rehefa misy zavatra simba dia hamboarina, fa amin izao, avy dia hariana na soloina!?🤔😭
💕Aza zatra manolonolo olontiana izany fa aleo miala nenina sy manampy azy ho tonga olona tsara! 💕
28/02/2026
💕Indraindray tsy pizza, tsy vola, tsy kiraro no hilainy FA ny sandrinao fotsiny💕
14/02/2026
💕Mirary Fiainampitiavana milamina sy feno fiadanana ho an ny Mpifankatia rehetra!💕
11/02/2026
❤️Ity izao ohatra mety be amin ny couple anareo amin ny 14 Février 2026 io an!
Ndana mba ento izy hampifaly sy ahasambatra azy eee!❤️
❤️Prix mba adorable ihany koa io! ❤️
17/01/2026
💕Lesona faharoa @ ity taona ity io! 💕
💕Mahita fomba foana ny olona tena tia na handeha eny anelanelan ny orana aza vitany io☺️💕
07/01/2026
💕💢Lesona voalohany @ ity Taona ity! 💕💢
💢Tsy ianao irery akory no lehilahy misy eto ambonin ny tany fa mba hianao nosafidiany!
💢Tsy ianao irery akory ny vehivavy eto ambonin ny tany fa mba hianao nosafidiany!💕
💢💕Koa aoka samy hifanaja sy hifanisy valera!
Aoka samy hifankatia @ Fahamarianana eee! 💢💕
03/01/2026
💕BONNE ANNÉE NY MPIFANKATIA REHETRA! 💕
💕 Mifamelà foana! Mifandefera foana! Mifankatiava foana! 💕
💕Manàna projet Bizna miaraka, mandehana manao voyage, Mifalia! Mifalia Foana! Mifalia Foana! 💕
23/12/2025
💕Hirario soa foana ny olotianao na avy niady aza hianareo! 💕
10/12/2025
💕Tohano sy hampaherezo foana ny olotinao na amin ny sarotra na amin ny mora! Ny vokatra avy amin ny ataony eo manko dia ho anao ihany! 💕
07/12/2025
💕Te ho sambatra a!? hoy ilay zoky izay!?
"Aza maka lagy fa mifankatiava fotsiny!
Reveo manja fotsiny izy dia aza be kajy sy eritreritra dia Sambara!" izany hono ee! 💕
02/12/2025
💕Rehefa mba hitanao hoe manao ny tsara sy ny mahafinaritra ilay malalanao dia mba valio tahak izay koa izy eee! 💕