02/06/2026
Efa ela ve ianao no naniry hanomboka hianatra SOLFA?
Indro vahaolana iray atolotray ho anao, ianao no mandamina ny fotoananao, tsy mila miasa saina hanao téléchargement etsy sy eroa😃
🎬Fianarana amin'ny alalan'ny vidéo ao amin'ny siteweb manatsihoarana.de
👉 Vidéo miisa 26 isa
👉 Afaka manao téléchargement tsara mihintsy
✅ Mianarà araky ny fotoananao
✅ Tsy misy fetra ny fahafahanao mijery ireo vidéo
👉 Tongava ary ato amin'ny : https://manatsihoarana.de
02/06/2026
Manamora sy manafaingana ny fanoratanao Solfa🎹
Application (Desktop) ManoratraSolfa:
✍️Tsotra aoka izany ny fanoratana
✍️Afaka hanoratana feo 4
🎧 Afaka henoina izay nosoratana
📄Afaka anaovana Export PDF
🎁 Installation sy Test maimaimpoana
📋 Misy torolalana mora arahina
🕸️Afaka alainao ato amin'ny siteweb https://manatsihoarana.de
🎁Araraoty fa Promotion 30 000Ar ny clé d'activation amin'izao fotoana izao
15/05/2026
‼manatsihoarana.de‼
👉SiteWeb iray (izay namboarinay), ahafantsika maka ilay application ManoratraSolfa
👉ahafantsika mijery sy maka (manao téléchargement) fampianarana amin'ny alalan'ny vidéo.
👉Manokatra ny navigateur fampiasanao fotsiny ianao (chrome, opera,...) dia ampidiro ny adiresy hoe manatsihoarana.de
21/04/2026
📝Application (logiciel) fanoratana Solfa📝
‼️Afaka ataonao tsara mihintsy ny manao copie collé avy any amin'ny EXCEL dia alefanao amin'ity application ity mba hihainonao ny feony🤩‼️
📝Application namboarin'i Manatsihoarana Mozika
💥Ndrao tara fa efa version: 1.4.1 isika izao💥
Ato no ahafahana maka izany: https://solfa-app-web.web.app
🔔Manamora sy manafaingana ny fanoratana Solfa
🔔Afaka henoina izay nosoratana
🔔Afaka manao copie collé eny fa na avy any amin'ny excel aza
🔔 Afaka manao export PDF ahafahanao manao impression
🔔Compatible amin'ny windows 8 no miakatra (64 bits)
‼️Afaka maka sy manao test maimaimpoana ianao dia izay vao mividy ny "Clé d'Activation" ahafahana misitraka ny "fonctionnalité" rehetra rehefa tapaka hevitra
‼️Ho anareo izay efa nahazo clé d'activation dia maka mise à jour fotsiny sisa
13/04/2026
💥💥Super fans ! 💎 Rakotoarisoa Jose Eddy Eddy, Richard Andriasamoelina, Aina Sento, Raherimalala Tianarison
Mankasitraka hatrany 💥💥
11/04/2026
Tongasoa ianareo💥💥🎉🎉 ! Lorencio Lemaz, Bem's Ndoli, Simon Razafindraibe, Elnuevo Ckami, Jao Brichard, Voria Luther Elisé, Mandalova Tenisoa Fioharana Mihaino, Hery Andriatovo, Tsanta Fahendrena, Telson Tiko, Andriamianto Fidimanana Fetrasoa, Sounds Lhlaha, Florent Miandriray
09/04/2026
🌟Andiany 1.3.1 sahady isika izao🌟
💥Mitohy hatrany ny fanatsarana ho fanomezana fahafahampo ho anareo Mpanjifa💥
Afaka alaina ato amin'ity "lien" ity:
https://solfa-app-web.web.app
👉Compatible @ Windows 8, 11, 10 (64 bits)
👉Afaka enoinao izay nosoratanao (afaka henoina tsirairay isaky ny feo)
👉Afaka manao export PDF
na ianareo efa naka fa anao mise à jour na ianareo vao hanandrana
🎁marihina fa maimaimpoana ny fangalana azy, ny test... fa ny fahafahana misitraka ny fonctionnalité rehetra no mila mividy "clé d'activation"
08/04/2026
Mankasitraka hatrany💥💥🙏🙏
super fans ! 💎 Rakotoarisoa Jose Eddy Eddy, Richard Andriasamoelina, Aina Sento, Raherimalala Tianarison
02/04/2026
Miarahaba anareo Tongasoa eto amin'ny Pejy ! Nandrianina Harena, Ravotiana Andriantsoa, Toni Aldo Nasy, Zoniaina Ratovoarivelo, Sophoniel Fomahazomarina, Nary Andrianirina, Ëmï Rodhie, Elie Rakotoson, Randrianarimanana Nirina Nomeniavo AndoFitahiana, Jean Marc Randriamahafaly, Hanitriniaina Isabelle, Njakatiana Mivetso, Fandresena Valimbavaka Andrianjatovo, Germain Andria, Marcel Jacques Razanakolona, Aina NiRay, Henintsoa Sanda, Josefa Mahavonjy, Tsihoarana Rakoto, Vero Annick, Elie Rafalimanana, Njr Fi'naritra, Tooki'h Andria, Bekast Power Slam, Sitraka Nyaina, Lanto Hrvl, Fanomezana Tsilavana, Domoina Santatriniaina, Piano Clavier Fampianarana, Rj Sylvano Sylvano Rk, Rafanomezantsoa Adolph, Ayasi Hariache, Pascal Fänömezätsoä, Freddy Kely, Bipp's Esher Maik's, Lalaina Rija, Tonge Lof Yong, MyBoost Bélier, Kolisoa Zinah, Sedra Razafimahandry, Vaoary Jery Rakotomavonirina, Mario Fanirisoa
28/03/2025
💥Mahatsiaro mbola somary sahirana ve ianao rehefa misy SOLFA manoloana anao? Eny fa na amin'ny resaka "rythmique" na amin'ny feony "mélodique"
💥Manana faniriana ve ianao ny mba te hanoratra ny hira izay foroninao ho SOLFA
🤩Indro ary misy Sehatra iray afaka anampiana anao ka hianaranao ireo voalaza ambony ireo.
💥Araraoty fa efa vitsivitsy ihany sisa ny ora azo isafidianana.
Raha mila fanampim-panazavana dia afaka miresaka avy hatrany amin'ny MP na miantso ny laharana 034 91 055 89