Formations Professionnelles Mahefa - FPM

Formations Professionnelles Mahefa - FPM

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Formations Professionnelles Mahefa - FPM, Education, Antananarivo.

Photos from Formations Professionnelles Mahefa - FPM's post 06/02/2026

KILALAO azahoana vola 30 000 ariary / 20 000 ariary / 10 000 ariary
Fomba filalaovana :
1- Asio j'aime aloha ny pagentsika
2- Manaova komantera ato ianao hoe : MITONGAVA MIANATRA ato aminay fa misy formation betsaka be : langues (55000 ar ) / Club (25000 ar) / Cours prépa BACC / BEPC (10 000 ARIARY ) / Technique de guidage (70 000 ariary ) ary efa manomboka ny cours fa mitongava Zao dia zao aty amin'ny EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY fa ny 10 Février no farany mandray izahay.
Daty fidirana : 10 Février 2026
✓Cours du soir
✓Cours Midi
✓Cours matin (6h30) ho anao mpiasa
✓Cours Samedi /Dimanche
3- Inviteo namanao 30 mipetraka eto Toamasina hanao j'aime kaomantera sy ity pub ity
4- Izay be réaction indrindra hatramin'ny Talata 10 Février no mahazo loka. Olona 3 no mahazo
Contacts: 0340200169 / 0378100332

Photos from Formations Professionnelles Mahefa - FPM's post 03/02/2026

Cours D'ANGLAIS AMERICAIN / FRANÇAIS / ALLEMAND / ITALIEN EN PROMOTION.
DROIT CE MERCREDI 04 FÉVRIER : 10 000 ARIARY
DROIT CE JEUDI 05 FÉVRIER : 20 000 ARIARY
DROIT CE VENDREDI 07 FÉVRIER : 30 000 ARIARY
Droit après ces dates: 55 000 ARIARY
ARARAOTY ireo daty ireo arakaraky ny fahefanao mividy
✓COURS DU SOIR (18H)
✓COIRS MIDI (12H00)
✓COURS MATIN (06H30)
✓COURS WEEKEND
Écolage par mois: 25 000 ARIARY mais 15 000 ariary sy vous payez en avance
Opportunités d'aller à l'étranger
Prépa examens internationaux (CGM, TEFL. TESOL)
CERTIFICAT NATIONAUX ET INTERNATIONAUX
LIEU: EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY 0340200169 / 0378100332
BE THE FIRST AND BE THE BEST

Photos from Formations Professionnelles Mahefa - FPM's post 01/02/2026

SLC MADAGASCAR manolotra ho antsika eto TOAMASINA sy ANTANANARIVO Cours de langues:
✓ANGLAIS
✓FRANÇAIS
✓ALLEMAND
✓CHINOIS
✓ITALIEN
Droit d'inscription : 55 000 Ariary / Écolage par mois : 25000 Ariary (COURS NORMAL) / 75 000 Ariary / Écolage par mois 40 000 (COURS ACCÉLÉRÉ) / 55 000 ariary (Cours weekend)
Izay 10 manao inscription voalohany ny ALATSINAINY 02 FÉVRIER 2026 dia tsy mandoa écolage 1 volana be izao zany hoe efa ao anatin'ilay droit voalohany ny écolageny 1 volana.
RENTRÉES : MERCREDI 04 FÉVRIER 2026 /à SAMEDI 07 FÉVRIER 2026
+++COURS NORMAL 3 fois par semaine (Toutes langues)
+++COURS ACCÉLÉRÉ (Anglais / Français)
+++COURS WEEKENDS SAMEDI / DIMANCHE (ANGLAIS / FRANÇAIS)
Durée du cours :
---Cours normal : 6 mois depuis débutant
---Cours accéléré : 3 mois depuis débutant
---Cours weekend : 9 mois depuis débutant
FIN D'INSCRIPTION : MERCREDI 04 FÉVRIER 2026
HEURES DISPONIBLES:
✓SOIR (18H00 à 19h30)
✓MIDI (12H00 à 13h30)
✓MATIN (06H30 à 08h00)
✓Après-midi (16H à 17h30)
✓ Weekend à partir de 08H00 du matin
AVANTAGES CHEZ NOUS
+++OPPORTUNITÉS à travailler à l'étranger
+++Pratiques assurés
+++Préparatoire aux examens internationaux
Lieux : EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY TOAMASINA / COLLÈGE JARDIN DE SAGESSE AMBOLOMADINIKA TOAMASINA/ EPP ANDOHATAPENAKA 1 ANTANANARIVO
CONTACTS : 0340200169 / 0344098844 (Tana)/ 0378100332 / 0349643012
BE THE FIRST AND BE THE BEST

01/02/2026

COURS TRI A (Azo Antoka f Afaka)
ETUDE - EFFORT - RÉUSSITE
COURS PRÉPA BACC / BEPC + DOSSIERS D'EXAMEN 2026 TOUTES MATIÈRES (A - D - L - C - OSE).
Droit : 15 000 Ariary fa natao 10 000 Ariary raha Tonga misoratra anarana ny ALATSINAINY 02 FÉVRIER 2025 nohon'ny fangatahanareo.
Toerana fianarana sy fisoratana anarana : EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY anaty lakoro no misy anay miditra vavahady be ianao de mitodika ankavanana. Misokatra manomboka @ 08h00 maraina ny birao ary mihidy amin'ny 06 ora hariva.
Marihina fa efa manomboka ny cours ato amin'ny TRI A fa aza mangataka andro intsony fa Izay mianatra ato tsy maintsy afaka BACC Tsy BEPC avokoa. ARARAOTY koa ny promotion fa mandalo ihany izy io ah. Miverina 20 000 ariary raha vao tara Tonga mandoa droit. Afaka atao par mobile money ny droit d'inscription.
Emploi du temps :
✓Isan'andro : 18h15 hatramin'ny 19h45 (Soir)
✓Alarobia tolak'andro sy sabotsy tolak'andro 14h00 à 18h
Misy Cours particulier na à domicile koa ho an'izay liana
Manasa anareo Izay mbola te hiditra na hampiditra ny zanakao koa satria dia natao mirary 10 000 Ariary ny ALATSINAINY 02 FÉVRIER 2026 fa 15 000 Ariary raha vao tara koa araraoty ny fanomezanay lehibe io fa izahay kosa mandray mpianatra isan'andro.Mety raha tonga mialoha na koa @ 6 hariva iny mihintsy vao Tonga misoratra anarana sy mianatra avy hatrany. Marihina fa anaty lakoro izahay ato @ EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY raha hitady anay ianao.
Ho anao Izay :
---Te hanamafy fahaizana
---Efa naka tamin'ny taon-dasa kanefa tsy afaka
---Haka mention
---Hitifitra bacc na mbola kilasy ambany aza
Tombony ato aminay :
+++CANDIDATS D'ÉCOLE daholo
+++Mpampianatra lay tena mahay mampita indrindra
+++Betsaka mpampianatra mitsara @ bacc
+++ Fahafahana azo antoka
+++Arahanay maso tsara ny mpianatra
+++Mitady asa sy stage ho an'ireo mpianatra
+++Mampianatra langues mba ahafahany miasa any ivelany raha ilainy
TRI A : FAHAFAHANA FANADINANA AZO ANTOKA
Contacts : 0378100332 / 0349643012 / 0340200169

29/01/2026

2 ème VAGUE FORMATION EN TECHNIQUE DE GUIDAGE Toamasina ary efa misy koa Antananarivo miaraka @ formateur efa ela nilomanosana tanatin'io sehatra io.
Rentrée TOAMASINA : SAMEDI 31 JANVIER 2026. EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY
Rentrée ANTANANARIVO : MARDI 03 JANVIER 2026 à 14h ou 16h. EPP ANDOHATAPENAKA 1 AKAIKIN'NY FOKONTANY
FIN D'INSCRIPTION : SAMEDI 31 JANVIER 2026
FRAIS DE FORMATION : 100 000 Ariary pour 2 mois mais 50 000 ariary jusqu'au vendredi 30 JANVIER 2026 à 16h00.
Réservation en ligne possible.
Zavatra hianarana:
+++Acceuil des touristes
+++Le travail et responsabilités d'un guide touristique
+++Comment devenir un bon guide
Izay rehetra mahavita fiofanana dia manao entretien sy ampidirina manao guide Izay afaka rehetra .
AVANTAGES :
✓Apprendre les histoires des lieux historiques
✓Visites des lieux ou endroits touristiques (ville, parc, Rova,....)
✓Appui aux langues étrangères
✓Attestation à la fin de la formation
NB: mila manana niveau intermédiaire en langues étrangères anakiroa.
Ho an'ireo mbola tsy de mahay langue dia homenay cours spécial @ sarany mora indrindra.
Contacts: 0340200169 / 0344098844 (Tana) / 0349643012

29/01/2026

COURS TRI A (Azo Antoka f Afaka)
ETUDE - EFFORT - RÉUSSITE
COURS PRÉPA BACC / BEPC + DOSSIERS D'EXAMEN 2026 TOUTES MATIÈRES (A - D - L - OSE). Natao 10 000 ariary (Iray Alina ariary) ny droit d'inscription androany Alakamisy 29 Janvier sy ny zoma 30 JANVIER 2026 aty amin'ny EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY anaty lakoro no misy anay miditra vavahady be ianao de mitodika ankavanana. Misokatra manomboka @ 08h00 maraina ny birao ary mihidy amin'ny 06 ora hariva.
Marihina fa efa manomboka ny cours ato amin'ny TRI A fa aza mangataka andro intsony fa Izay mianatra ato tsy maintsy afaka BACC Tsy BEPC avokoa. ARARAOTY koa ny promotion fa mandalo ihany izy io ah. Miverina 20 000 ariary raha vao tara Tonga mandoa droit. Afaka atao par mobile money ny droit d'inscription.
Emploi du temps :
✓Isan'andro : 18h15 hatramin'ny 19h45 (Soir)
✓Alarobia tolak'andro sy sabotsy tolak'andro 14h00 à 18h
Misy Cours particulier na à domicile koa ho an'izay liana
Manasa anareo Izay mbola te hiditra na hampiditra ny zanakao koa satria dia natao mirary 10 000 ar androany ALAKAMISY 29 JANVIER sy ZOMA 30 JANVIER 2026 fa 20 000 ariary raha vao tara koa araraoty ny fanomezanay androany sy rahampitso .Mety raha tonga mialoha na koa @ 6 hariva iny mihintsy vao Tonga misoratra anarana sy mianatra avy hatrany. Marihina fa anaty lakoro izahay ato @ EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY raha hitady anay ianao.
Ho anao Izay :
---Te hanamafy fahaizana
---Efa naka tamin'ny taon-dasa kanefa tsy afaka
---Haka mention
---Hitifitra bacc na mbola kilasy ambany aza
Tombony ato aminay :
+++CANDIDATS D'ÉCOLE daholo
+++Mpampianatra lay tena mahay mampita indrindra
+++Betsaka mpampianatra mitsara @ bacc
+++ Fahafahana azo antoka
+++Arahanay maso tsara ny mpianatra
+++Mitady asa sy stage ho an'ireo mpianatra
+++Mampianatra langues mba ahafahany miasa any ivelany raha ilainy
TRI A : FAHAFAHANA FANADINANA AZO ANTOKA
Contacts : 0378100332 / 0349643012 / 0340200169

Photos from Formations Professionnelles Mahefa - FPM's post 29/01/2026

Cours spécial SAMEDI / DIMANCHE : ANGLAIS / FRANÇAIS ho antsika mpiasa Izay tsy afaka mianatra andavan'andro. Écolage : 00 Ariary. Droit 1 = langues 2 toy izao.
Droit ce Jeudi 29 Janvier : 25 000 ariary
Droit ce Vendredi 30 Janvier : 35 000 Ariary
Droit ce Samedi 31 Janvier : 45 000 Ariary
Rentrées: SAMEDI 31 JANVIER 2026 / DIMANCHE 01 FÉVRIER 2026 à l'EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY.
Durée : 3 mois / niveau
ARARAOTY FA ITY NO FIDIRANA FARANY TSY NASIANA ÉCOLAGE ary mbola natao misy promotion droit fa raha taraiky dia miandry 3 volana indray.
Emplois du temps:
SAMEDI 08H30 à 10H30 / DIMANCHE 10H à 12H00
SAMEDI 14H à 16H / DIMANCHE 14H à 16H
MAMPIAVAKA ANAY:
+++Tsy maintsy mahay ianao
+++Mahazo CERTIFICATS tsotra / international ( TEFL / TESOL)
+++Misy opportunités betsaka @ asa any ivelany
+++Misy sortie de promotion sy excursions
+++Misy Club de langue
+++Misy fialam-boly betsaka sy sport koa
BE THE FIRST AND BE THE BEST
INFOS ET INSCRIPTIONS EN LIGNE : 0340200169 / 0378100332

23/01/2026

COURS TRI A (Azo Antoka f Afaka)
ETUDE - EFFORT - RÉUSSITE
COURS PRÉPA BACC / BEPC + DOSSIERS D'EXAMEN 2026 TOUTES MATIÈRES (A - D - L - OSE). Natao 10 000 ariary (Iray Alina ariary) ny droit d'inscription androany Zoma 23 JANVIER sy ny SABOTSY 24 JANVIER 2026 aty amin'ny EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY anaty lakoro no misy anay. Misokatra manomboka @ 08h00 maraina ny birao.
Emploi du temps :
✓Isan'andro : 18h15 hatramin'ny 19h45 (Soir)
✓Alarobia tolak'andro sy sabotsy tolak'andro 14h00 à 18h
Misy Cours particulier na à domicile koa ho an'izay liana
Manomboka an'io zoma 23 JANVIER ny cours koa ilazana izay efa nisoratra anarana rehetra mba ho Tonga anio hariva @ 6.
Manasa anareo Izay mbola te hiditra na hampiditra ny zanakao koa satria dia natao mirary 10 000 ar androany Zoma 23 JANVIER sy SABOTSY 24 JANVIER 2026 fa 20 000 ariary raha vao tara koa araraoty ny fanomezanay androany. Mety raha tonga mialoha na koa @ 6 hariva iny mihintsy. Marihina fa anaty lakoro izahay ato @ EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY raha hitady anay ianao.
Ho anao Izay :
---Te hanamafy fahaizana
---Efa naka tamin'ny taon-dasa kanefa tsy afaka
---Haka mention
---Hitifitra bacc na mbola kilasy ambany aza
Tombony ato aminay :
+++CANDIDATS D'ÉCOLE daholo
+++Mpampianatra lay tena mahay mampita indrindra
+++Betsaka mpampianatra mitsara @ bacc
+++ Fahafahana azo antoka
+++Arahanay maso tsara ny mpianatra
+++Mitady asa sy stage ho an'ireo mpianatra
+++Mampianatra langues mba ahafahany miasa any ivelany raha ilainy
TRI A : FAHAFAHANA FANADINANA AZO ANTOKA
Contacts : 0378100332 / 0349643012 / 0340200169

22/01/2026

CLUB D'ANGLAIS AMERICAIN isaky ny sabotsy sy Alarobia après midi. Best Club of Toamasina (BCT)
Efa manomboka ny CLUB D'ANGLAIS AMERICAIN 2026 Ato amin'ny SLC MADAGASCAR ary natao Mirary dia Mirary satria
Droit d'adhésion : 25 000 Ariary / an
Participation: 3 000 Ariary / mois
Badge: 2 000 Ariary
Tombony :
+++Pratique 100 % (manitsy Izay manao diso)
+++Sahy miteny eo imason'olona
+++ Misy fitsidihana toerana manan-tantatara eto Toamasina
+++Manao débat sy thème isaky ny fihaonanana ary misafidy thèmes rehetra tianao
+++Manao sports sy fifaninana maro isan-karazany (FOOTBALL, BASKETBALL, MUSCULATION,sns....)
+++ Mianatra danses maro isan-karazany
+++Mianatra cuisine
+++Excursions
+++Mianatra miteny rapide be
Toerana: EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY
CONTACTS ET INFOS: 0378100332 / 0349243012 / 0340200169/ MP
BE THE FIRST AND BE THE BEST

21/01/2026

Cours de langues : ANGLAIS / FRANÇAIS en promotion ce MERCREDI 21 JANVIER 2026 pour les 15 personnes inscrits en premier ( Olona 15 Tonga misoratra anarana voalohany )
✓DROIT : 15 000 AR (75 000 FMG) pour une langue et 25 000 AR (125 000 FMG) pour les 2 langues . Unbelieveable nefa tena marina fa ny ALAROBIA 21 JANVIER ianao no misoratra anarana dia mahazo an'io tolotra io koa inona no andrasanao? Marihina fa olona 15 Tonga misoratra anarana voalohany ihany no homena tolotra io ary mandray ankizy kely izahay .
---ANGLAIS AMÉRICAIN
--FRANÇAIS PARLÉ
Ages: ENFANTS (06 ans et plus) / Jeunes (15 ans à 25 ans) / Adultes (+ de 25 ans)
∆ Ne ratez pas cette occasion!!! ∆
✓COURS DU SOIR (18h à 19h30)
✓COURS MATIN (11h à 12h30)
✓COURS MIDI (12h30 à 14h)
✓COURS SAMEDI (09h à 12h / 14h à 17h)
✓COURS MERCREDI ET SAMEDI (Pour étudiants)
Lieu d'inscription : EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY (Miditra anaty lakoro)
HEURES DE BUREAU : 08h à 11h30 (MATIN) / 14h à 17h15 (Après midi)
✓✓✓LES INSCRIPTIONS PAR MOBILE MONEY SONT POSSIBLES ✓✓✓ au 0378100332/0340200169
N'oubliez pas car c'est seulement ce MERCREDI 21 JANVIER 2026 et pour les 15 premiers inscrits.
À la fin de la formation :
+++Sortie de promotion
+++Certificat
+++Petite présentation au public
Avantages:
+++Pratique et efficace
+++Travail assuré au future (à Madagascar ou à l'étranger)
NB: MISY KOA NY CLUB D'ANGLAIS isaky ny ALAROBIA SY SABOTSY Izay efa manomboka ka 25000 Ariary isan-taona no haloa fa mila niveau intermédiaire farafaharatsiny.
Contacts: 0340200169 / 0349643012 / 0378100332 / MP

16/01/2026

FORMATION EN TECHNIQUE DE GUIDAGE ( FIOFANANA MBA HO LASA GUIDE TOURISTIQUE) + STAGE + ASA avy hatrany satria haute saison izao.
FRAIS DE FORMATION : 75000 AR mais 40 000 ariary ce SAMEDI 17 JANVIER de 08h à 12h donc profitez (ARARAOTY fa 40 000 ar ny sabotsy 17 Janvier)
Début de la formation : SAMEDI 24 JANVIER 2026
FORMATEUR: 15 ans d'expérience dans le tourisme et formation.
Conditions : Niveau intermédiaire en français et Anglais. Pas besoin de diplôme
AVANTAGES :
+++attestation à la fin de la formation
+++Visite des lieux historiques : Place bien aimée, place de la colonne , parque ivoloina, Foulpointe, canal des pangalanes...
+++Apprendre les histoires des lieux touristiques
+++Pratique sur terrain
+++Travail + stage
0340200169 / 0378100332

16/01/2026

FORMATION EN TECHNIQUE DE GUIDAGE (,FIOFANANA MBA HO LASA GUIDE TOURISTIQUE) + STAGE + TRAVAIL (ASA) izany hoe Tonga de manao entretien Izay mahavita formation
FRAIS DE FORMATION : 75000 Ariary mais 40 000 ariary pour les inscriptions ce SAMEDI 17 JANVIER 2026 donc profitez.
Début de la FORMATION : SAMEDI 24 JANVIER 2026
LIEU: EPP TODIVELONA RAPHAËL ANKIRIHIRY
AVANTAGES:
+++Visite des lieux historiques
+++Pratiques sur terrain
+++Attestation à la fin de la formation
+++Travail + stage
Contacts: 0340200169 / 0378100332

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo