10/09/2024
Mirary taom-pianarana feno fahombiazana eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika rehetra.
Ho tanteraka tokoa anie ny tarigetrantsika hoe
Olom-banona sy tia vavaka
Fanasin'ny fiarahamonina sy fahazavana
Mandroso sy miezaka hatrany 💖💝