03/08/2021
Ho antsika eto Itaosy sy ny manodidina, fampianarana
💻INFORMATIQUE BUREAUTIQUE💻
Ordinateur iray isaky ny mpianatra iray
* DACTYLO
* WORD
* EXCEL
* POWER POINT
* INTERNET,etc.....
Cours accéléré
- Faharetany : tapa-bolana monja
- Ora ianarana : isanandro
- Saram-pianarana : 70.000ar
Cours normal
- Faharetany : 3 volana
- Ora ianarana : Sabotsy maraina na hariva
- Saram-pianarana : 35.000ar
(aloa isaky ny début du mois)
hisoratana anarana : birao COURS EPIC sampanan'ny Vinany
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana : 032.93.944.84 /
034.85.743.87
Voafetra ny toerana
24/07/2021