manao ilay IA an
Ny fiainana fianarana
MIANARA DIA NY MBOLA MALAINA
FA REHEFA MAZOTO TSY AFAKA INTSONY
Aza mba ohatran'ny
"Alika mivahiny an-tany tsy fantatra,tonga tsisy mpitsena,lasa tsisy mpanatitra,atoandro tsy misy mpangoraka,amin'ny alinamisy mitoraka"
08/05/2022
Apprenons l'anglaisπππ
02/02/2022
lehibe Andriamanitra
Vavy: bb, Tsy tia ahy intsony ve ianao?
Lahy: fa nahoana ianao no milaza izany ry malalan'ny foko?
Vavy: satria tsy tsapako intsony ny fitiavanao ahy.
Lahy: nefa mbola tiako foana ianao bb
Vavy: porofoy amiko ary raha marina izany
Lahy: ok, esory ary ny akanjonao
Vavy: ok ok bb,
Tohizo ny famakiana, fantatro fa raha momba an'Andriamanitra no resaka teto, dia tsy hiraharaha izany ianao.
Andriamanitra: Faly Aho mahita ireto zanako.
Satana: Zanakao aiza?
Andriamanitra: Ireo izay mamaky ity hafatra ity.
Satana: Ireo izay mamaky koa dia namako koa.
Andriamanitra: Eny ary, andao hojerentsika hoe an'iza marina izy ireo.
Satana: Eny, mety tokoa izany. Ho hitanao fa ny namako dia hamaky nefa tsy hiteny na inona na inona. Satria tena tiany aho ary hiaraka amiko amin'ny andro farany izy ireo.
Andriamanitra: ny oloko dia hiteny hoe "LEHIBE ANDRIAMANITRA" ary Hizara ity hafatra ity 3 samy hafa misy azy ireo ato
Satana: πππππ
Andriamanitra: πππ

21/10/2021
Suite arithmetique et suite geometrique
Mazotoa mianatra isika rehetraπ
19/09/2021
Araho tsy tapaka ny pejy β
ato indray ary isika ho an'ny fianarana anglais
vocabulaire maromaro ahaizana mifehy ny langue anglaisππ
andrianiko ny teniko ny an'ny hafa koa feheziko
mazotoa ary de aza adino ny mi-j'aime ny page ehh
Aza raisina ho aniany ilay izy fa misy hafatra mafonja be ao anatiny ao an ππ
Aza adino ny m'jaime ny page ann ππ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Anosibe
Antananarivo