11/09/2024
AVY ANY AMBATONDRAZAKA IZY MIANAKA IRETO.
Hanao "Cours de Vacances" tato amin'ny Millennial Academy fotsiny hono no tena nahatongavany teto Antananarivo.
Tena nianatra tokoa ity Zaza ity ary dia tonga High Intermediate tao anatin'ny 2 mois. Raha ampiresahanao izy dia efa miresaka tsara 🥰
Mbola hoavy indray izany izy mianaka amin'ny taona hoavy manamafy ny efa azo.
Manomboka indray izao ny "Cours Année Scolaire" isaky ny Alarobia hariva sy Sabotsy maraina hoan'ny mpianatra dia AZA TARA!
Tadidio fa ny Zaza mahay Anglais tsy mba ho very mandeh' 😉
TOERANA:
I- ANTANIMENA, trano gris mifanila amin'ny Bassin Antanimena, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga. Ao amin'ny 2ème étage no manao inscription fa eto akaiky eto ihany ny école hoan'ny ankizy. 0346901529.
II- IAVOLOHA akaikin'ny GALANA, ampitan'ny Espace Salohy, Millennial Academy Kids: 0343067740
20/08/2024
SAO DIA MBA IANAO INDRAY NO HO ANY ÉTATS-UNIS? 🇺🇸
Misokatra hatramin'ny 10 Septembre ny Mandela Washington Fellowship izay programme ataon'ny Gouvernement Amerikana hanohanana ireo Tanora leaders eto Afrique.
✅ Tanora 21-35 taona ve ianao?
✅ Manao Zavatra miavaka eo amin'ny fiarahamonina misy anao?
✅ Mety hoe mitantana orinasa kely na association na miezaka fotsiny mampandroso ny manodidina anao amin'ny fomba rehetra...
Raha ENY ny valiny dia mety ho ianao ilay tena tadiavinay ka manasa anao hanatrika ny Fampahafantarana bebe kokoa izany atao hoe YALI sy Mandela Washington Fellowship izany ao amin'ny Millennial Academy izay iarahana amin'i Président Justino Hermann RAHARIZOANDRINIRINA ny Sabotsy 31 Août izao amin'ny 11 Ora maraina.
NB: Amporisihana indrindra ireo Tanora leaders manana fahasembanana mba handray anjara 🥰
TOERANA: Trano gris mifanila amin'ny Bassin Antanimena ao amin'ny 2ème étage, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga.
0346901529 no antsoina raha sendra ilaina.
19/07/2024
TE-HAHAZO CERTIFICAT INTERNATIONAL AMIN'NY 🇺🇲 TENY ANGLISY 🇺🇲 VE IANAO?
Ny Millennial Academy dia afaka ny hanampy hiteny Anglisy ao anatin'ny fotoana FOHY, ahazoanao TEFL INTERNATIONAL.
Rehefa mahay Anglais ianao dia mbola afaka manohy fianarana amin'ny Universités Américaines ahazoana LICENCE avy amin'ny Universités matanjaka any États-Unis.
🌟 Hoan'ny Ankizy 3ans dia efa afaka manao cours de langue ary 2ans dia efa afaka miditra amin'ny ÉCOLE SYSTÈME ÉDUCATIF AMÉRICAIN.
TOERANA: Antanimena/Iavoloha
☎️ 0346901529
19/07/2024
TSARA NY MAHAY 🇺🇲TENY ANGLISY 🇺🇲 RAHA TE HO LASA LAVITRA AMIN'NY FIANARANA NA ASA HATAONAO...
Misokatra ny Fisoratana Anarana hoan'ny andiany manaraka ho anao izay maniry hifehy ny Teny Anglisy☺️
Ato amin'ny Millennial Academy dia ahitana:
👉 ENGLISH FOR KIDS hoan'ny Ankizy 3 taona miakatra.
👉 ÉCOLE SYSTÈME ÉDUCATIF AMÉRICAIN hoan'ny Ankizy 2ans miakatra.
👉 ENGLISH FOR ADULTS hoan'ny 15ans miakatra.
👉 UNIVERSITÉ AMÉRICAINE hoan'ny efa mahay Teny Anglisy.
TOERANA:
Antanimena na Iavoloha
☎️0346901529
11/07/2024
EFA MISOKATRA NY VAGUE MANARAKA COURS DE VACANCES HOAN'IZAY TSY NAHATRATRA 🥰🇺🇲🇨🇵
Tianao ve ny Zanakao mba hahafehy ny 🇺🇲TENY ANGLISY 🇺🇲 dieny izy mbola kely??
Sa ve te-hanamafy haingana kokoa ny fahaizany 🇨🇵 FRANÇAIS 🇨🇵 ianao??
Ankohatra izay dia misy ihany koa ny ÉCOLE SYSTÈME ÉDUCATIF AMÉRICAIN hoan'ny Ankizy 2ans miakatra.
Araraoty ary fa efa mamaraparana inscription isika izao ☺️
ANTANIMENA:
Bureau mifanila amin'ny Bassin Antanimena anelanenal'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga.
Millennial Academy :0346901529.
Eto akaiky eto ihany ny école an'ny ankizy kely.
IAVOLOHA:
Akaikin'ny GALANA, ampitan'ny Espace Salohy.
Millennial Academy Kids: 0343067740
30/06/2024
MITADY COURS DE VACANCES NA ÉCOLE TSARA HOAN'NY ZANAKAO VE IANAO?
Ato amin'ny Millennial Academy dia ahitana
✅ Cours d'Anglais🇺🇲 Français🇫🇷 Mandarin🇨🇳
✅ École système éducatif Américain 🇺🇲🇺🇲🇺🇲
Efa mamaraparana inscription ka araraoty ary raha mahaliana anao 🥰 Faly izahay manana anao ho Ray aman-dRenin'ny mpianatra ato aminay ☺️
Toerana:
1- ANTANIMENA : Bureau mifanila amin'ny Bassin Antanimena anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga. Eto akaiky eto ihany ny fianaran'ny ankizy kely.
2- IAVOLOHA: Akaikin'ny GALANA Iavoloha, ampitan'ny Espace Salohy: Millennial Academy Kids
☎️ 0346901529
16/05/2024
IANAO VE EFA MBA NARIAN'NY FIARA AN-DALANA fa hoe tsy nirehitra ny jiro na tsy nety velona mihitsy ilay fiara 🥺 Kinanjo rehefa niantso Mécanicien avy any lavitra nandoavam-bola be ny karamany sy ny frais-ny dia tonga izy nijery, dia zavatra kely iray tsy nipetaka tsara no antony, 3 min no laniny dia nilamina ny zava-drehetra 🤔
Tsy mahafaty antoka indraindray ny mahay ÉLECTRICITÉ AUTOMOBILE 🚙 na tompona fiara ianao na mba te-hahay fotsiny na koa te-hahafehy mihitsy hoentina mitady asa.
Misy ny fianarana Électricité Automobile ifehezanao modules 12 ao anatin'ny 1 Volana monja. Modules 3 isan-kerinandro izany.
FOTOANA HIANARANA:
➡️Sabotsy 8-11h NA Alatsinainy sy Alarobia maraina 7:30-9h.
Tongava ary fa hahafehy ny tontolon'ny Élec Auto ianao ka tsy ho very mandeha.
Mahazo CERTIFICAT ianao ary mbola afaka manohy koa amin'ny Université Américaine mianatra Automotive Technology ahazoana LICENCE raha mbola te-hanohy lavitra kokoa.
TOERANA: Millennial Academy anilan'ny Bassin Antanimena ampitan'ny Fy'delikô fromage.
☎️ 0346901529
13/03/2024
METY HO AZONAO SARY AN-TSAINA VE HOE HO LASA AIZA NA HO LASA INONA NY ZANAKAO RAHA MAHAY ANGLAIS DIEN'IZAO?
Tsy hanenenana ny fiezahana hampianatra ireo Ankizy Teny Anglisy amin'ny fahazazany.
Hisokatra ny lalany, hahita ny masony ary hiroso ny diany mankany amin'ny fanatanterahana ireo nofinofiny rahatrizay...
Maka bourse? Mora mahazo!
Mitady famatsiambola? Mora mahita!
Tadidio fa ny ankamaroan'ny fampianarana sy torolalana ho amin'ny fahombiazana dia saika nosoratana na natao tamin'ny Teny Anglisy avokoa.
Maro ny zavatra mikatona na tsy fantatr'ireo tsy mahay Teny Anglisy.
Sokafy ny lalan'ny Zanakao! Vonona hanampy anao ny Millennial Academy .
Misy ny:
✅ Cours d'Anglais hoan'ny Ankizy. 3 taona dia efa afaka raisina.
✅ École système éducatif Américain. 2 taona dia efa afaka raisina.
Toerana :
👉 Antanimena: 0346901529
Bassin Antanimena ampitan'ny Fydeliko fromage.
👉 Iavoloha: 0343067740
Akaikin'ny Galana Iavoloha ampitan'ny Espace Salohy.
Millennial Academy Kids
"Ny Zaza mahay Anglais tsy mba ho very mandeha."
11/03/2024
MBA TE HAHAY TENY ANGLISY KOA VE IANAO?
"Tsy misy mafy tsy laitry ny zoto" 💪
Naharitra hatramin'ny farany izy 8 mianadahy ary dia izao nivoaka ofisialy izao rehefa nahavita ny fianarana Teny Anglisy tato amin'ny Millennial Academy .
Congratulations to all of you guys 👏 Keep it up!
Tsy Teny Anglisy ihany no nianaran'izy ireo fa ny fomba fandraisampitenenana ampahibemaso sy ny Haitarika ary ny Fandraharahana.
Raha mahatsapa ianao fa mety hanova ny fiainanao ny fahaizana miteny Anglisy dia efa misokatra indray ny Andiany manaraka.
✅ Ankizy: Alarobia hariva sy Sabotsy maraina.
✅ Olondehibe : Andavanandro na Sabotsy hariva.
TOERANA : Bassin Antanimena ampitan'ny Fydeliko fromage na Iavoloha ampitan'ny Espace Salohy.
CONTACT : 0346901529
08/02/2024
NY TANORA MAHAY ANGLAIS MORA MAHITA OPPORTUNITÉS 🗽🎊🇺🇸
Tsy fantatrao hoe oviana ianao no hoany andafy, na oviana no hisy vazaha hiaona aminao, na oviana no hahita bourse, na oviana no ho tojo asa mila mahay Anglais... Ny fiomanana tsara indrindra dia ny mianatra Anglais mba tsy hi-rater occasion 😎
Fiomanana tsotra toy izany dia mety hanova tanteraka ny fiainan'ny olona iray sy fianakaviana iray ary mety ho firenena iray.
Ry tanora, araraoty ny fotoana ahafahana mianatra Teny Anglisy!
Ny Millennial Academy dia mandray ireo mbola tena tsy mahay mihintsy, na koa efa mba mahaihay fa te-hanamafy na koa efa mahay mihintsy fa tsy ampy fahazarana.
Ireto no afaka hita ato amin'ny Millennial Academy:
✅ Cours d'Anglais sy Français hoan'ny Ankizy sy Olondehibe (Mahazo maimaimpoana Certificat International TEFL ny lehibe +18ans)
✅ Prescolaire sy Primaire système éducatif Américain (Iavoloha na Antanimena)
✅ Université Américaine programme en ligne ahazoana Licence amin'ny sarany mirary (3ans dia vita)
✅ We can also help if you want to study abroad (Higher scores on TOEFL or IELTS, Scholarships, Universities etc.)
BONUS: Fianarana Leadership sy Entrepreneuriat GRATUIT hanampiana ny Tanora hisitraka ireo Opportunités maro be toy ny bourses, famatsiambola, conférence/formation internationale...
📞 0346901529
Bassin Antanimena, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, ampitan'ny Fy'delikô fromage.