16/03/2023
Promotion fety
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manantena mikabary officiel, College & University, Antananarivo.
16/03/2023
Promotion fety
06/02/2023
Salama ny ambanilanitra
Tafahaona indray ny tia sy manina noho izany mbola mandray izay ny handray izay milay mpitondra teny rehetra midira Mp na antsoy mivantana ny 0347380908 aza tara
26/11/2022
Tompokolahy sy tompokovavy raozy ane aho ka raozy,raozy tarafany andro vao maraina ka velona tsiky vao maraina
Matoa ny andro natao hoe andro dia andro soa sarobidy sy manandanja indrindra dia ny fahavitany fifamofoina teo aminy roa Manantena_❤_Safidy
Ny zavatra iray izay tena tsara dia ny fitiavana madio tsy misy fiafarana
09/10/2022
Ny kabary no fiainana mandritrany tontolo iainana satria izy io sady haren-tsaina no fanandratana ny maha Malagasy ahy
Tiako gasikara
Mirehareha aho Malagasy
TanindRazako Madagasikara
20/09/2022
Sambatra raha samy Sambatra ny vohitra ambohimanga fa manana any ambatomiatendro fitazatazamana,ambatomiatendro fitazatazamana eo ihany fa I kianja malalaka sy fidasina mangony fotsiny.maro ny hazo fa ny fary no mamy indrindra,maro Ny voankazo fa ny voasary no mamy tokoa ka noho izany afaka manolotra ho anareo ny soa sy Ny tsara eo aminy sehatriny kabary izahay
Izay manodidina ny kabary rehetra na aminy lafiny rehetra mihitsy
12/09/2022
Asehoy aminy alalany kabary ny soatoavina maha Malagasy antsika
10/09/2022
Ry namako andeha isika hanadratra avo ny soatoavina maha Malagasy antsika
Izany dia asehotsika aminy halalany kabary
Andrianiko ny teniko fa ny any hafa koa feheziko
Ny kabary no harofanina tsy hivalanako any aminy hantrana
Io ihany koa no mpitarika mahomby mba tsy havery ahy