Miarahaba antsika rehetra,noho ny cyclone GEZANI dia tsy mianatra n'y mpianatra n'y Alarobia 11Février 2026
misaotra tompoko
Collège Privé E.P.A
Ceci est la page du Collège Privée E.P.A, une école pour vos enfants de la maternelle au collège.
Miarahaba,nanampakevitra n'y sekoly fa hanomboka hianatra n'y mpianatra ny Rahampitso Talata 14/10/25
Préscolaire :maraina ihany
Primaire/secondaire:tontolo Andro ,misaotra tompoko
Miarahaba,noho n'y toen-draharaha misy eto amintsika Dia tsy mianatra n'y mpianatra rahampitso,alatsinainy 13/10/2025,n'y Andro manaraka Dia lazaina manaraka ETO ihany,misaotra tompoko
Miarahaba tompoko,manomboka miverina mianatra n'y mpianatea rahampitso Talata,Dia izao no fandaharampotoana:
Préscolaire maraina ihany
Primaire:maraina ihany
Secondaire :tontolo Andro,misaotra tompoko
07/07/2024
Félicitations ianareo rankizy Dia hitombo fahalalna hatrany daholo
24/06/2024
Arabaina ianareo rankizy afaka tamin'ny CEPE Dia mitomboha fahaizana hatrany,bonne vacances👏🎉🥳
21/05/2024
Sortie récréatives 2023/2024
29/02/2024
Carnaval 2023 2024
29/02/2024
Carnaval 2023 2024
*Finies les vacances, finies les grasses matinées...
*A quelques jours de la rentrée, il faut que les enfants retrouvent un rythme de vie en relation avec les horaires de l'école...
*Il est temps de régler leur horloge biologique :
~se lever tôt , donc… dormir plus tôt, tous les jours pour éviter la fatigue , les manques de concentration et d’attention en classe...
école Ma passion
Arabaina daholo ianareo mpianatra 7e sy 3e nahazo ny diplaomam-panjakana 2022/2023.
Dia irariana samy ho tafita @ ambony indrindra daholo.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ambohijanahary
Antananarivo
103
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Tuesday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Wednesday | 08:00 - 12:00 |
| Thursday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Friday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 |