PRIMO COURS / JPE

PRIMO COURS / JPE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PRIMO COURS / JPE, College & University, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetraEfa mivoaka ny avis de concours polytechnique VontovoronaAza tara intsony fa manaova inscriptio...
02/11/2021

Miarahaba antsika rehetra
Efa mivoaka ny avis de concours polytechnique Vontovorona

Aza tara intsony fa manaova inscriptions

Mandalova ihany eo amin'ny stand Primo Cours Ankatso

Ry zandri malala rehetra izay te hanohy fianarana ao amin'ny ENI Fianarantsoa20 octobre 2021 ny manombona ny fanadinana ...
02/10/2021

Ry zandri malala rehetra izay te hanohy fianarana ao amin'ny ENI Fianarantsoa
20 octobre 2021 ny manombona ny fanadinana fifaninanana (concours), koa aza varimbarina intsony
Raha tianao ny ahomby dia aza misalasala manantona ny stande PRIMO COURS ankatso na JPE analakely, fa ho afa-po ianao amin'ny cours preparatoir izay iharahana amin'i Mr Tolojanahary (Toloja)
Droit d'inscription: 5000ar
Frais d cours: 40000ar

Ho tanterahana ny alakamisy sy zoma ho avy izao ny "salon des étudiants" ao amin'ny Université d'Antananarivo AnkatsoAza...
28/09/2021

Ho tanterahana ny alakamisy sy zoma ho avy izao ny "salon des étudiants" ao amin'ny Université d'Antananarivo Ankatso

Aza adino ny mandalo eo amin'ny stand PRIMO COURS rehefa avy ao fa vonona ny hanampy anao amin'ny fiatrehana ny concours izahay

Izahay eto amin'ny PRIMO COURS dia mampahafantatra anao fa amin'ny 04 oktobra ho avy izao amin'ny 9 ora ny "prise de concact" faharoa ho an'ny cours

Tel: 034 11 940 98

Ny PRIMO COURS dia sehatra iray hanampiana ireo mpianatra hiatrika ny concours na ny test d'accès izay misy ao Ankatso
24/09/2021

Ny PRIMO COURS dia sehatra iray hanampiana ireo mpianatra hiatrika ny concours na ny test d'accès izay misy ao Ankatso

Address

Antananarivo
TAA 101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PRIMO COURS / JPE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share