15/09/2023
⚠️ Inscription ouverte pour l'année universitaire 2023-2024
➡️ Rentrée : Décembre 2023
👉 Spiritualité
👉 Diplômes habilités par l'État et reconnus par la FOP
👉 Formation qualifiante avec des corps d'enseignants expérimentés
👉 Frais de scolarité très abordable
👉 Stages assurés
👉 Métiers assurés après formation
📞 0347329879/0325305329/0340398036/0337117172
28/09/2022
🎤🎤Ho antsika afaka bacc eto @ faritra Itasy sy ny manodidina🎤🎤
➡️Maniry te-hanohy fianarana
➡️Aza misalasala misoratra anarana ato Oniversity FJKM Ravelojaona Arivonimamo Arivonimamo
➡️Diplaoma ankatoavin'ny fanjakana
➡️Saram-pianarana tena mirary
➡️Mpampianatra za-draharaha
➡️ Mentions :👩🎓 DROIT👩🎓 GESTION 👩🎓 AGRONOME
➡️Voafetra ny toerana
➡️Fanazavana fanampiny:
📞0338410074/0347329879
➡️ Akaikin'ny Lycée Privé JOHNSON ARIVONIMAMO
23/11/2021
Famoahana ny andiany "HAFATRA"( Ho Avin'ny Firenena noho Anatra sy ny TRaikefa Ananana) teto @ Oniversity FJKM RAVELOJAONA Arivonimamo
Misaotra an'Andriamanitra lehibe noho ny fahavitan'izany ary misaotra antsika rehetra nanohana sy nanotrona nahafahana nahatontosa izany( foibe FJkm, Fanjakana, ONIFRA, Conseil d'administration, Mpampianatra, Mpiaramiombon' antoka rehetra: Directeur de la BOA, DREN, ray mpiahy, Fiangonana, Ray aman-drenin'ny mpianatra, mpianatra, isika rehetra
Mankasitraka indrindra tompoko, Ilay Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia antsika rehetra tamin'ny fikarakarana ny andiany "HAFATRA"
Mampanantena anareo izahay ato @ Oniversity FJKM RAVELOJAONA fa hanomana ny tsara kokoa hatrany.
Fidirana vaovao ho an'ny L1 n'y 06 desambra 2021 ho avy izao
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra
10/11/2021
👩🎓👩🎓Ho antsika eto @ faritra Itasy sy ny manodidina rehetra,
✅Afaka bacc ve ianao? Ka maniry hanohy fianarana @ sekoly azo antoka?
✅Aza misalasala misoratra anarana atoOnivOniversity FJKM Ravelojaona Arivonimamo OfficielMOniversity FJKM Ravelojaona Arivonimamo OfficieleOniversity FJKM Ravelojaona Arivonimamo OfficielvOniversity FJKM Ravelojaona Arivonimamo OfficielSekoly azo antoka sady manana Mpampianatra efa za-draharaha
✅Efa nahazo fankatoavana ara-panjakana
✅Misy kilasy mandry
✅ Saram-pianarana mirary dia mirary
✅Misy stage sns, saika efa nahazo asa avokoa ny mpianatra nivoaka tato ankoatr'ireo mbola manohy fianarana
✅Hisy lelavola 1000000ar ho an'izay sortant (e) major (*)
✅ mentions : Agronomie/Droit/Gestion
➡️Koa misorata anarana haingana fa voafetra dia voafetra ny toerana
➡️Fanazavana fanampiny :0341858673/0331159235
(*) Ho an'ny mpianatra miditra@ ity taom-pianarana ity
29/09/2021
Ho antsika afaka bacc?
Araraoty, aza tara, aty ny maso
17/09/2021
👩🎓Afaka bacc ve ianao?
🏫Mitady sekoly mendrika mba hahatafita anao?
🙏Aza misalasala manatona ny Oniversity FJKM Ravelojaona Arivonimamo fa maro no efa nahita soa tao ( Saika efa manana asa avokoa ireo nivoaka tao ankoatr'ireo mbola manohy fianarana)
✅ Saram-pianarana mirary dia mirary
✅Mpampianatra efa za-draharaha
✅ Hisy fanohanana manokana lelavola 1000000ariary ho an'izay mpianatra mendrika indrindra rehefa vita ny fianarany ho antsika mpianatra vaovao miditra taom-pianarana ity
✅Koa aza ela, fa voafetra ny toerana
Fanazavana fanampiny 📞0341858673/ 0331159235