07/12/2025
Let's go🇺🇲
📣📣Mila manao pratique anglais ve ianao 😃🗣️? Te-hianatra zava-baovao mahakasikan'ny teny anglisy 📕🎯? Sa mila mizara ny trakefa izay efa anananao 👏🧑🏫? Na koa hoe te-hifaneraserara amin'ireo olon-kafa miteny anglisy 👬?
💥Natao ho anao ity Evening Club
👉Misy ny Lundi hatramin'ny Vendredi
👉Manomboka amin'ny 17h ary mifarana amin'ny 18h:30
👉Ny Fandraisana anjara dia 2000ar/semaine
👉Mahazo tonga daholo na niveau inona ianao na inona.
❤️Ho anareo izay mbola tsy nianatra ny teny anglisy mihitsy (debutans), dia afaka mianatra manokana ao amin'ny EEC Analamahitsy (cours d'anglais)👩🎓🧑🎓. Raha toa ka mila fanazavana fanampiny mahakasika ity dia manasa anao andefa hafatra mivantana amin'ilay page eo ambony.
Raha toa kosa ianao mila fanazavana fanampiny amin'ilay English Evening Club, dia azonao atao ny miantso ny 038 72 086 24 na mandefa hafatra mivantana amin'ilay page.
17/08/2025
🇺🇲COURS DE LANGUES 🇫🇷
🖥️INFORMATIQUES📳
🇺🇲HO ANAO MANIRY NY TE HAHAY TENY ANGLISY.🇺🇲
⏭️VONONA NY HANAMPY ANAO IZAHAY ARY IANAO MAHAY NO TANJONAY.
➡️TOMBOTSOA MANOKANA:
✅COURS DU SOIR GRATUIT
✅FORMATION CALL CENTER GRATUIT.
⏭️RENTRÉE : ISAKIN'NY LATSINAINY.
📳CONTACT : 038 94 870 15.
🔴TOERANA : ANALAMAHITSY _ SABOTSY NAMEHANA _ANDRAISORO.
16/06/2025
🇺🇲COURS DE VACANCES 🇫🇷
🖥️INFORMATIQUES📳
🇺🇲HO ANAO MANIRY NY TE HAHAY TENY ANGLISY.🇺🇲
⏭️VONONA NY HANAMPY ANAO IZAHAY ARY IANAO MAHAY NO TANJONAY.
➡️TOMBOTSOA MANOKANA:
✅COURS DU SOIR GRATUIT
✅FORMATION CALL CENTER GRATUIT.
⏭️RENTRÉE : ISAKIN'NY LATSINAINY.
📳CONTACT : 038 94 870 15.
🔴TOERANA : ANALAMAHITSY _ SABOTSY NAMEHANA _ANDRAISORO.
21/05/2025
🇺🇲HO ANAO MANIRY NY TE HAHAY TENY ANGLISY.🇺🇲
⏭️VONONA NY HANAMPY ANAO IZAHAY ARY IANAO MAHAY NO TANJONAY.
➡️TOMBOTSOA MANOKANA:
✅COURS DU SOIR GRATUIT
✅FORMATION CALL CENTER GRATUIT.
⏭️RENTRÉE : ISAKIN'NY LATSINAINY.
📳CONTACT : 038 94 870 15.
🔴TOERANA : ANALAMAHITSY _ SABOTSY NAMEHANA _ANDRAISORO.
01/05/2025
🇺🇲VAOVAO BE EEC OF MADAGASCAR 🇺🇲
🇺🇲ANDRAISORO TSARAHONENANA🇺🇲
🇺🇲HO ANAO MANIRY NY TE HAHAY TENY ANGLISY.🇺🇲
⏭️VONONA NY HANAMPY ANAO IZAHAY ARY IANAO MAHAY NO TANJONAY.
➡️TOMBOTSOA MANOKANA:
✅COURS DU SOIR GRATUIT
✅FORMATION CALL CENTER GRATUIT.
⏭️RENTRÉE : ISAKIN'NY LATSINAINY.
📳CONTACT : 038 94 870 15.
🔴TOERANA : ANALAMAHITSY _ SABOTSY NAMEHANA _ANDRAISORO.
➡️ MISOKATRA HO ANAO NY FISARATANA HANARANA 🇺🇲
21/04/2025
🎉Congratulations guys 🎊
🇺🇲you did it🇺🇲
28/03/2025
💻📳 FORMATION CALL-CENTER 100% PRATIQUE.
27/03/2025
🇺🇸 COURS D'ANGLAIS ET FRANÇAIS AVEC EEC 🇺🇸🇺🇸 COURS EN LIGNE OU EN SALLE PRÉPARATION: TOEFL /IELTS 🇺🇲🇺🇲
🖥️ INFORMATIQUE :
👉 BUREAUTIQUE - COMPTABILITÉ.
> Te hiala amin’ny tsy fananana asa ianao?
> Tianao ho doublé na triplé ny vola miditra aminao?
> Manana nofinofy hanohy fianarana na hiasa any ivelany ianao?
FAHAIZANA MITENY ANGLISY IHANY no azoko antoka fa hanova ny fiainanao.
Apetrao aty amin’ny fianarana teny anglisy ny VOLANAO fa izay no lalana manapaka afahanao tafita; tsy azo hialana intsony ny fahaizana miteny anglisy na tianao na tsy tianao.
👇👇👇
Prochaine rentrée:
🇺🇸 Cours journalier: 7-14 Avril 2025 Débutant, Intermédiaire et Avancé.
NY MAMPIAVAKA NY FIANARANA ato amin’ny EEC?:
1- Azo antoka à 100% ny fahaizanao miteny anglisy sy mi-comprendre ny teny anglisy.
2- Certificat après rehefa hita fa mahay tsara.
3- Raha maniry ny hiasa any amin'ny Call center.
4- Cours du soire gratuit et club d'Anglais et Français
5- Formation Call center.
15 isaky ny salle de classe ihany no raisina ka Aza tara ianao.
Teny anglisy ihany no fomba haingana afahantsika tafita sy mandresy ny fahantrana.
Mitadiava fomba hianarana teny anglisy mba afahanao mandray opportunité.
Contact:
034 84 257 41
038 94 870 15
🔴Toerana:
🚩Analamahitsy total akaikin'ny Étoiles color
🚩Sabotsy Namehana akaikin'ny Pharmacie
English for Everyone's Course
Cours d’anglais Américain 🇺🇸
13/02/2025
🇺🇲🇩🇪🇫🇷Ho anao maniry ny te hahay teny - mpirenena maro samy hafa. Faly izay manolotra anao Ireo formation maro samihay ato amin'ny EEC of Madagascar.
Maneranan' Antaninarivo.
🔴Analamahitsy_ Sabotsy Namehana - Ankatso.
👉Rentrée : 17 Février 2025.
📞Contact : 038 94 870 15.