Salama tompoko .cours samedi.7h a 10h MATH COMPTABILITE L1CO syL1G .10H A 17H CAE ,MQPD, ECO INT L3CO hilazao n namana .MISAOTRA TOMPOKO
Cours Cntemad Epp Jjr Analakely
Natao hanampiana anao hahay hiteny anglisy
Faly miarahaba antsika rehetra , efa nanomboka NY encadrement L1E, mitohy NY alakamisy 11/05/23 izao NY encadrement L1 économie , toerana epp 67ha sud salle 20, akaiky ny poste 67ha , aza Tara a,☎️: 034 72 258 24, zarao ,ilazao ny namana
Faly miarahaba antsika rehetra, araka ny fotoana efa nifanomezana Dia amin'ny zoma 03/03/23 @ 13h ao amin'ny salle 13 ao Epp Jjr analakely, no fihaonambe mialohan'ny hanombohana ity raharaha manga ity Dia ny taompianarana 22-23, koa entanina isika économie première année rehetra ho Tonga maro, fandaharampotoana:
fampahafatarana
fizarana traikefa
fizarana ny fomba fianarana ao amin'ny CNTEMAD sy ny économie
ny système LMD
fanotaniana arhina valiny
Market place
Brainstorming
Marosamihafa
Entano Ary ny namana ho tongava maro, tsy mis vidimpidirana fa hoento ny récépissé nisoratanao anarana tao @ CNTEMAD,misaotra tompoko ny filières hafa Mbola hoa avy ihany ko
Miarahaba antsika nahatratra ity taona vaovao ity.😘😘Mirary ny soa sy ny tsara hoantsika ny ekipa rehetra ✋
Miarahaba antsika mpianatry CNTEMAD fa nahavita soa iny fanadinana iny sady mirary fahombiazana sahady izahay eto @ cours d'appui
09/08/2022
L1CO, L1G, L2E
👉Aza adino ny math financiere isaky ny alarobia hariva @ 13h. Rahampitso ny fotoana
26/07/2022
👉👉Aza adino fa tahaka ny mahazatra misy mathem Financière & marketing rahampitso alarobia à 13h.
📢Aza adino isaky ny alarobia à13h : 👉Math Fi & marketing ( L1CO, L1G,L2E )
👉Inventaire compta & math appli ( L2CO)
21/06/2022
👉L1G L2E L1CO, Aza adino ny Math financière & marketing isaky ny Alarobia @ 13h
17/06/2022
𝙈𝙞𝙩𝙤𝙝𝙮 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙮 𝙘𝙤𝙪𝙧𝙨. 𝙈𝙗𝙤𝙡𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙧𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙩𝙚 𝙝𝙖𝙝𝙤𝙢𝙗𝙮 𝙞𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙠𝙤𝙖.
10/06/2022
🇲 🇧 🇴 🇱 🇦 🇹 🇸 🇾 🇹 🇦 🇷 🇦 🇫 🇦 🇹 🇴 🇳 🇬 🇦 🇻 🇦
𝐀𝐳𝐚 𝐚𝐝𝐢𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐄𝐃𝐓 𝐢𝐬𝐚𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲.
👉𝟖-𝟏𝟐𝐡 : 𝐋𝟏𝐆 𝐋𝟏𝐂𝐎 𝐋𝟐𝐄 𝐦𝐚𝐭𝐡𝐞𝐦 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫𝐞 & 𝐦𝐚𝐫𝐤𝐞𝐭𝐢𝐧𝐠
👉𝟕-𝟏𝟐𝐡 : 𝐋𝟏𝐄 : 𝐦𝐢𝐜𝐫𝐨𝐞𝐜𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐞& 𝐦𝐚𝐜𝐫𝐨𝐞𝐜𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐞
👉Aza adino : L1CO, L2E, L1G isaky ny Alarobia 13-17h : Math financière & marketing
Cours Cntemad Epp Jjr Analakely Send a message to learn more
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Sur Facebook
Antananarivo
101