Ceadi University

Ceadi University ORIENTATION UNIVERSITAIRE, COURS PREPARATOIRES,...

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao. Mirary soa koa izahay mba samy ho tafita amin'ny fiainany daholo ...
05/01/2023

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao. Mirary soa koa izahay mba samy ho tafita amin'ny fiainany daholo isika rehetra, indrindra ianareo tanora mianatra, mitady asa, na efa miasa... Inty indray ary ny vaovaontsika amin'ity taona ity. Mandefasa MP fa tsy ary voalaza ao amin'ny afisy daholo ny antsipiriany e.

Informations ho antsika rehetra manao sy mbola maniry hanao COURS PREPA ato amin'ny CEADI ito ambany ito. Aza matahotra ...
28/08/2022

Informations ho antsika rehetra manao sy mbola maniry hanao COURS PREPA ato amin'ny CEADI ito ambany ito. Aza matahotra fa manomboka io Alarobia 31 août io amin'ny 8h manomboka ny coursntiska. EXCEPTIONNEL: Vetivety ihany aloha satria tsara manatrika ity eny Ankatso ity inareo avy eo. Hifanampy be dia be isika.

28/08/2022
Indreto misy informations ilaina ho an'izay hiditra EGS. Avy any am-potony.
28/08/2022

Indreto misy informations ilaina ho an'izay hiditra EGS. Avy any am-potony.

ASSEMBLEE GENERALE de la Mention GESTION
Ce vendredi 02 septembre à 12h30 (Grand AMPHI)

Fiadanana! Efa akaiky daholo ny ankamaroan'ny concours universitaires ry zandry malala isany. CEADI manolotra COURS PREP...
28/08/2022

Fiadanana! Efa akaiky daholo ny ankamaroan'ny concours universitaires ry zandry malala isany. CEADI manolotra COURS PREPARATOIRES ho amin'izany. Vakio etsy ambany. Manampy anareo be dia be koa izahay amin'ny SAFIDY tsara amin'izay hatao. Mirary soa ho tafita eo amin'ny fianarana sy ny fiainana mihitsy. CEADI, réussir savie.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ceadi University posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category