Association des Éducateurs Espoir Malinjo

Association des Éducateurs Espoir Malinjo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association des Éducateurs Espoir Malinjo, School, Antananarivo.

Une centre éducatif pour les adolescents et jeunes ayant une déficience intellectuelle .Cette dernière incluant la trisomie 21,l'autisme,et les retards mentals

Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 22/05/2026

✨ SORTIE CLASS CAMPING – Sary tapany fahefatra farany✨☺️

Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 22/05/2026

✨ SORTIE CLASS CAMPING – Sary Tapany fahatelo ✨

Fitsidihana orin’asa fanjairana akanjo, fiompiana bitro sy akoho maro be, ary mba nianatra namboly ihany koa ireo ankizy sy ny mpanabe . 😁
Fotoana tena feno hafaliana 🤗

Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 22/05/2026

✨ SORTIE CLASS CAMPING – Sary Tapany faharoa ✨

📍 Alakamisy fenoarivo Benasandratra 📍
Mankasitraka sy misaotra indrindra anareo rehetra izahay : 👨‍👩‍👧‍👦 ray aman-dreny, 👩‍🏫 mpanabe sy mpikarakara, 🏡 toerana nandray, ary indrindra 💙 ireo ankizy rehetra izay nandray anjara tamim-pifaliana.🤗
Fotoana feno hafaliana sy fiarahana mamy no niainanay nandritra ireo activités maro natao :
🍳 cuisine,
⚽ sport,
🎲 jeux de groupe,
🐇 fitsidihana fiompiana bitro sy akoho,
👕 ary fitsidihana orinasa fanamboarana akanjo.

Nampifaly sy nampianatra zavatra maro ny ankizy ireo fotoana ireo, sady manampy ny ankizy hianatra tsikelikely ny fahatokisan-tena, mampitombo ny autonomie, ary ny fahaizany miaina sy mifandray amin’ny hafa. 💙. 🌿✨

Misaotra anareo rehetra tamin’ny fanohanana sy fiarahana. 💙🥰

Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 20/05/2026

✨ Fintina an-tsary ny andro voalohany ✨

Tonga soa avokoa ny rehetra 😊
Niaraka nisakafo sy nifankazatra tsara ny ankizy.
Nanao fitsidihana toerana ihany koa izahay, ka nahita ny fanaovana menaka “huile essentielle” avy amin’ny ravintsara 🌿

Taorian’izay dia nisy lalao sy fanatanjahantena nampifaly ny ankizy ⚽🎉
Feno tsiky sy hafaliana ny andro androany 🥰

Mirary alina milamina sy torimaso mamy ho an’ny rehetra 😴🌙

Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 18/05/2026

Nahafinaritra sy nankasitrahana tokoa ny fotoana niarahana ny fifampizaràna, ny fanehoana talenta ary ny fitondrana am-bavaka niarahana tamin'ireto fikambanana mpampiely boky adventiste.

🙏 Isaorana manokana ny fikambanana Mpampiely Boky Adventista noho ny famangiana sy ny fanohanana sarobidy nataon'izy ireo ho an’ireto zanan-tsika.

🎁 Anisan’izany ny:
-fitaovana enti-manao fanatanjahantena,
-boky maro mahasoa,
-ary sakafo natolotra tamim-pitiavana.

Mankahery sy mankasitraka azy ireo hatrany amin’ny asa masina sy feno fitiavana ataony ho an’ny ankizy.
Enga anie Andriamanitra hitahy sy homba azy ireo mandrakariva amin’ny asa masina rehetra atao. 🙏

Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 11/05/2026

✨ Clôture du mois de sensibilisation à l’autisme ✨

Dans le cadre de la clôture du mois dédié à la sensibilisation à l’autisme, une belle activité a été organisée avec Orange Solidarité Madagascar et Au Fem. 💙🧩

Parmi les paroles inspirantes partagées lors de cette journée :
« Le handicap n’est pas un obstacle lorsque la société s’adapte aux personnes en situation de handicap.
Il le devient lorsqu’on refuse de les accepter et de leur donner une chance. »

Ensemble, continuons à promouvoir l’inclusion, la bienveillance et l’égalité des chances pour tous nos enfants. 🌍💖
Autisme Fédération Madagascar Orange Solidarité Madagascar

Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 01/05/2026

⚽ Hianatra sady hilalao amin’ny alalan’ny sport!🏃‍♀️

Ho an’ireo zanan-tsika hafakely,, ny sport dia manampy azy hifandray amin’ny hafa, hanana fahatokisan-tena ary hianatra amin’ny fomba mahafinaritra 💙
“Ny fahasamihafana dia hery.” 🌈

26/04/2026

💡 Former aujourd’hui, réussir demain ! 🚀

Nous adressons nos sincères remerciements au "Projet jeune Leader" ainsi qu’à AUFEM Madagascar 🙏✨pour ces formations enrichissantes et essentielles à l’éducation et à l’avenir de nos enfants.
Aujourd’hui plus que jamais, nous sommes motivés, engagés et prêts à les accompagner vers la réussite .💪🧒👧


Autisme Fédération Madagascar

Photos from Ligue Analamanga Des Echecs's post 23/04/2026
Photos from Association des Éducateurs Espoir Malinjo's post 22/04/2026

👉 jeux de société 🎲 jeux d’échecs ♟️

Des activités qui aident les enfants à se concentrer 🧠, à mieux s’organiser 📋 et à jouer ensemble 🤗. Elles leur apprennent aussi à gérer leurs émotions 💙, que ce soit gagner 🏆 ou perdre.

🙏 Merci à la ligue analamanga des Échecs pour son soutien ♟️💙.

Photos from Orange Solidarité Madagascar's post 22/04/2026

Nous adressons une immense reconnaissance à Orange Solidarité Madagascar 🙏 pour son précieux soutien à notre programme.

Ensemble, continuons à bâtir une société plus compréhensive 🤗, solidaire 🤲 et inclusive 🌍💙.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo