16/06/2022
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy Mizara Matematika, College & University, Antananarivo.
16/06/2022
30/05/2022
26/01/2022
✍CHANGEMENT DE VARIABLE
Io no atolotray hoanay ato anaty pejy...
Hiresaka momban'ny Intégration isika atoato satria ilain'ireo mpanala fanadinana sy fifaninana izany.
✍Koa aza misalasala ary ianreo mpianatra kilasy famaranana raha toa ka misy fanontaniana tianareo apetraka mikasika ny "Intégration"
Mirary fahaizana ombam-pahalalàna feno hoanao izahay eto amin'ny Malagasy Mizara Matematika.
15/12/2021
Démonstration par récurrence.
Ahoana tokoa moa no mahatonga io "somme" iray io?
betsaka ny azo hanaporofoana an'io fa ny raisonnement par récurrence no atolotra hoantsika aminn'y fizarana manaraka.