22/05/2026
Emploi du temps CEPE Catholique
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Notre Dame de Fatima Ambohimirary Ofisialy, High School, Ambohimirary, Antananarivo.
22/05/2026
Emploi du temps CEPE Catholique
22/05/2026
Salama tompoko fanamafisana fandaharam-potoana
15/05/2026
Salama tompoko fandaharam-potoana DS
Salama tompoko.
Tsy mianatra ny mpianatra rehetra ny zoma sy sabotsy izao noho ny andron'ny sekoly katôlika.
Ny classe 1ere no solon-tenan'ny sekoly mankany (présence obligatoire). Mihomonà ihany ko ireo mpifaninana religion sy ny open zazavavy sy zazalahy ho any. Samy mitondra sakafo avokoa . Ny fotoana fahatongavana any dia amin'ny 7:00 maraina eo amin'ny vavahady ambany ESCA Antanimena (samy manao izahay hahatongavana e). Misaotra tompoko
10/05/2026
Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny tombola nokarakarain'ny VRM. Arabaina manokana isika naazo ny loka. Misaotra tompoko
Salam tompoko
Fanintsiana ny daty hanaovana ny fifaninana hidirana kilasy faharoa (2nde) dia naroso ny zoma 19 jiona 2026 misaotra tompoko
27/04/2026
Salama tompoko, mankasitraka anareo rehetra tamin'ny fandraisana anjara nataonareo tamin'ny hetsika nataon'ny mpanabe, mpandrahara teto amin'ny sekoly.
Toy izao no tsara ho fantatra momba ny fampidirana mpianatra vaovao 2026-2027. Misaotra tompoko
Salama tompoko amin'ny 7:50 ny mpianatra rehetra no miditra ny alatsinainy ho avy izao. (Ny kilasy famaranana kosa miditra amin' ny 7:00) Misaotra tompoko
01/04/2026
Fandaharam-potoana ny kilasy famaranana
11/02/2026
Salama tompoko,
Mitohy ny fianarana rahampitso alakamisy 12 Febroary 2026. Misaotra tompoko
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
| Saturday | 08:00 - 12:00 |