17/08/2026
FANAZARANA MITENY ANGLISY miaraka amin’ny AEC 😉
Miaraka @ lay système vaovao sady efficace be😃
Vao andro voalohany izao ireto Niveau 2 ireto tonga dia parlé be + Fanomezana vocabulaire sy conseille afahana mizatra miteny anglisy avy hatrany😎.
Mitady fanazarana miteny anglisy koa ve ianao?
Ndao oa hiaraka aminay 🇺🇸
American English Camp
Fanazarana miteny Sinoa
👇👇👇
Chinese by American English Camp
16/08/2026
EKIPA gravy sady professionnelle no handray anao ato @ AEC .
Rahampitso ny fidirana , raha mila fanazarana miteny anglisy tsara ianao dia AEC no mety aminao indrindra.
See you tomorrow 🇺🇸😉
Contact:
038 81 510 05
038 21 261 01
Toerana: Tsarasaotra Ivandry à 1km de La city Ivandry.
American English Camp
Cours de Chinois
👇👇
Chinese by American English Camp
15/08/2026
TSY MIVOHA NY AEC ANDROANY
🇺🇸
American English Camp
14/08/2026
Congratulations guys 🥰🥳🥳🥳
American English Camp
14/08/2026
New FINAL EXAM at AEC !!!
Congrats to these brave students 🥳🥳🥳🥳
It’s not just a simple speech anymore, we upgrade the level into a PUBLIC DEBATE 😱🤨🇺🇸
Congratulations 🍾🎈🎉🎊
……………..
Examen famaranana vaovao be ato @ AEC !!!
Tsy speech tahakan’ny taloha intsony no natao , fa nampiakarina niveau ambonimbiny kokoa ka DEBAT imasom-bahoaka no atao manomboka izao😱🤨🇺🇸
American English Camp 👉 The best
The new vibes of English
13/08/2026
American English Camp
The new vibes of English🇺🇸😉