TNathalieRandriamanantenasoa

TNathalieRandriamanantenasoa

Share

Page personnelle

07/11/2025

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy. Misy tolotr’asa io sao misy liana

📢📢📢 OFFRE D'EMPLOI 📢📢
Partagez à max pour que d'autres auront accès à l'offre 👌

21/09/2025

Miarahaba antsika rehetra
Elaela aho fa teto indeay. nohon’ny asa amandraharaha. Manohana namana aho. Travel et tour operator ry zareo, mba mangataka maso ato amin’ity pejy ity😉🙏🏽
https://www.facebook.com/share/162XaL1ysa/
Mankasitraka

Lemur Adventure dxb "Lemur-Adventure: Based in Dubai as a travel agency. Make your journey unforgettable.Your adventure start here!"

23/11/2024

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy
misy tolotr’asa nampitaina tamiko ity sao misy liana isika
Nous recrutons un chirurgien et un anesthesiste

Poste basé à Ambanja DIANA

Clinique privé CDD ou CDI

Dossiers

· CV avec contact rapide

· Une lettre de motivation

· Photocopie de tous les diplômes acquis

· Photocopies CIN, carte d’ordre

Adresse

[email protected]

Les dossiers incomplets ne seront pas pris en compte. Nous cherchons une personne disponible de suite, déjà diplômé et expérimenté,

Dead line 28 novembre 2024

De l'importance du suivi de la courbe 29/07/2023

Intéressant, ny an'ny olona dia hoe tendakanina foana mantsy

De l'importance du suivi de la courbe Les innombrables idées erronées qui circulent, y compris chez les médecins, dégradent la qualité de la prise en charge des enfants obèses. Elles méritent d’être corrigées.

30/03/2023

Miarahaba antsika havana, namana, mpianatra
Tsy hoe te hi post, fa misy manontany par mp dia zaraiko eto izay kely mba haiko momba ny sakafo voalanjalanja (alimentation équilibrée
Atao sary na "pyramide" izy ka ny ety ambany (base) no tokony hoanina. Rehefa miakatra any amin'ny tendrony (sommet) dia voafetra (tsisy miteny hoe tsy mahazo fa voafetra ("limiter la consommation de...")
1. Tandremo anefa :
- Ny " " indrindra ny vary fotsy (100 g = 1 vilia = mitovy @ 27 morceaux de sucre). Raha hihinana ihany dia vary mena (rouge), na brun na noir ohanina. Tsy mitovy @ fotsy ireo
- Ny ( ) : 1 sotro fihinanana 🥄= 3morceaux de sucres
2. Miova Io pyramide Io raha olona taizana diabeta na bé loatra ny lipides (dyslipoprotéinemie) n'a misya fetin'ny fo sy lalandrà (Maladies cardiovasculaires)
Bonne fin de semaine les ami-e-s😁 Dia aza adino n'y manao fampiasambatana (fanatanjahantena na hafa😝)

19/10/2022

Misy tolotr'asa Io nampitaina tamiko
Tonga Dia miantso @ ireo numéro ireo hono n'a mandefa mail
Izaho nizara fotsiny

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo
101