Natao hoantsika fikambanana mijoro ara-dalana eo anivony fiangonana ity tolotra ity (tsy mifidy antokompinoana)
👉Fampiofanana maimaimpoana mahakasika ny resaka cuisine sy pâtisserie de base
👉Raha Mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina
👉 Frais de déplacement iany no hany antohanareo
👉Ianareo no mividy sy manomana ny ingrédients/ fitaovana sy toerana hanaovana ny Fampiofanana
Vatom'iam
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vatom'iam, Antananarivo.
https://www.facebook.com/100063905655357/posts/937417318398448/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
16/05/2023
🥰Atelier spécial Fête de mère
Chouchouter votre maman par notre atelier Salé - Sucré
Prix 🍍150000Ar🍒 par module si c'est par groupe et🍓200000ar 🍇en solo où chez vous
---------------------------------------------
😍Ataovy miavaka ny fanomezana omena an'i Neny, alefaso hianatra mahandro ato aminay izy no afaka Tonga any aminareo koa zahay hampianatra azy
Sarany 150000ar ny par groupe Ary 200000ar kosa ny mandeha irery na ny any antokatrano nao
En sucré :
🥧 Tiramisu
🍩Crumble aux fruits
🍨Glace
Date: 22 et 27 Mai 2023
En salé :
* Plat Italien
🍝Pâte de pâte
🍜Lasagne
🌮Ravioli
🥗Gnocchis
Date: 23 et 26 Mai 2023
👉NB : Mbola misy module maro azo isafidianana ato aminay
👌🔥Manana formation à la carte koa izahay izany oe misy karazana sakafo maro ao anaty menu Dia ianao no misafidy izay tianao hianarana
😊🤩koa manasa anao hanaraka tsy tapaka ny pejy na handefa hafatra miafina na miantso Haka ny andinindininy
17/12/2022
17/12/2022
Noël avec Crèche
🍭🍬🍡🌲🌲🌲
🙏 Mankasitraka anareo nisafidy anay
# paquet de bonbon personnalisé à partir de 😻1500Ar seulement . Contactez nous en MP ou appelé directement au 0348944351
A très vite😍🍒🍓🍍🍉🍎
12/11/2022
🍭🍬Manimanitra Noël sahady ato aminay.
Tsy mitsahatra ny mamoaka zavatra tsara hoantsika izahay.
Duo🍓🍉🍍de fruits dray no collection bonbon atolotra ampitiavana be😍😃💕💓 hoanareo mpanjifa.
09/11/2022
Photo du jour
29/10/2022
,,
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Antananarivo