English School of Madagascar - Antanimena

English School of Madagascar - Antanimena

Share

Formation en Langue anglaise et en Tourisme

24/09/2025

Ho fitandremana dia foana ny cours rahapitso. Am zoma indray.

Stay safe. Tomorrow, class canceled. See ya on Friday.

29/07/2025

📣 PROMOTION VITA BAC 📣

✅️ Hararaoty fa mandalo ny PROMO VITA BAC 😁 du 21 juillet au 02 août 2025

👉 Fidirana manaraka: 11 août 2025
👉 Efa nisokatra ny inscription
👉 Voafetra ny toerana

1️⃣- Mandray débutant
2️⃣- Fanazavana @ teny Gasy
3️⃣- Misy certificat isaky ny niveau

➡️ Anglais parlé
➡️ Accent américain
➡️ Développement personnel

✅️ TONGAVA DIEN'ZAO...

TOERANA: Antanimena ambony akaiky ny banky pharmacie ralison.

INFOLINE:
034 87 200 38
034 64 141 73
034 77 424 26

06/06/2025

Anisan’ny mpianatra tao amin’ny ESM izy. Efa nianatra teny anglisy nandritra ny 4 volana . ary izao no vokatra
🇺🇸🙏

26/05/2025

Toy izao ny mpianatra nivoaka avy tato amin’ny ESM Antanimena.

Tongava koa ianao ho isany fianakaviamben’ny ESM.

10 juin fidirana manaraka
Efa nisokatra ny inscription
Mbola misy toerana nefa voafetra na izany aza

Mandray na mbola débutant
Fanazavana @ teny Malagasy
Misy certificat aorian’ny fianarana

Anglais parlé
Accent américain
Développement personnel

Toerana Antanimena ambony entre banque bfv sy pharmacie ralison

INFOLINE
034 87 200 38
034 64 141 73

Photos from English School of Madagascar - Antanimena's post 16/05/2025

🔴 𝗠IANARA FITENY #𝗔𝗻𝗴𝗹𝗶𝘀𝘆 HOY I #𝗧𝗲𝗴.

🔎 "Tena sarotra ny teny Frantsay.. be conditions be.. sady eo @ firenena Francophone ihany dia tapitra.. (tsy mahamenatra ny tsy mahafehy an’io fa basique dia ampy)

➡️ Izay teny ahafahanao mifanerasera amin’izao tontolo izao fehezina tsara fa raha zay no vitanao MISOKATRA HO ANAO IZAO TONTOLO IZAO.

👉🏿 Ny fiteny no be mpampiasa indrindra maneran-tany @ ity taona 2024 ity (1,520 milliards de personnes).

✅ Miss word, Miss Univers, Miss Earth sy izay Miss Miss lehibe rehetra ireny TENY ANGLISY no hifampiresahana sy hampahafantarana izay tetikasa

⚠️🤔 fa tsy azoko hoe maninona nefa no miteny Frantsay manazava ee 🤗

: 🍀Concours, bourses, asa, stages…. Sns tena feno manerantany fa ny ankamaroany dia amin’ny teny Anglisy dia tsy fantantsika…

⚠️⛔️ fa lasa any amin’ilay efa vitsy no hifandrombahan’izay miteny Frantsay.. kofona ny ankamaroany tsy mahazo.

__________🇲🇬🇺🇲🇲🇬🇺🇲__________

❤️ FOTOANA IZAO, IANARO NY TENY ANGLISY 🇺🇸

💯💯💯 FIDIRANA MANARAKA ATO amin'ny English School of Madagascar - Antanimena sy ESM TALK SHOW dia Talata 10 juin 2025. Tongava misoratra anarana dien’zao 💯💯💯

👉🏿 Anglais parlé
👉🏿 Accent américain
👉🏿 Horaires au choix
👉🏿 Mandray débutant
👉🏿 Misy niveau avancé
👉🏿 Misy certificat @ farany
👉🏿 Misy développement personnel

💧ESM TALK SHOW Antanimena akaikin’ny banky bfv sy pharmacie ralison.

©️ Teg Yv

01/05/2025

come and join us🇺🇸

28/04/2025

WE ASPIRE TO EMPOWER PEOPLE

👉🏿 Fidirana manaraka: 05 mai 2025
👉🏿 Efa nisokatra ny inscription
👉🏿 Toerana voafetra

✍🏿 Mandray débutant
✍🏿 Fanazavana @ teny gasy
✍🏿 Misy certificat rehefa vita examen

💠 Anglais parlé
💠 Accent américain
💠 Développement personnel

✅ Misokatra ny birao ESM de
Lundi au vendredi de 8h à 16h || tous les samedis de 8h à 11h30

💎 Toerana: Antanimena ambony entre banque bfv sy pharmacie ralison.

➡️ INFOLINE:
034 64 141 73
034 87 200 38

18/03/2025

🔴 Ity indray ny fidirana manaraka ho antsika izay tsy nahatratra fidirana t@ volana marsta ity.

👉 Fidirana manaraka: 07 avril 2025
👉 Efa nisokatra ny inscription
👉 Voafetra ny toerana

💠 Mandray débutant
💠 Fanazavana @ teny gasy
💠 Misy certificat rehefa vita examen

💎 Anglais parlé
💎 Accent américain
💎 Développement personnel

💧 Toerana Antanimena ambony akaiky ny banky bfv sy pharmacie ralison.

📞 INFOLINE:
034 87 200 38
034 64 141 73
034 77 424 26

07/03/2025

Stay tuned and follow for more 😉

27/02/2025
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101