Mba fantatrao ve?

Mba fantatrao ve?

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mba fantatrao ve?, College & University, Antananarivo.

05/05/2025

*Jean c'est HOMME🥰
*Marie c'est FEMME🥰
Maintenant JEAN-MARIE c'est qui 🙄

01/09/2023

🔴 ⚠️🩸| Raha ny eto Madagasikara aloha dia mbola maro no tsy mahalala izay aretina tadiavina amin'ireo analyse-na rà asain'ny Dokotera hatao.

🇲🇬 Tsara ihany anefa no mba manana fahalalàna ankapobeany amin'izany.
______________________________________
Ireto ary ny ampahany amin'izy ireo :

✅1️⃣ na (numération formule sanguine)
👉dia hitiliana hoe ampy rà ve (raha latsaka ny hémoglobine dia tsy ampy rà ilay marary, izay lay anémie)
👉tafiakatra ambony be ve ny isan'ny sela fotsy (raha ambony ny globules blancs be dia manambara fa misy infection na homamoadany rà)
👉ampy ve ny isan'ny plaquettes (raha latsaka be dia mety ho antony hampande-rà)

✅2️⃣ (c-reactive protein)
👉raha mikatra dia manambara fa misy inflammation izay ilay marary (ny antony dia mety ho microbe tafiditra, na cancer, na aretina hafa). Ny analyse hafa no manampy be be kokoa hitadiavana hoe aiza ilay toerana misy io inflammation io.

✅3️⃣ sy (azotémie)
👉dia loto ao anaty rà (raha avo be izy io dia tsy miasa tsara ny voa, na hoe manao insuffisance rénale).
👉mety ho fiakarana mandalo miserana fotsiny, ka rehefa tsaboina ilay antony mampiakatra azy dia midina ho normal ihany (izay ilay insuffisance rénale aigue).
👉raha efa potika kosa ny voa, dia tsy hidina ho normale intsony io analyse io (izay ilay insuffisance rénale chronique).

✅4️⃣
👉hijerena hoe ampy Potassium tsara ve ilay marary, sa tafiakatra avo loatra (hyperkaliémie, izay mety hampijanona ny fò tampoka raha tsy voatsabo) sa latsaka ambany loatra (hypokaliémie, izay mampikorontana fidoboky ny fò, mahatonga faharerahana, crampes, sy maro hafa).
👉ampy sira tsara ve (Sodium sy Chlore). Raha tafiakatra avo loatra (hypernatŕémie, dia mety tsy ampy rano izay ilay olona, na déshydraté). Raha tafidina ambany indray dia na tena tsy ampy sira tokoa, na feno rano ny vatany ka mila alaina (hyponatrémie de dilution).

✅5️⃣ (transaminasémie)
👉hitiliana hoe misy s

08/08/2023

Ho an'ny mananjanaka Kely,tsara ho fantatra ihany n'y vokatry n'y fiompiana saka 🐈
Anio,andro manerantany ho an'ny saka 🐈

Fantatrao ve ny ?

1) Inona no atao hoe
Aretina azo avy amin’ny 🐈 indrindra ny 💩 (kankana microscopique na parasite) izay manimba ny fahasalamana

2) Eto aho dia miteny hoe tsara raha manao fitilina ny vehivavy mitondra vohoka🤰🏼
Mila mitandrina tsara ny vehivavy bevohoka fa lasa mamindra amin’ny zaza ao an-kibo👶 ka lasa manjary miteraka tsy fahatomombana ho azy izany

👀 Ny tsara ho fantatra dia ao amin’ny tain-tsaka no ahitana an’io katsetsitra (parasite) io raha tafahinana biby na misy an’io ilay saka
Izany hoe tsy ny saka rehetra no misy azy io

3)Noho izany azo atao tsara ny misoroka ny toxoplasmose mba tsy hifindra amin’ny vehivavy bevohoka:
- Tsy mikirakira ny fitoeran’ny tain_tsaka💩
- Tsy minana sakafo mantà mihindra, indrindra ny hena🥩
-Tsy maintsy sasana tsara ny , (tsara kokoa dia voasana raha hoanina manta) 🍎🥕🍓🍊
- Mila mitandrina tsara amin’ny fahadiovan’ny tanana sy ny toeram-pikarakarana ny sakafo🍳🍜
-Manasa tanana tsara amin’ny rano💧 sy savony 🧼 rehefa avy mikirakira ny zaridaina🌿🌴🍂

Farany, ho an’ireo vehivavy tsy mbola voan’io aretina io, izany hoe toxoplasmose negative, dia mila manao fitilina isam-bolana foana.

26/07/2023

Anjara sa Safidy

Ny VADY ?🙏💖💋

22/07/2023

RY RAY AMAN-DRENY TANDREMO NY SAKAFO PÂTES INSTANTANÉS FA MAHAVOAN'NY HOMAMIADAN'NY TSINAY❌ ARETIN'NY RÀ SY HOMAMIADAN'NY RÀ( LEUCÉMIE)...

Zarazarao azafady tompoko (Sedaap,apollo, presto, na pâtes sy ny kalikaly matsiro hafa... Sns)

" Mampalahelo be fa betsaka amin'izao ny zaza
isehoan'ity aretina ity eny amin'ny hopitaly: Misy
hoatran'ny karazana ampoule mibotsina rà
miseho eny amin'ny sandrin-tanana, rehefa atao
ny analyse de hita fa manao anémie sévère ilay
zaza. Rehefa nohalinina dia hay tsy fahampiana hormone mibaiko amin'ny famokarana rà no mahazo azy ireo.
Vokany ,voatery mitsindrona hormone vidina 3
millions fmg /mois ireo zaza mba hiverenan'ny vatany hamokatra rà @ ara-dalàna. Mandritra ny 2 taona no tsy maintsy hanaovana io tsindrona io. Ireo izay tsy mbola manana ny fahefana hividy an'izany ny fianakaviana dia manao hémorragie ilay zaza ary dia voatery mampiditra rà isan'andro
aloha. Mandrapahoviana anefa???
Nambaran'ny dokotera fa resaka intoxication
no fototr'io aretina io ary ny sakafo sinoa,
PÂTES ALIMENTAIRES isan-karazany ireny no
tena mahatonga an'izany.

❌Ny fanjakana eto amintsika efa corrompu, mahazo tsolotra de avela hiditra eto daholo ty fatin-kanina feno poizina sy importé rehetra ity.
Ny menaka hanintsika efa poizina sy cancérigène ny ankamarony, zao koa mbola mampidi-doza ny sakafo entin'ny sinoa.
DIA ALEO DE MIFADY AN'IRENY tsotra zao, tsy
mahafaty antoka antsika ny tsy mihinana
an'ireny fa aleo mitandrina. Rehefa tsy hisy
hividy isika dia ho foana ho azy reny, eny fa
na dia amin'ny ampahany aza. Heloka ho ahy ra
tsy nampitandrina anareo rehetra eto aho satria
tena zava-doza ny ateran'ireny karazan-
tsakafo ireny.
Manginy fotsiny ny homamiadan'ny rà(leucémie), homamiadan'ny tsinay, AVC, rhumatisme,arthrite, goutte sns vokatry ny ve-tsin any anatin'ny sauce-n'ireny.
MARIHINA FA TSY PÂTES INSTANTANÉS IHANY AKORY NO SAKAFO FENO PRODUITS CHIMIQUES MAHATONGA HOMAMIADANA SY ARETINA MARO MISY ETO MADAGASIKARA FA MARO BE TSY TAMBO ISAINA

21/07/2023

✅ HISOROHANA NY OLANA TAHAKA IZAO SY NY ADY TANY DIA: IRETO AVY NY AMPAHANY DINGANA ATAO RAHA MIKASA HIVIDY TANY NA TRANO

🔥Teknika 1: ilaina ny fijerevana ifotony an' ilay Tany kasaina ho vidiana.
🔥Teknika 2: Manontany ny mponina mipetraka manodidina ilay Tany sao sanatria misy ady ara pitsarana ilay Tany.
🔥Teknika 3: Alohan'ny hanaovana Acte de Vente na Vodiondrimbarotra sns dia mila omanin'ny mpivarotra ireto taratasy manaraka ireto:

🏵️ Certificat d'immatriculation et de situation juridique Latsaky ny telo volana ka mila
👉Jerena tsara sao misy fampahafantarana ady
👉Jerena tsara sao natao antobola
👉Jerena tsara sao misy vesatra
👉Jerena tsara sao boky rovitra sns....

🏵️Dika mitovy ny kara-panondrom pirenena an'ny Mpividy sy mpivarotra ary ny vavolombelona vita Fanamarin'tsonia
🏵️Saritany 03 na 05 Latsaky ny telo volana ka ny iray asiana coordonnées Laborde
🏵️ Fanamarinam' ponenan'ny mpividy sy mpivarotra latsaky ny telovolana
🏵️ Taratasy fiantohana soniavin'ny mpivarotra sy mpividy légalisé en forme foncier 02.
🏵️Taratasy fangatahana famindrana miaraka vaovao Tiana omena ilay Tany légaliser soniavin'ny Mpividy ihany 02
🏵️ Autorisation de transaction immobilière 01 alaina any@ ministère de l'aménagement du territoire
🏵️Boky TITRA na BOKY KADASITRA
🏵️ Misafidy ny hanaovana ny fifampivarotana na Acte Notarié na acte authentique na acte sous seing privé
🏵️ Mila Tonga eo daholo ny mpivarotra sy ny mpividy ary ny vavolombelona @ fotoana hanaovana ny fifampivarotana fa raha tsy izay dia mila fanomezam' pahefana
🏵️Raha mpandova no MIVAROTRA dia mila Arahina Tsara ny lalànan'ny Fandovana......

✅ MIALOHAN'NY ZAVA DREHETRA DIA: AZA ADINO NY MAKA MPANDREFY TANY MATIANINA MBA AHAFANTARANAO NY FARITRY NY TANY NA TRANO VIDIANAO🙏

Ireo aloha @ ankapobeny.......

MAZOTOA MIZARA HOAN'NY HAFA

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo