Histoire et Géographie - Bac 2026

Histoire et Géographie - Bac 2026

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Histoire et Géographie - Bac 2026, Tutor/Teacher, Lot C9 AC Antsahamaina, Antananarivo.

Photos from Histoire et Géographie - Bac 2026's post 27/10/2025

Boky Histoire et Géographie Terminales A-CD-L-S-OSE
Versions 2025 - 2026
- Efa azo jifaina eny amin'ny Librairie Catholique Antanimena.
- Afaka atao "commande" mivantana aminay ihany koa.

👉 Afaka misafidy ianao na amin'ny teny frantsay na amin'ny teny malagasy.
👉 Afaka miara miasa amin' ireo sekoly , mpampianatra , ary indrindra ianareo mpianatra izahay.
👉 Ary tsy adino ihany koa fa afaka mandefa ireo ho anareo izay any @ faritany ihany koa izahay.

Ireto avy ireo laharana ahafahana mifandray aminay mivantana:
☎️ 034 11 649 10
☎️ 033 11 084 11

Mr ASA Solomona

Photos from Histoire et Géographie - Bac 2026's post 18/09/2025

RESUME COURS HISTOIRE N°01: SERIES A-C-D (VF + VM)

Photos from Histoire et Géographie - Bac 2026's post 18/09/2025

RESUME COURS HISTOIRE N°01: SERIES L-S-OSE (VF + VM)

02/09/2025
01/09/2025

Bonne année scolaire pour tous 😇

27/08/2025

✍️ MBA hanomboana tsara ity taom- pianarana ity 🙂
Efa mivoka ny boky Histoire et Géographie Terminales ACD - L - S - OSE
Versions 2025 - 2026
Izay azontsika jifaina eny @ librairie catholique Antanimena
Vidiny : 1o ooo ar
👉 Afaka misafidy tsara ianao na amin'ny teny malagasy na amin'ny teny frantsay
👉 Afaka miara miasa @ ireo sekoly , mpampianatra , ary indrindra ianareo mpianatra izahay.
👉 Ary tsy adino ihany koa fa afaka mandefa ireo ho anareo izay any @ faritany ihany koa izahay.

Ireto avy ireo laharana ahafahana mifandray aminay mivantana:
☎️ 034 11 649 10
☎️ 033 11 084 11

Mankasitraka anareo dia mirary "taom-pianarana feno fahombiazana" ho atsika rehetra 😇

08/08/2025

IREO FOMBA AHAIZANA NY LESONA ...

07/08/2025

🗓️ 06 Aogositra 1945 baomba nokleary voalohany natao hoe "Little Boy" nalatsaka tao Hiroshima, namoizana aina 120.000 eo ho eo tao anaty minitra vitsy. Lasa tanàna famaritana ny fandravan'ny bombe nucléaire.

🌱 Tsy nijanona ho tanàna rava anefa i Hiroshima, nohon'ny herim-po sy fikirizana nananan'ny mponina dia lasa tananan'ny fiadanana i Hiroshima, ivon'ny teknolojia vaovao sy ny famoronana.

🇯🇵 06 Aogositra 2025, tanàna maneho ny fanantenana i Hiroshima, mampahatsiahy antsika fa tsy tokony ho voafatotry ny lasa isika fa mila miroso hatrany hoamin'ny fahatsarana.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Address


Lot C9 AC Antsahamaina
Antananarivo
103