03/06/2026
‹ Christian Education ›
👉 Ny School' art dia manasa
le monde
🌴‹ ATELIER DE VACANCE ›
💁 Ankizy , tanora
Mandritra izao vacance izao
☑️Juillet . Aout
( Erinandro maromaro tsy mampiasa écrans eh ! )
📍Toerana : Àmbohimanarina
🗒️isaky ny Talata . Alarobia . Sabotsy
☑️Hilalao .
☑️Hianatra .
,☑️Hamantatra .
☑️Hizara .
Amin'ny alalan' ny
Dessin . Peinture . Divers Jeux . Danse . Sortie . Shooting .
👉Sady mianatra no miala kely amin' ny écrans eh !
📝Fisoratana anarana volana Juin (en ligne)
💁Fidirana : juillet
Manasa anao liana , handefa ‹message en privé › raha misy mahaliana anao .
Tahian' Jesoa .
School'art
25/05/2026
Ianao ve tia manao sary
Te handalina
Te hampitombo ny fahaizanao
Manana fotoana malalaka tsara isaky ny Sabotsy maraina - 12ora
Ianao no te hianatra sy manao sary an
Afaka manantona ny sekoly sy hifampizara amin'ny mpanao sary toa anao ve
Vonona hianatra sy afaka tohanan'ny Dada sy Neny
Manana fijery manomboka sy mamarana
...ndao hisoratra anarana dien' izao fa
Misokatra ny taom- pianarana zava kanto eto School' art
Alarobia hariva na sabotsy tapak' andro maraina
Toerana Ambohimabarina
Na ianao miantoka ny fitaovana na sekoly no miandraikitra feno
Araka ny safidinao
Fisoratana anarana : hatramin'ny fin Juin
Voafetra ny toerana
25/05/2026
Cours de dessin
Pour les débutants
Adolescent
Samedi 8h a 12h
18/05/2026
School' art vous propose
🎨 COURS D’ARTS PLASTIQUES POUR ENFANTS 🎨
Offrez à vos enfants l’opportunité
👉de développer leur créativité, leur imagination et leur talent artistique dans une ambiance adaptée à leur âge.
📌 Pour les enfants de 4 ans à 8 ans
📍 Lieu : Ambohimanarina
📚 Cours présentiel
📅 Durée : une année académique
🕝 Mercredi : 14h30 à 16h00
🕣 Samedi : 8h30 à 10h00
👉L’inscription est obligatoire pour toute une année académique.
Les frais de formation donnent également droit à l’accès à toutes les activités organisées durant l’année.
✏️ Dessin – peinture – coloriage – poteries - sculpture ...activités créatives et éducatives adaptées aux enfants.
📩 Nous contacter en message privé pour plus d’informations et les inscriptions.
15/05/2026
Cours de dessin
Pour les enfants de bas âges
À partir de 5 ans à 8 ans
Mercredi 14h à 15h
Samedi 8h30 à 10h
15/05/2026
Fidirana vaovao
Cours de piano
Débutants
Septembre
Plus d' info en messAge privé
à partir de 6 ans