24/06/2022
----TOP Formation et Club des Enseignants Expérimentés:
---FARADOBOKA Bacc L, S et OSE assuré par les Enseignants Concepteurs et reconnus aux nouvelles séries à Madagascar.
----04 au 15 Juillet 2022 au TOP Formation (Malaza Sampanan'i Tongarivo Tanjombato.
---Contact: 034 41 169 29--033 42 124 24
"La réussité n'est pas le fruit du hasard"
20/09/2021
🇲🇬PREPARATION CONCOURS DE RECRUTEMENT ENSEIGNANT SES;
👍 AZA TARA FA TSY HENENINA IANAO
-- Cours de préparation: 25 Septembre 2021 à 8h au Saint Michel Amparibe.
-- Documents Bien adoptés. Manana izahay ho an'izay mila. MP🙏
14/09/2021
---COURS PRÉPARATOIRE AU CONCOURS DE RECRUTEMENT DES 350 ENSEIGNANTS SES---
--Samedi 18 et 25 Septembre 2021 ao amin'ny SAINT MICHEL AMPARIBE.
--"COURS CLE" hitondra antsika @ FAHOMBIAZANA. Vonona hanome fahafahampo antsika hatrany ny CLUB DES ENSEIGNANTS EXPÉRIMENTES.
🛤🙏LA RÉUSSITE N'EST PAS LE FRUIT DE HASARD
01/09/2021
**FORMATION EN LIGNE DES ENSEIGNANTS SES**
**ILAINA ny miofana mba hampahomby tsara ny ASA MASINA izay ataotsika.
**ENSEIGNER c'est FORMER
se FORMER avant d' ENSEIGNER**
12/08/2021
***Fahombiazana ho an'ny Mpiofana ny andiany voalohany, Maro koa isika no nangataka ka indro: 2ème Vague de FORMATION DES ENSEIGNANTS S.E.S/ PRÉPARATION AUX CONCOURS DE RECRUTEMENTS DES 350 Enseignants du MEN.
***Misokatra ihany koa ny FORMATION EN LIGNE
***Voafetra ny toerana noho ny hamehana ara-pahasalamana amin'izao ka HANGATAHANA 🙏isika mba hisoratra anarana mialoha mba tsy ho taraiky amin'ny ora farany.
13/07/2021
FORMATION DES ENSEIGNANTS S.E.S AU LYCEE
PRÉPARATION AUX CONCOURS DE RECRUTEMENTS DES 350 ENSEIGNANTS MEN
- Maro dia maro ny filana Mpampiananatra Sciences Economiques et Sociales (SES) eny amin'ny Lycée amin'izao fotoana izao noho ilay Drafitra Fanarenana ny Fanabeazana eto Madagasikara (PSE).
- Noho izany indrindra ny fanatanterahina ity FIOFANANA ity.
- Natao ho anao maniry NY HAMPIANATRA na HANAMAFY NY TRAIKEFA ity Fiofanana ity.
- Fiofanana ahafahanao mampitombo ny traikefa maha-mpampianatra ary afahanao miomana amin'ny Fanadinana isan-tokony (recrutements, concours).
02, 03, 04, 05 Aout 2021 ao amin'ny Saint Michel Amparibe
13/07/2021
Recrutement au niveau du Ministère de l’Éducation Nationale