Tamo
sharing-training-helping Hello,
So far I know , I am not the perfect person to choose for an english teaching or practising .
Humbly I created this page to share you my passion for english language, kids or adults will have their share in this page. English for everyday , english for business...
We're all here to discover and study...
Arahabaina indray isika nahatratra izao zomà izao 🙌👐, isan'andro aho dia iezaka anao fizaràna ho antsika ...
Ka ny androany entintsika manomboka izany dia ny fomba fanonona🧏♀️ , mino aho fa efa samy nanao abidia tamin'ny teny angilisy daholo isika fa mba ampiverina tsara ny fitadidiana dia andeha anaraka an'ity horonantsary kely ity...
Araho anie e😊
Hello!
Welcome back to my page,🥳🥰
First of all , I want to give thanks to the persons who are already following this page since its creation.🙏
secondly, my goals for this page is to share you my passion for english langage, knowing that speaking english nowadays has become a must weither it is for professionnal use or just for communication.
I wonder that the topics that I'll share here would help us to improve our english skills🙂
........................................................................................................................................
Miarahaba ô!
Tongasoa indray eto amin'ny pejiko🥳🥰
Voalohany , tia iasotra an'ireo olona efa manaraka ity pejy ity sahady aho hatramin'izay niforonany izay. 🙏
Faharoa, ny tanjoko amin'ity pejy ity dia ny mba izara minareo ny fitiavako ny teny angilisy ,izay iraha mahalala amin'izao fotoana izao fa an'isan'ny fiteny tsy maintsy hay na any amin'ny sehatrin'ny arak'asa izany na amin'ny fifandraisana amin'ny ankapobeny fotsiny ihany aza.
Mino aho sy manantena aho fa ireo lohahevitra izay ho zaraiko ato dia anampy antsika hampitombo ny fahaizana teny angilisy🙂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Tuesday | 08:00 - 17:30 |
| Wednesday | 08:00 - 17:30 |
| Thursday | 08:00 - 17:30 |
| Friday | 08:00 - 17:30 |