Malagasy fanahy

Malagasy fanahy

Share

Miaraka aminay tsy maintsy mahay.

13/07/2026

Facebook, Instagram, TIK TOK , Pinterest…. Ces réseaux sociaux sont devenus des outils de communication indispensable par des nombreuses entreprises . Souvent utilisé pour développer sa notoriété, vendre ses services, encore comme outil de prospection. Il semble essentiel de comprendre les enjeux et les opportunités de ces réseaux sociaux.
Par ailleurs, il est important de comprendre leurs spécificités et les meilleures pratiques pour animer ces réseaux sociaux, tout en ayant conscience des tactiques !
Si vous avez besoin d’aide : nous vous offrons une formation : « FAMILIARISER SUR LES RESEAU SOCIAUX ET COMMENT VENDRE SUR FACEBOOK, INSTAGRAM, TIK TOK »…date le vendredi 17 juillet 2026…Lieu Isoraka Antananarivo.
N’oubliez pas de cliquer JAIME si vous souhaitez recevoir notre prochaine publication.

06/07/2026

Iza lay olona liana fampiasana panneau solaire nefa tsy mahay!! .satria .mba mety mipetraka lavitra anndrenivohitra na mba tsy te iankinana @ déléstage intsony.???
Te hampianatra sy hanampy nao izahay... Vonona ny hanoronao @ antsipiriany ny tokony hatao rehetra sy hampahafantatra ny làlana tokony haleha rehetra. Iza fournisseur sérieux no abordable fa tsy zay hita de vidina. Sy tsy ho rebireben'ny zay olona miteny rehetra io!
Mbola betsaka ny olona tsy mahalala: raha ny filàna herinaratra na électricité ao de mila panneau solaire firy ar manana tanjaka firy no tokony ho vidina, inona régulateur tokony hampiarahina ? Mila batterie firy ampère ny hi-stocker-na herinaratra mba afaka hiasa tsy mijanona mihintsy
Ao anatin'ny 5 andro ny fiofanana ka isakin'ny andro tsy fiasana no hanatanterahina izany: 12 juillet -samedi 18 juillet – Dimanche 19 juillet – samedi 25 juillet et dimanche 26 juillet 2026 . Ny toerana Isoraka Antananarivo.
Aza adino ny mi cliquer JAIME raha te hahazo ny publication nay foana! merci

06/07/2026

Iza daholo reo mpahay asa tànana ! reo mpikirakira @ hay tao trano ! reo olona tia bricolage ! sy ireo olona commercial !!!!Nareo tokoa efa manana client nareo @ lay asanareo efa voafehinareo tsara ! Kanefa ndraindray lay client fidèle io mbola milaza fa ataovy koa ny varavarany anakiray volet roulant satria efa nataonao ihany ny varavarana teo aloha ! Nefa lay izy tsy tena voafehy…fotoana io RAISO lay commande vonona zahay hanampy nareo : hampianatra sy hiaraaha manatanteraka sy manantontosa lay commande. Aza matahotra fa vonona zahay hi- épaulé nareo.
Ny samedi 11 juillet sy 12 juillet zahay hampiofana sy hanome formation mombany volet roulant – rideau métallique. Misy karazany 4 ngezabe ny volet roulant sy rideau métallique. Hanampy nareo zahay hahatonga nareo ho ari-elatra.
Toerana Isoraka Antananarivo
Aza adino ny mi cliquer JAIME raha te hahazo ny publication avoakanay. merci

29/06/2026

Iza daholo reo olona misehatra @ fanaovan-trano na izay mikasa ny hanao trano ? iaraha-mahalala fa tsy mora ny zavatra hatrehina ao anatin’ny fanaovana trano : ao ny surveillance, ao ny mitady fournisseur (ciment, vy, fasika……..) mba hahazoana prix raisonnable….
Te hampahanfantara nareo izahay fa mivoy ny fomba fanamboarana trano tsy mampiasa vy, tsy mampiasa ciment, tsy mampiasa hazo, na taratasy na lamba……mampiasa biriky tokoa fa biriky tsy mila mortier.. …. mampiasa zay hitan’ny maso zay nomen’ny zanahary sy zay akora eto an-toerana ihany , ndraindray zay mety tsy de raharahin’olona firy…Tsy hilaza akory zahay hoe dia hanangana 18 étages fa kosa mba sahaza ny tokatrano malagasy ar tsy mahamenatra fa efa afaka mitaha ny vita moderne. Trano mifanentana tsara @ kolontsaina ntsika @ fomba gasy sy @ maha gasy antsika. Marihiko manokana fa hatr@ fanamboarana varavarana dia tsy hazo no tsy vy no tsy plastique.
Izany traikefa izany dia iarahana miasa @ ireo MPIKAROKA MALAGASY tsy iray fa maromaro mifanohana.
Formation : Ndao hi – découvrir zany fanamboarana trano tsy mampiasa : ciment hazo vy…Ka te hizara izy reo sy hampianatra…. ireo akora misy sy fanodinana azy @ antsipiriany ho afaka hanamboarana trano.
Ny fiofanana dia atao @ alahady zao 05 juillet 2026 Isoraka Antananarivo
Aza adino ny mi cliquer JAIME raha te hahazo ny publication nay foana.

29/06/2026

Iza lay olona mitovy nay Passionné @ mofo-akondro!!!!! Amin’ny mahagasy antsika dia tokony sarotiny isika ny hanandratra ny qualité : mofogasy- Ramanonaka- Menakely – indrindra fa ny mofo-akondro ; satria ireo no isan’ny mahagasy antsika ! Ndao hianatra hiaraka de hieritreritra hanangana EMPIRE, hi -personnaliser ! Nalaza hono zany Ramanonaka teo Ambodimita ary tena incontournanable fa tsy maintsy mijanona ary mividy eo ho entina raha hiondrana ho any @ province fa atao voandàlana…Koa maninona raha…..
Hanome fampianarana fomba fanaovana MOFOGASY, RAMANONAKA, MENAKELY, MOFO-AKONDRO! Hanampy ireo olona te hanao dingana izahay ! Ny fampianarana dia 1 journée
ny asabotsy 04 juillet 2026 miditra @ 9h maraina Toerana Isoraka Antananarivo. Aza adino ny mi-cliquer JAIME raha te hahazo ny prochaine annonce -nay sy mi confirmer ny invitation ny page “Malagasy fanahy” Merci

28/06/2026

Iza lay olona mitovy nay Passionné @ mofo-akondro!!!!! Amin’ny mahagasy antsika dia tokony sarotiny isika ny hanandratra ny qualité : mofogasy- Ramanonaka- Menakely – indrindra fa ny mofo-akondro ; satria ireo no isan’ny mahagasy antsika ! Ndao hianatra hiaraka de hieritreritra hanangana EMPIRE, hi -personnaliser ! Nalaza hono zany Ramanonaka teo Ambodimita ary tena incontournanable fa tsy maintsy mijanona ary mividy eo ho entina raha hiondrana ho any @ province fa atao voandàlana…Koa maninona raha…..
Hanome fampianarana fomba fanaovana MOFOGASY, RAMANONAKA, MENAKELY, MOFO-AKONDRO! Hanampy ireo olona te hanao dingana izahay ! Ny fampianarana dia 1 journée ka misafidy na ny
Zoma 03 juillet na asabotsy 04 juillet 2026 samy miditra @ 9h maraina Toerana Isoraka Antananarivo. Aza adino ny mi-cliquer JAIME raha te hahazo ny prochaine annonce -nay sy mi confirmer ny invitation ny page “Malagasy fanahy” Merci

28/06/2026

! Menuiserie aluminium en fabricant d’une porte et fenêtre coulissantes ! Faly izahay manolotra anareo bricoleur, sy mpanao asa tànana ouvrage métallique, entrepreneur, sy ireo mbola te hanao trano sy eo ampanaovana mpanao trano rehetra. Amin' ity volana juillet ity izahay dia te hanampy nareo ka manolotra FRAIS DE FORMATION PROMOTIONNEL!!! Te hampianatrana nao ireo karazana varavarana 6 samihafa ny aluminium coulissante izahay; ka hanampinao ho fampidirana nao anatin’ny sehatra menuiserie aluminium: hatr@ fanorona nao ny fournisseur rehetra misy !!!! Mba hahafahanao mi-CONCEVOIR sy mandray DECISION ho tiko ho inona ity trano hamboariko ity: ho varavarana tsara sy haharitra ary coût minimum mifanaraka aminy no afaka manome garanti 1 an et démi tsara ho an'ny client !!!!!! sa ho minimum ny coût sady tsy maharitra !!!!Ho anao manambola sy tompombola te hanao trano, tokony ho fantatrao tsara ny varavarana rehetra mipetraka @ tranonao ; fa tsy tokony enao tompombola no tsy manantsafidy @ zay varavarana apetrakin’ny olona eo @ tranonao ! Ambava homana ampo mieritreritra hoy ny tenin-dRazantsika.
Ny toerana hanaovana formation Isoraka Anatananarivo
Ny fiofanana dia 2 jours zay tontosaina ny week end
:- ny sabotsy 04 juillet sy alahady 05 juillet 2026
:- Ny alahady 05 juillet + autre
: . Aza adino ny manao JAIME raha toa ka te hahazo ny ny dernière annonce ny publication nay.

22/06/2026

! Menuiserie aluminium en fabricant d’une porte et fenêtre coulissantes ! Faly izahay manolotra anareo bricoleur, sy mpanao asa tànana ouvrage métallique, entrepreneur, sy ireo mbola te hanao trano sy eo ampanaovana mpanao trano rehetra. Amin' ity volana juin ity izahay dia te hanampy nareo ka manolotra FRAIS DE FORMATION PROMOTIONNEL!!! Te hampianatrana nao ireo karazana varavarana 6 samihafa ny aluminium coulissante izahay; ka hanampinao ho fampidirana nao anatin’ny sehatra menuiserie aluminium: hatr@ fanorona nao ny fournisseur rehetra misy !!!! Mba hahafahanao mi-CONCEVOIR sy mandray DECISION ho tiko ho inona ity trano hamboariko ity: ho varavarana tsara sy haharitra ary coût minimum mifanaraka aminy no afaka manome garanti 1 an et démi tsara ho an'ny client !!!!!! sa ho minimum ny coût sady tsy maharitra !!!!Ho anao manambola sy tompombola te hanao trano, tokony ho fantatrao tsara ny varavarana rehetra mipetraka @ tranonao ; fa tsy tokony enao tompombola no tsy manantsafidy @ zay varavarana apetrakin’ny olona eo @ tranonao ! Ambava homana ampo mieritreritra hoy ny tenin-dRazantsika.
Ny toerana hanaovana formation Isoraka Anatananarivo
Ny fiofanana dia 2 jours zay tontosaina ny week end
:- ny sabotsy 27 juin sy alahady 28 juin 2026
:- ny indroa asabotsy 27 juin sy 04 juillet
:- ny indroa alahady 28 juin + 05 juillet
: . Aza adino ny manao JAIME raha toa ka te hahazo ny ny dernière annonce ny publication nay.

21/06/2026

iza lay olona manampikasana te hianatra ny menuiserie melamine !!!! Manolotra opportunité ho anao zahay hahafahanao misitraka izany : « APPRENDRE LA MENUISERIE MELAMINE EN FABRICANT
UN DRESSING. ». Ny menuiserie melamine de menuiserie simplifié tsy misy rabotage fa tsy maintsy manaraka ny instruction ny concepteur azy.
Te hanampy nao zahay hahatotosa ny ny fanirinao hianatra ny menuiserie melamine ! Te hanome anao opportunité hanomboka izahay ka hanoro nao @ antsipiriany ny fanamboarana DRESSING. Ny théorie ny asabotsy de ny alahady manangana ilay dressing…..
Misy tokaoa ny milaza hoe malemy ny menuiserie melamine…, lafo e. !!! Atoronay ahoana ahafahanao mi-réduire ny coût ( minimum de panneau) ; mafy, afaka misafidy couleur, inona avy ny gamme misy…..ny fiarovana azyy
Averinay ny vola raha tsy tafatsangana ilay dressing. Moa koa zahay manome possiblité hahafahanao mbola mizatra pratique foana araka ny fahafahanao aoriana io formation io na de heritaona aza ao @ atelier nay.
Ny daty sabotsy 27 juin sy alahady 28 juin
Toerana Isoraka Antananarivo
Aza adino ny mi-cliquer JAIME raha te hahazo ny annonce nay ny manaraka ! Merci

15/06/2026

iza lay olona manampikasana te hianatra ny menuiserie melamine !!!! Manolotra opportunité ho anao zahay hahafahanao misitraka izany : « APPRENDRE LA MENUISERIE MELAMINE EN FABRICANT
UN DRESSING. ».
Te hanampy nao zahay hahatotosa ny ny fanirinao hianatra ny menuiserie melamine ! Te hanome anao opportunité hanomboka izahay ka hanoro nao @ antsipiriany ny fanamboarana DRESSING. Ny théorie ny asabotsy de ny alahady manangana ilay dressing…..
Averinay ny vola raha tsy tafatsangana ilay dressing. Moa koa zahay manome possiblité hahafahanao mbola mizatra pratique foana araka ny fahafahanao aoriana io formation io na de heritaona aza any @ atelier nay.
Ny daty sabotsy 20 juin sy alahady 21 juin
Na sabotsy indroa 20 juin sy 25 juin
Na alahady indroa 21 juin sy autre
Toerana Isoraka Antananarivoi
Aza adino ny mi-cliquer JAIME raha te hahazo ny annonce nay ny manaraka ! Merci

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Isoraka
Antananarivo
101