Tuto-Info.com

Tuto-Info.com

Share

Plateforme de formation en ligne ahitanao formation maro amin'ny teny Malagasy toy ny : Excel Avanc?

30/08/2025
16/07/2024

🌐 FORMATION DÉVELOPPEMENT WEB EN LIGNE
Formation natao ho an'ny rehetra te ho tonga Développeur Web na mbola débutant na efa manana fahalalana kely.

💻Tsy manam-potoana lava ve ianao na koa any amin'ny faritra na any amin'ny toerana miataka kely ny ville ka tsy afaka ny hianatra sy hanatrika ny formation en salle. Aza manahy intsony fa ato amin'ny tuto-info.com ny formation développement web en ligne tsara sady azo antoka fa mampahay.

👉Mitovy amin'ny mianatra any ampianarana ihany fa en ligne fotsiny.
👉Misy mpampianatra iray mi-encadrer ny mpianatra tsirairay ary azo hifampiresahana tsara.
👉Afaka mianatra amin'izay ora tianao hianarana sy izay toerana misy anao.
👌Mahazo certificat rehefa vita ny formation.
❤Formation de qualité na à distance aza.

Mizara ho module telo ny formation:
M1 : Webdesign
M2 : Développement JavaScript
M3 : Développement Back-end
Sarany: 90 000ar par module.

💙Masana anao ary hitsidika an'ilay plateforme de formation en ligne https://tuto-info.com

contact: 03477 775 32 / 034 36 176 60

16/07/2024

🔧Te ho lasa technicien réseau matihanina ve ianao?
🔧Te hahay montage PC?
🔧Te hahay sy hahafehy tsara ny réparation sy dépannage ordinateur nefa tsy manam-potoana hianarana en salle ?

🌐Ity formation maintenance et réseau en ligne ao amin'ny https://tuto-info.com ity no vahaolana ho anao.

👍Formation mitovy amin'ny mianatra en salle ihany.
👍Ingénieur matihanina no mi-encadrer anao ao ary afaka hifampiresahana tsara.
👍Azonao atao tsara ny mampifanaraka ny cours amin'ny fandaharam-potoananao satria ny rythme anao no arahina.
💙Tsidio ary ny https://tuto-info.com

tuto-info.com💙
contact: 03477 775 32/ 034 36 176 60

16/07/2024

🌏 Formation chinois mandarin en ligne ao amin'ny https://tuto-info.com ho an'ireo izay maniry ny hianatra teny chinois mandarin nefa tsy manam-potoana lava noho ny rotorotom-piainana.
🌏Ny langue chinois mandarin dia iray amin'ireo teny malaza indrindra eran-tany , ahafahana mivelatra amin'ny sehatra iraisam-pirenena na varotra na kolontsaina.

📚Formation de qualité na en ligne aza , miaraka amin'ny mpampianatra za-draharaha sy manana traikefa manokana amin'ny fampianarana ny teny Sinoa.
📚Hianaranao ny fototra sy ny fomba fiteny izay ilaina amin’ny fifandraisana amin’ny olona mahay sy miteny Sinoa manerana izao tontolo izao.
📚Afaka arahinao amin'ny ora sy fotoana rehetra na aiza misy anao.
🌐Manasa anao ary hitsidika ilay site de formation en ligne tsara indrindra eto madagascar: https://tuto-info.com

contact: 034 77 775 32 / 034 36 176 60

16/07/2024

🎞Te ho tonga vidéaste ve ianao nefa tsy manam-potoana hianarana montage vidéo aty ampianarana?
🎞Te hanatsara ny marketing an'ny orinasa anao ianao nefa tsy manam-potoana hianarana en salle noho asa maro.
👌Natao ho anao indrindra ity "FORMATION MONTAGE VIDÉO EN LIGNE" miaraka amin'ny Adobe première ity.

👍Formation 100% pratique.
👍Mitovy amin'ny mianatra en salle ihany fa en ligne fotsiny satria misy mpampianatra mi-encadrer anao ary hahazoana certificat rehefa vita ny formation
👍Mety na mbola débutant aza.
👍Afaka mianatra amin'ny fotoana tianao hianarana na ora na andro.

Masana anao ary hitsidika an'ilay plateforme de formation en ligne tsara indrindra https://tuto-info.com

tuto-info.com ❤
Contact: 034 77 775 32/ 034 36 176 60

16/07/2024

🌐Formation rédaction web en ligne 🌐

👉 -Natao ho anao te hianatra rédaction web nefa tsy manam-potoana hianarana en salle.
-Te hahay hanao contenu manaitra sy tsara amin'ny publicité rehetra ato amin'ny Facebook na Instagram, mail, LinkedIn, na site web manokana mba hisarihana clients betsaka sy matotra.

❤Formation en ligne nefa mitovy amin'ny mianatra en salle ihany.
❤Formation de qualité na à distance aza.
❤Misy mpampianatra iray mi-encadrer ny mpianatra tsirairay
❤Afaka mianatra amin'izay ora tianao hianarana sy izay toerana misy anao.
Manasa anao ary hitsidika ilay plateforme de formation en ligne tsara indrindra : https://tuto-info.com

tuto-info.com 💙
Contact: 03477 775 32 / 034 36 176 60

16/07/2024

Formation community management en ligne ao amin'ilay site de formation en ligne tsara indrindra https://tuto-info.com💙

-Manana orin'asa ve ianao ary te hampiroborobo izany amin'ny alalan'ny réseaux sociaux ?
-Te ho tonga Community Manager ianao nefa tsy manam-potoana hianarana en salle ?

👉Natao ho anao ity formation community management en ligne ity
Aza avela raha tsy miroborobo tanteraka ny business-nao

👍Formation de qualité na en ligne aza
👍Tsara, mora hianarana nefa tena mampahay
👍Misy certificat rehefa vita ny formation.
👍Misy mampianatra toy ny mianatra en salle ihany.

🌐Tsidio ary ary ilay site de formation en ligne io

Contact: 034 77 775 32 / 034 36 176 60

16/07/2024

✅ Te hampitombo ny fahaizanao Excel ve ianao?
✅ Te hianatra Excel Avancé ?
✅ Mpiasa na tompon'ny orinasa te hanamora sy hanafaingana fomba fiasa?
👉Nefa tsy manam-potoana lava noho ny rotorotom-piainana
👌Ity no vahaolan ahoanao
🌐Formation Excel Avancé en ligne ao amin'ny https://tuto-info.com
Natao ho an'ireo te hianatra excel avancé nefa tsy manam-potoana hianaran en salle.

👍Formation 100% PRATIQUE tsara sy mampahay.
Misy mpampianatra afaka hanontaniana sy hifampiresahana tsara ary mi-encadrer ny mpianatra tsirairay.
Mahazo certificat rehefa vita ny formation
Afaka mianatra amin'ny fotoana rehetra mety aminao
❤️Manasa anao ary hitsidika ny https://tuto-info.com

tuto-info.com ❤️
contact: 034 77 775 32 / 034 36 176 60

16/07/2024

🌐Ampitombohy ny fahaizanao informatique amin'ny alalan'ny fianarana informatique bureautique en ligne ato amin'ny tuto-info.com

👍Formation 100% pratique mety ho an'ny rehetra na ireo tsy manana traikefa mialoha aza dia afaka mianatra.
👍Mora hianarana ary tena mampahay
👍Mitovy amin'ny mianatra en salle ihany satria misy mpampianatra mi-encadrer ny mpianatra tsirairay.
👍Misy certificat rehefa vita ny formation

💙Manasa anao ary hitsidika ilay site de formation en ligne tsara indrindra https://tuto-info.com
Contacte : 034 77 775 32 / 034 36 176 60

05/07/2024

Tolotra cadeau be izao ato amin'ny tuto-info.com amin'ity herinandro ity ho anareo mpanaraka ny pejy ❤️

👍300 000 ar ny accès amin'ny formation rehetra ato amin'ny https://tuto-info.com
💎Raha super fan ianao dia 200 000 ar ny anao
Efa misy formation maro be ao, jereo ilay site de formation en ligne io.

🏃Amin'ity herin'andro ity ihany ny tolotra no manan-kery ka aza tara a!!!

Mitovy amin'ny mianatra en salle ihany io satria misy mpampianatra mi-encadrer anao

Contact: 034 77 775 32 / 034 36 176 60

05/07/2024

Mandritra ny formation en Informatique Bureautique ao amin'ny tuto-info.com no hianaranao ny anaran'ireo matériel tsirairay avy ampiasaina sy ampifandraisina amin'ny ordinateur. 😄

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Lot II A 80 C Ampandrana Ouest
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00