Section Kung-fu Wisa Tana Ville

Section Kung-fu Wisa Tana Ville

Share

Section

12/06/2023

Ny section Antananarivo Renivohitra dia faly maneho fankasitrahana ny rehetra nahandro nahamasaka, nandray anjara, nanotrona ka nahatotosa iny fifaninanana iny, izay niadivana ny tompondaka ny section iny
Mankasitraka indrindra tompoko

25/05/2023

Ny section Antananarivo Renivohitra dia mampatsiahy ny kwoon rehetra fa araky ny fanapahan-kevitra tapaka dia atao ny 11 jona 2023 ny compétition ao amin'ny ANS Ampefiloha amin'ny 1 ora tolakandro.
Ny kwoon rehetra dia mandoa participation avokoa na tsy manana mpandray anjara aza.
Ny liste ny mpandray anjara dia aterina ny 5 jona farafahatarany, samy mifampilaza
Misaotra tompoko

23/08/2021

Entanina hatrany ireo clubs mbola tsy nahavita fanavaozana certificat de conformité mba samy hamita ny azy ary samy hanatitra ny photocopie certificat de conformité izany sy ny lisitry ny mpikambana rehetra any amin'ny section kung-fu wisa Antananarivo renivohitra.
Ireo mbola tsy nahavita fanavaozana dia KUNG FU WISA:
IMPERIAL & TAICHI
ANCIEN BEHORIRIKA
AR-TIA
LOVASOA
MICHAEL ARCHANGE
NEW STYLE
TSENTSAH
ÉTOILE DE DAVID
RAGE ETOILE
SANDA COBRA
BELOLO

Photos from Section Kung-fu Wisa Tana Ville's post 23/08/2021

Vita androany 22 août 2021 tamin'ny 2ora folakandro ny fifidianana ny filoha sy ireo mpikambana vaovao ai amin'ny section kung-fu wisa Antananarivo renivohitra izay natao tao amin'ny foiben'ny kung-fu wisa 67HA

04/08/2021

Miantso ny juge et albitre,maitre d'ecole ary athletes mba hotonga hantrika ny fiofanana izay hataon'i DTN slc Rajo ny sabotsy 14 aogositra 2021 amin'ny 2 ora izay hatao ao amin'ny EPP Andavamamba,aoka mba hifampilaza ary manatena ny fahatongavanareo
Misaotra tompoko

Photos from Section Kung-fu Wisa Tana Ville's post 31/03/2021

Salama!
Ilazana isika rehetra clubs (kwoon)
eto antananarivo renivohitra fa efa nanomboka ny fanavaozana ny certificat de confornité ka aoka samy hanatanteraka ny azy daholo

Ny taratasy ilaina izay hita eo amin'ny sary sy miampy:
-Casier (bulletin N°03)
-photocopie ( CIN + PASSEPORT SPORTIF + DIPLOME FEDERALE)
-Papier vellin 4
-papier chemise 1
-certificat medical (maître)
-Autorisation d'affiliation ligue
- Autotisation d'affiliation section

Aoka samy hifampilaza
Misaotra antsika rehetra

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo