TAFA Digital 2.0

TAFA Digital 2.0

Share

Nous aidons les créateurs, entrepreneurs et futurs CM à développer leur présence digitale avec stratégie.

04/06/2026
04/06/2026

💬 Mety Ohatrinona marina tokoa mo izany no tokony ho karaman’ny Community Manager e 🤔🤔🤔 ?

Tsara fipetraka be Ilay Fanontaniana., satria maro no mbola mieritreritra hoe rehefa “CM” dia mitovy daholo ny karama.

Fa ny tena marina, tsy ny anarana hoe Community Manager irery no mamaritra ny vidinao.

🎯 Ny tena mamaritra azy dia ny valeur entinao, mitondra fiantraikany mafy ve ianao Raha mitantana page iray.

Misy olona manao CM, dia mieritreritra hoe rehefa mahavita an'ireto tanisaiko ireto dia milamina ny asa :

✅ publier fotsiny
✅ mamaly commentaire
✅ mizara sary
✅ miandry instruction foana vao manomboka, tsy mahaleo tena.

Mazava ho azy, rehefa izay ihany no talentanao dia mora amin'ny orinasa iray ny manolo anao na tsy misalasala izy manamaivana anao sy ny karamanao 🙂

Fa hafa mihitsy ny CM izay mitondra fiantraikany eo anivon'ny orinasa iray.

🚀 Tsarovy fona ary fa ny CM iray dia tena mitondra valeur :

✅ mahay mametraka stratégie mahomby
✅ mahay mamorona contenu mahasarika
✅ mahay mamaly client amin’ny fomba professionnel
✅ mahay mamadika message tsotra ho lasa vente
✅ mahay mijery statistique dia manatsara ny zavatra tsy mandeha
✅ mahay mampivoatra business iray mba hiroborobo fatratra.

Lasa olona mpitondra valeur amin’ilay business ianao.

💡Ary ity no tena tadidio : amin’ny maha CM anao, ny tenanao aloha no amidinao voalohany.

Ny fomba firesakao, manao ahona ny fahamatoranao, ny présentation-nao, ny fomba hamalianao client, ny contenu avoakanao, ary ny valeur asehonao — ireo rehetra ireo no mahatonga olona hatoky anao na tsia.

💡 Ary rehefa manana an'izay valeur izay ianao, dia tsy voatery hiandry olona hilaza hoe “izao no tokony ho karamanao”.

👉 Ianao ihany dia afaka mamaritra ny taux horaire-nao, ny tarif-nao, ary ny valeur tokony hifanaraka@ karamanao sy ny asanao.

Mazava ho azy, mila porofoina amin’ny compétence, résultat, fahamatorana ary qualité de travail izany.

Ka tsy tokony hanontany intsony ianao hoe :

❌ “Ohatrinona tokoa ary ny karaman’ny CM intermédiaire e 🙂 ?”

Fa tokony hahay hamaly ity fanontaniana ity hoe :

✅ “Inona tokoa ary ny tena valeur azoko entina amin’ny page na business tantanako ?”

Satria amin’ny marché ankehitriny, izay mahay mitondra résultat, rapide, manana traikefa ary mahay mampihatra stratégie no tena tadiavina.

📌 Hitodika hoanareo mpanaraka ny formation CM Master TAFA aho androany hoe aza Mbola mifantoka amin’ny karama fotsiny aloha fa Mifantoha amin’ny ireto liste manaraka ireto : (Mbola hianarantsika be be kokoa ity anaty mindset an'izany CM Master TAFA izany.)

🔹 fahaizana
🔹 pratique
🔹 stratégie
🔹 communication
🔹 vente
🔹 gestion client
🔹 analyse sy reporting

Rehefa miakatra ireo, manaraka ho azy ny valeur-nao.

📌 Ny fehiny izany dia ny CM tsy hoe manao publication fotsiny ihany fa kosa manampy marque iray ho hitan'ny olona maro, hatokisana, hifandray amin’ny client ary hitombo hatrany hatrany.

🎯 Tsy Mbola tara akory ianao Raha izao vao te handalina an'izany Community manager izany fa tapeo anaty commentaire fotsiny hoe CM MASTER TAFA dia omeko anao ny détails rehetra mahakasika io formation complète io.

Ao no hianarantsika tsikelikely :

✅ stratégie
✅ création de contenu
✅ gestion page
✅ psychologie client
✅ prospection
✅ reporting
✅ fomba hananganana valeur-nao amin’ny maha Community Manager anao
✅ Sy ny bonus maro samihafa

💬 Averiko indray hoe Manorata CM MASTER TAFA ao amin’ny commentaire raha liana ianao.

fans

03/06/2026

Efa disponible ny module 3 androany hoan'ireo izay nanaraka programme CM Master TAFA o !

Afaka miditra mp izay liana ka Mbola te hisoratra anarana fa Mbola tsy tara ianao na tapeo fotsiny hoe CM Master TAFA Raha Liana ianao dia omeko ny détails rehetra...

03/06/2026

🎯 Sondage kely ho anareo ato amin’ny page !

Misy vidéo pratique ho zaraina tsy ho ela eto amin’ny page, fa aleo aloha ianareo no misafidy izay tena ilainareo indrindra.

👉 Inona no tianao hazavaina amin’ny vidéo manaraka ?

💬 Valio ao amin’ny commentaire ny safidinao : A, B, C na D.

Raha betsaka ny commentaire dia alefa ilay vidéo.
Ary izay be safidy indrindra no ataontsika voalohany.

✅ Izay tena ilainareo no ho ataontsika priorité, satria ny tanjona dia ny hanampy anareo hahay hitantana page amin’ny fomba professionnel kokoa.

Aza adino ny manao réaction sy mizara hoan'ny namanao mpitantana page.

02/06/2026

Mpikirakira site ve ianao sa mi-surf matetika amin'ny internet ?
Tadidio fa Lien iray na fichier téléchargé iray na extension iray fotsiny dia mety hahatonga virus hiditra ao anaty PC-nao, ka mety ho azony ny mot de passe, compte mail, page Facebook, na accès site tantaninao.

Amin’ity tuto ity dia hanamafy kokoa ny sécurité an'ny pc antsika isika.

Rehefa activé tsara izy dia manampy amin’ny :
✅ Fampihenana ny risque mety ho azo amin'ny virus sy malware
✅ Fanakanana ireo fichier na extension suspect
✅ Fiarovana kokoa ny fichiers personnels
✅ Fanamafisana ny sécurité rehefa mi-surf amin’ny internet

Tsy protection 100% izy, fa réglage important raha mampiasa internet matetika ianao.

👉 Raha nanampy anao ity tuto ity dia manaova réaction, ary aza adino ny mi-abonné ny pejy raha mila tuto hafa momba ny sécurité informatique sy outils pratiques.

02/06/2026

N'inona misy, n'inona tsy misy. Karoty 400ar tsy adino rehefa mampiasa maso lotra amin'ny écran a 😁😁🙂🙂
Bonne journée daholo ny mpanaraka e 🙏

31/05/2026

Mirary fahombiazana amin'izay rehetra atao ary ho ambinina amin'ny zava-java manasatra hatrany anie ianareo. Ny Ray be fitiavana hanome hery lehibe hoanareo hiatrehanareo ny adidy masina Mbola ataonareo 🙏🙏🙏

31/05/2026

🔥Tonga ilay fotoana andrasana 🚀
Anio no hanomboka ilay formation CM MASTER TAFA, formation natao hanampy anao hahay hitantana page, hamorona contenu mahomby, ary ho lasa Community Manager professionnel.

🕖 Amin’ny 19h no zaraina ny Module 1.

🙏 Misaotra sahady an’ireo efa nisoratra anarana sy natoky anay.

Raha liana ianao dia ao anaty commentaire no ahitanao ny détail momba ilay formation.

💬 Commente “TAFA MASTER” raha te hiditra amin’ny formation.

30/05/2026

Ianao mba mihevitra hoe message important izany kinanjo !!!! 😆😆😆
Message mitosaka fona nefa ny service mvola tapaka lava otrany jiro taloha 😁😁

30/05/2026

🔥 J-1 CM MASTER TAFA !

Rahampitso no manomboka amin’ny fomba ofisialy ny CM MASTER TAFA, formation pratique ho an’izay te hahay hitantana page, hamorona contenu matanjaka, hahazo clients, ary hiasa amin’ny digital.

🙏 Misaotra sahady an’ireo 16 efa nisoratra anarana sy matoky anay.

🕖 Manomboka amin’ny 19h isika no mizara ny Module 1, ka aza tara.

🎯 Raha te ho lasa Community Manager professionnel ianao, izao no fotoana.

💬 Commente “TAFA MASTER” raha te hiditra amin’ny formation.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


ANOSISOA
Antananarivo
101