Cours d'Anglais "DPL" Antananarivo

Cours d'Anglais "DPL" Antananarivo

Share

Top lead!!!

13/07/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Robert Rabs Robert Rabs, Dialy Iantra

10/05/2023

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ireo mpianatra te hanao cours d'anglais a domicile

28/02/2023

Nohon ny fangatahan ny maro dia hisokatra eto tsididy ihany koa ny cours d anglais DPL koa izay liana dia asaina hiantso ny 0327510560 na ny 0386817261

23/02/2023

Ho antsika eto mahajanga efa hisokatra tsy ho ela ny Cours d'anglais DPL mahajanga koa izay liana dia asaina handefa hafatra miafina na hiantso ny 0327510560

27/03/2022

Mitohy hatrany ny cours d' anglais a domicile eto amin'ny DPL antananarivo, aminy sarany tena mora ary miankina aminy fahafahanao sy ny toerana tianao ianarana. Ny cours en salle kosa dia mbola miato kely aloa, koa ho an ireo zay vonona ary dia tsy miova ny laharana afaka antsoina.

03/11/2021
25/10/2021

Hoanao izay mitady cours d'anglais tsara sy azo antoka

👉Cours d'Anglais "DPL"👈

Efa maro ny olona nahita fahombiazana tato aminay

Niveau: Débutant, intermédiaire, avancé, particulier à domicile

Lieu: 67ha
Durée: 6mois / 3 mois (si accéléré)

Mp ou contactez le 032 75 105 60

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo