Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC

Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC

Share

Pour le rayonnement de l'Art et de la Culture à Madagascar

15/08/2026

🎺🎶🎺🎼🎺🎵

Pour plus d’info venez en Message Privé

゚viralシ

13/08/2026

Fampianarana VALIHA eto amin’ny ANAC 🎶🎼🎵

Tongava misoratra anarana dien’izao.

゚viralシ

Photos from Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC's post 11/08/2026

Mitohy hatrany ny fisoratana anarana eto amin’ny ANAC 🤩

Ho anao liana amin’ny fitendrena zava-maneno 🎹🎸🎷🥁🪈🪗🎶
Aza misalasala manantona ety amin’ny birao ety Anosy (ambadiky ny Bibliothèque Nationale)

10/08/2026

Seho natolotr’i Mendrika Ny Avo (mpianatra Batterie 🥁eto amin’ny ANAC) nandritra ny festival Jazz Tohatohabato 🔥🔥

07/08/2026

Aiza marina no misy ny ANAC??? 🤔

Ety Anosy ambadiky ny Bibliothèque Nationale no misy ny ANAC 📍

CNEMD teo aloha no alalan’ny be sy ny maro azy.

Araho ity horonan-tsary fohy ity fa hanampy sy hanoro lalana anao. 🤩

゚viralシ

05/08/2026

DIHY MALAGASY⭐️HIP HOP ⭐️AFRO ⭐️DANCEHALL⭐️MODERN JAZZ⭐️DANSE DE SALON⭐️BALLET CLASSIQUE

Misokatra ny fisoratana anarana.

Safidio izay mety aminao,
Safidio izay tianao hianarana.

Photos from Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC's post 03/08/2026

Mpankafy sary sy sary hosodoko 🎨 !?
Mpankafy dihy 💃🕺!?

MISORATA ANARANA DIEN’IZAO!!!

Ety Anosy no misy ny ANAC, ambadiky ny bibliothèque nationale Anosy.

Mirary dia mirary ny saram-pianarana.

Misokatra isan’andro ny birao, momboka amin’ny 8:30 maraina hatramin’ny 4ora hariva.

゚ ゚viralシ

Photos from Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC's post 31/07/2026

Misy fianarana BAPAMPA 🎺 SAX 🎷 SODINA
koa ato amin’ny ANAC an !!!

Ireo zava-maneno tsofina rehetra dia azonao hianarana ato avokoa.

20.000ar monja ny droit d’inscription 💰

Maro koa ireo « Activités » andraisan’ny mpianatra anjara mandritra ny taom-pianarana.

Manantona ety amin’ny ANAC Anosy ary dien’izao 🤩

゚ ゚viralシ

29/07/2026

Mampianatra “PERCUSSIONS” koa ato amin’ny ANAC

🥁🪘🛢

Tongava hianatra na Ankizy na Tanora na Olon-dehibe.

20.000ar ny Droit d’inscription

Ny mampiavaka ny ANAC ???

Misy “Cursus” sy “Programme Académique” mazava arahina mandritra ny taona🎓📜

Misy koa ny “Certificat de fin de Cycle” omena ny mpianatra mahavita Cycle iray.

Fandrio dien’izao ary ny toeranao.

゚viralシfypシ゚

Photos from Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC's post 27/07/2026

Ndao hianatra VALIHA !!!
Ndao hianatra ACCORDÉON !!!!

Manatona dien’izao ety amin’ny ANAC ety Anosy

Saram-pianarana mirary

🎸🎤Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra 🪗🥁

゚ ゚viralシ

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Bibliothèque Nationale Anosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00