Aza adino ny fotoana ⭐️🤩
« CONCERTS DES LAURÉATS 2026 »
Izay karakarain’ny ANAC Antenne Régionale Analamanga
Ny 21 Jona 2026 amin’ny 2ora tolakandro
Alaivo ety amin’ny birao ANAC Anosy ary ny karatra fanasana !!!!
🎻🎻
ANAC Antenne Régionale Analamanga
Pour le rayonnement de l'Art et de la Culture à Madagascar
11/06/2026
Efa azo raisina ety amin’ny birao ANAC Anosy ny karatra fanasana amin’ny « CONCERT DES LAURÉAT 2026 » .
Aza adino ny fotoana : 21 Juin 2026 @ 2 ora tolakandro ao amin’ny Amphi B Complexe Ampefiloha
Vonjivonjeo ary sao tara.
05/06/2026
🎼✨ CONCERT DES LAURÉATS 2026 ✨🎼
🎭🎶 Ny "Académie Nationale des Arts et de la Culture" (ANAC) dia faly manolotra antsika ny "Concert des Lauréats 2026", seho miavaka hatolotry ny mpianatra mendrika indrindra nandritra ny taom-pianarana ary hanolorana mari-pankasitrahana azy ireo.
🌟 Fotoana iray hankafizana ny talenta sy ny ezaka nataon’ireo mpianatra nandritra ny taona. 🎹🎻🎤💃
📅 Daty : Alahady 21 Jona 2026
🕑 Ora : 2 ora tolakandro
📍 Toerana : Amphi B – Complexe Ampefiloha
🎟️ Fidirana : Maimaim-poana
📩 Ny fanasana dia azo raisina mialoha ao amin’ny biraon’ny ANAC (Bibliothèque Nationale Anosy Bâtiment Ex-Cnemd).
🤝✨ Tongava maro hanotrona azy ireo ary hiara hianoka tolakandro feno zavakanto sy mozika🎶🎭🎹
🎉 Aza hadinoina ny fotoana! 🎉
🎼 🎭 🎨 🌟 🇲🇬 🏆
Ny « examen pratique » indray no atrehin’ny mpianatra eto amin’ny ANAC mandritra ity herinandro ity.
28/05/2026
Fihaonana teo amin’ny fitaleavana sy ny mpandraharaha ary ny mpampianatra eto anivon’ny Académie Nationale des Arts et de la Culture - ANAC.
Tontosa androany 28 May 2026 tao amin’ny Lapan’Andafiavaratra ny fihaonana teo amin’ny mpitantana vaovao eto anivon’ny ANAC sy ireo mpampianatra ary ny mpandraharaha rehetra.
Fampandrosoana ny fampianarana sy ny fampitana ny zava-kanto ary ny kolontsaina no laha-dinika tamin’izany.
26/05/2026
Tafiditra tanteraka ao anaty ny Fanadinana famaranana ny taom-pianarana ny eto anivon’ny ANAC Antenne Régionale Analamanga.
Amin’ity herinandro ity dia ny « EXAMEN THÉORIQUE » no atrehin’ireo mpianatra .
Extrait - I Believe In You (Duo Violon) 🎻🎻
ANAC Antenne Régionale Analamanga
Mpianatra ao @ taranja guitare indray no zaraina amintsika androany 🎸
Miaraka @ Mpampianatra 😊
Araho hatrany ny pejy
DUO PIANO&VIOLON⭐️FIAINAKO - VOAHANGY
Mpianatra eto @ ANAC Antenne Régionale Analamanga
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Website
Address
Bibliothèque Nationale Anosy
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
| Saturday | 08:00 - 16:00 |