Time to speak English

Time to speak English

Share

�Learn with fun �

22/07/2024

Pronunciation R

15/07/2024

English with Miss Nomena

13/07/2022

Fitenin'olona hoe
😅 ho an'ny vehivay ihany izany langue izany 😅 vehivavy ihany no Tia langue 😅
Non,,, isika rehetra Samy Mila an'io teny Io DAHOLO ☺️😊 Amin'ny Maha langue International azy 😊
Tsy very mandeha izany izay mahay azy 👌😏

Jereo Zao ireto bandy Kely nay Ireto🥰🥰...tena mankafia tanteraka Ilay langue zareo🥰

12/07/2022

🗣️ Ohatran'izao Rehefa mikotrana prononciation izahay 🗣️ raisina tsirairay AVY mihintsy , rehefa manolana lela 👅

Eny tompoko 😊 Mbola zazah Ry zareo ,, vao manomboka dia AVY hatrany Dia omenay sy atoronay n'y lalan-tsara tokony alehany 😉😉

11/07/2022

" Ilay izy Anie azoko eh 😅 fa Ilay mamaly azy no tsy haiko " 🥺

Mpiteny oatran'io ihany koa ve ianao ? 😅

Azon-tsika vahana miaraka io olana io😏 👌 mamola-tena sy manaraka discipline Dia vita 😊

10/07/2022

Hey ☺️ !!
Salama tsara DAHOLO vé !? 😊
Rahampitso ilay fotoanantsika ah !!! EFA vonona ny handray anareo ny seza sy n'y table 🤭😁 Indrindra fa ireo mpampianatra 🥰

Après 2mois tsika teny anglais amin'izay
No hofampiresahana .. sa Tsy izany eh ? 😉

Rahampitso miaona eh ! 😊☺️

09/07/2022

🥰 Fahafinaretanay foana Rehefa faly n'y ankizy mianatra fa Tsy miferonaina 🥰
☺️🥰Mora voafehin'zareo Kely Rehefa atao kilalao🥰☺️

🥰 Tsara foana ny ambiance 🥰

08/07/2022

✨ TSOTRA SADY MORA AHY NY TENY ANGLAIS ✨

1. Mila tianao aloha izy ( ny zavatra rehetra rehefa tiana Dia mazoto ho aza enao maanao any ... Mahita fotoana hanaovana azy foana ...)
👉 Lasa tsy fijaliana fianarana any fa ambiance 🤗🎉

2. Mila hiainana isan'andro ... (Izay mahatonga an'ilay hoe manaova listening , speaking isan'andro n'a Dia 5 fotsiny aza... NEFA 'raha kkely fotoana hanaovanao fampiarana Dia miadana ihany koa izany fivoaranao'
👉 Lasa zatran'ilay teny ianao ka Lasa mahalelo tena fa TSy manao tsianjery masiso😅

3.aza atao sakana Tsy anndrosoana ny tahotra 😐 ( Tsy tenin-tsika Io afaka mandiiso mihitsy 😅😅 fa kosa rehefa mandiiso Dia ahintsy Ilay diso... Raha tsy mandiiso koa ianao tsy ahay)
👉 Practice makes perfect 😎

MAHEREZA FOANA !!!
Looking forward to seeing you speaking English very well 🥰👋

07/07/2022

Tsy maintsy mila namana anaovana pratique foana ve vao mahay anglais ?

👌Mandaitra ireo 2 volana ireo

😏Dia hatoro an'ireo mpianatra ireo fikafika kely atao hampivoatra ny anglais na misy namana izy na tsia.
👌Maro Ireo activités hatao iarahana amin'ireo mpampianatra efa manana traik'efa maro eo amin'ny sehatra fifaneraseràna amin'ny vahiny miteny anglisy
✍️hampianatra ny ankizy ny tena anglais Ary hiteny anglisy normal fa tsy manao tsianjery feno diso.
✨ hampivoatra ny ankizy indrindra indrindra eo amin'ny écoute na ny fihainoana , izay tena olana mpahazo ireo mpianatra ankehitriny

Photos from Time to speak English's post 05/07/2022

✨IREO TOMBONY AZO AMIN'NY FAMPIANARANA NY TENY VAHINY HO AN'NY ANKIZY✨

⭐ Amin'ny Maha Zaza azy Dia mora Sady malaky kokoa ny fandrasan'ny teny hafa ankohatran'ny teny Malagasy Ary vao indraipa hainy Dia TSy ho very ao aminy intsony

⭐ Tsy hanana olana Sady TSy hiferonaina intsony rehefa any am-pianarana satria EFA mahay miteny Dia mandeha ho azy ny manoratra ( surtout writing Amin'ny bacc)

⭐ Mampisokatra ny sainy koa satria rehefa mahazo sy mahafehy Ilay teny izy Dia afaka mijery dessin animé en anglais ohatra ... Na ireo zavatra maro tiany ka afaka manitatra ny sainy tsara

🛑Rehefa Tsy handeha vacances ihany Dia alefaso mianatra anglais aty izy eh

Fomba FAMPIANARANA "Tonga Dia pratique
mpampianatra EFA expérimenté

Sady mianatra no miala voly

Photos from Time to speak English's post 03/07/2022

😏Rehefa tsy handeha vacances ihany, andao ho lanina amin'ny fianarana teny anglisy ny vacances
Cours mandritran'ny 2volana... Hianarana ireo teny fampiasa amin'ny fiainana andavan'andro Amin'ny alalan'ireo fomba maro (kilalao, hira...)
⭐Mpampianatra expérimentés
⭐ hisy bain de langue ihany koa
⭐Hisy fampianarana manokana amin'ny resaka listening izay tenamanahirana ny ankizy amin'izao fotoana izao ♥️

》 Sady mianatra izany isika no mialavoly《

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101