01/01/2026
Poireannée oo🍐🍐
Ndao zaraina e! Sao mahasoa ❣️
01/01/2026
Poireannée oo🍐🍐
01/01/2026
Ho taona feno fahasoavana sy fahombiazana 🙏🥳
31/12/2025
Mipetraka ela dia mijery e 🍑🍑
25/12/2025
Manaova fety sambatra daholo 🎄🎉🥳
Amin'ny endriny hafa kely indray 🔔 ding d**g 🎄
Ndao aloha zaraina feo tsara kely nareo 🐦🎵 sy girlandy dorentss bé 😅
16/12/2025
Mbola matory impiry vao afaka manao an'ity 🍒
08/12/2025
Afaka mihaingo foana anie hoa na avy aza ny orana e ☔
1 sisa disponible ⌚
Ndao hanafatra cadeaux !! 🎁