𝐓𝐄𝐀𝐂𝐇𝐄𝐑 π€πŒπ„π‘πˆπ†π€π’π˜

𝐓𝐄𝐀𝐂𝐇𝐄𝐑 π€πŒπ„π‘πˆπ†π€π’π˜

Share

𝐈 π€πŒ 𝐓𝐄𝐀𝐂𝐇𝐄𝐑 π€πŒπ„π‘πˆπ†π€π’π˜
π˜πŽΜƒ 𝐅𝐀𝐕 𝐓𝐄𝐀𝐂𝐇𝐄𝐑

21/06/2025
05/06/2025

TE HANANA AVENIR MAMIRATRA ?
mianara teny anglisy miaraka amin'ny efa matianina sy za-draharaha amin'ny fampianarana teny anglisy

Hey! TSY CHOIX INTSONY ANIE ILAY TENY ANGLISY FA ILAY TSY MAINTSY HAY E🫑

amin'izao vanim-potoana izao dia ho sahirana ianao raha tsy mahay miteny anglisy , io fianarana ho ratovinao io , io Asa nofisinao io mila fahaizana Teny anglisy io
Maro ny tsy mahazo asa , tsy afaka nanohy fianarana any ivelany noho ny tsy fahaizana anglisy

AZA ATAO SAKANA INTSONY ny tsy fahaizana Ilay teny anglisy fa efa eto ny American English Camp Majunga

Prochaine rentrΓ©e πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡

- Cours journalier : 16 Juin
-Cours spΓ©cial samedi : 28 Juin
-Cours spΓ©cial dimanche : 29 Juin

✴️Inona no mampiavaka ny AEC ???

πŸ‘‰Ilay indΓ©pendance amin'ny teny anglisy mihintsy anie no homenay anao e🀩

πŸ‘‰PRATIKA 90% ParlΓ© et comprΓ©hension

πŸ‘‰ Mpampianatra matianina sy efa za-draharaha amin'ny fampianarana

πŸ‘‰ Voafetra ho 15 ihany ny toerana maximum

πŸ‘‰ Manome certificat international ihany koaπŸ€©πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸŒ

TSY HANENENANA
TSY MISY HOE VERY VOLA FA INVESTISSEMENT HO ANAO NY FANDOAVANA Γ‰COLAGE ATO AMINAY

☎️ Contact : 034 79 312 73 / 037 70 953 11

Toerana : 500m miala Super U direction MAZAVA huile.

01/06/2025

Be the best

β€’ English: Always give your best. Greatness starts with effort.
β€’ Malagasy: Omeo hatrany ny tsara indrindra. Amin’ny ezaka no manomboka ny fahamboniana.

American English Camp Majunga

Photos from American English Camp Majunga's post 30/05/2025
26/05/2025

Te Hanana Ilay indΓ©pendance amin'ny teny anglisy vΓ© ianao " ParlΓ© et comprΓ©hension" ???πŸ€©πŸ‡ΊπŸ‡Έ
Mitady Ilay toeram-pampianarana teny anglisy Ilay tena tsara Sady mahafapo no matianina?
ny American English Camp Majunga SOLUTION , manana Ilay LAKILE manome Ilay indΓ©pendance, tsy matahotra , tsy manao tsianjery, tsy misy olana intsony ianao amin'ny teny anglisy rehefa mahavita fianarana ato amin'ny AEC

inona no mampiavaka ny AEC ?

πŸ‘‰Manome Ilay indΓ©pendance amin'ny teny anglisy ParlΓ© et comprΓ©hension

πŸ‘‰ Mampiakatra comprehension

πŸ‘‰Matianina eo amin'ny lafin'ny fampianarana

πŸ‘‰Mampahay ireo Mbola tsy mahay mihintsy

πŸ‘‰90% parlΓ© et comprΓ©hension

πŸ‘‰N'y toerana voafetra ho 15 maximum

πŸ‘‰Manome certificat international izay eken'ny USA, UK, EUROPE πŸŒπŸ‡ΊπŸ‡Έ

Koa aza misalasala fa tongava mianatra, manatevin-daharana
Vonona ny hanampy sy hanohana anao ny AEC MADAGASCAR

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Analamahitsy Antananarivo
Antananarivo