Lava-drano asa tsara

Lava-drano asa tsara

Share

Vente et travaux

Photos from Lava-drano asa tsara's post 25/01/2026

faly miarahaba n'y panaraka n'y pejy rehetra ô!
Aza hadinoa Ary fa Mbola mitohy hatrany n'y fikarakarana lava_drano hoan izay manana olana momba n'y rano .
💦 Efa manana lavadrano ve ianao fa tsy ampy n'y rano ao anatiny sa maloto ?
💦mihotsaka ve Ilay lavadrano sa misy vato ?
💦sasatry n'y mandavaka foana ve ianao kanefa tsy Mbola naita vokatra mihitsy ?

💫 Izahay diana vonona hiarahiasa aminao Ary hanome fahafahampo 💯% hoanareo voakasika izany 💦.
👉mandavaka vaovao
👉 manetraka buse raha mihotsaka Ilay lavaka 🛠️
👉 manala vato anaty lavadrano 🛠️
👉maintsy buse rah mitongilana ka mampiditra fotaka 🛠️
👉manao décoration effe pierre
🕳️manao étude géophysique Amin n'y tany bé vato 📹📈
🚂 manao forage

👉manao installation plomberie
✨ Mivarotra ireo fitaovana rehetra mandrafitra azy toy n'y : buse
pompe manuelle
pompe immergée
💦asa vita misy garentie avoko a 🤗
NB: descente sur terrain obligatoire plus frais de déplacement.
☎️0345773575(misy watsapp)
☎️0388580023 ou mp
Mankasitraka sahady Amin fiarahamiasa

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Sabotsy Namehana
Antananarivo
MAMIRATRA