📌Avadio im-pito aloha ny lela vao miteny😋😛😝😜
Ao amin'ny vidéo ny hafatra.
fans
Multi-Training Center Madagascar
MTCM Informatique
Multi-Training Center Madagascar
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Multi-Training Center Madagascar, College & University, Antananarivo.
Nos formations :
👩🎓LANGUE ANGLAISE
👩🎓LANGUE FRANÇAISE
👩🎓FORMATION PÉDAGOGIQUE
☎ 038 78 186 21 - 033 97 512 00
🏠 Antananarivo ( Andavamamba Anjezika II)
🎯HEURE DE BUREAU:
7h30 à 11h30 - 13h30 à 16h
"Your success is our target"
25/05/2026
Mahafinaritra foana ny mijery itony fahatsiarovana itony e.
06 Juin 2026 indray no Sortie de Promotion ho an'ireo mpianatra nahavita fianarana INFORMATIQUE BUREAUTIQUE teto aminay nanomboka tamin'ny mois de Mai teo
Multi-Training Center Madagascar
MTCM Informatique
📌Pentecôte.
Mirary hery sy fahefana ho an'ny tsirairay izahay eto amin'ny Multi-Training Center Madagascar amin'izao "PENTECÔTE" izao.
Olana?
👉hivaha
Aretina?
👉Ho sitrana
.....?
👉.....
Mitomboa amin'ny hery sy ny tanjaka noho Ilay Fanahy Masina ao aminareo.
23/05/2026
Maro be ireo karazana "opportunité" amin'izao rehefa mahay miteny ANGLAIS sy FRANÇAIS ianao indrindra miampy INFORMATIQUE.
Afaka miasa amin'ireny call center ireny, afaka mampianatra, afaka mandika teny, afaka manao guide touristique sns...
Noho izany indrindra dia nisafidy izahay ny hampianatra anao ny HIRESAKA AVY HATRANY. Izany hoe miresaka no tena mibahan-toerana rehefa mianatra langue ato aminay vao mianatra manoratra.
Pratique ihany koa no tena atao rehefa mianatra INFORMATIQUE ato aminay.
Ireto sisa no fotoana malalaka ho an'ireo izay mbola te hianatra:
👉8h à 10h | 10h à 12h | 16h à 17h30.
📍Toerana:
_ANDAVAMAMBA Anjezika II akaikin'ny Arrêt Bus Faneva
_ITAOSY akaikin'ny Arrêt Bus Dalle
☎️ Contact:
0387818621 - 0348045737
EASIER SAID THAN DONE ?
Ao amin'ny vidéo ny fanazavana.
🎯INSCRIPTION OUVERTE
FRANÇAIS PARLÉ - ANGLAIS PARLÉ - INFORMATIQUE.
Horaires:
8h à 10h | 10h à 12h | 14h à 16h | 16h à 17h30.
🗓️Rentrée: 02 Juin 2026.
☎️ Contact:
0348045737 - 038 78 186 21
📍Lieu:
ANDAVAMAMBA ou ITAOSY
Multi-Training Center Madagascar
fans
21/05/2026
Nahafinaritra ny fampiarana (pratique) niarahana tamin'ny mpianatra Français teto amin'ny MTCM nandritran'ny "JOURNÉE RÉCRÉATIVE" androany.
Aiza Ary io toerana io ô?😁😁
🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁
Ho anao te hahay hiteny sy hiresaka amin'ny teny "FRANÇAIS na ANGLAIS" misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana.
📌Ora azo isafidianana
8h à 10h | 10h à 12h | 14h 16h | 16h à 17h30.
🗓️ Rentrée: 02 Juin 2026.
Multi-Training Center Madagascar
MTCM Informatique
21/05/2026
🎉✨ JOURNÉE RÉCRÉATIVE DE MTCM FRANÇAIS ✨🎉
Une journée exceptionnelle placée sous le signe de la joie, du partage et de la créativité ! 🌟
Venez vivre des moments inoubliables à travers des animations, des échanges, des jeux et des activités enrichissantes en français. 🇫🇷
💡 Parce qu’apprendre une langue, c’est aussi savoir s’exprimer, créer et s’amuser ensemble !
🤝 Au programme :
🎤 Ambiance conviviale
🎭 Activités récréatives
📚 Découverte et créativité
😂 Rires et souvenirs mémorables
🔥 Avec MTCM Français, la langue française devient une aventure vivante et passionnante !
📌 Créer. Partager. Grandir. Ensemble.
Multi-Training Center Madagascar
MTCM Informatique
🎁PHRASAL VERB🎁
Ny phrasal verb dia:
Verb + particle
(matoanteny + teny kely toy ny up, out, away, off…)
ka mamorona hevitra vaovao.
Ohatra:
go out → mivoaka
give up → miala / kivy
turn on → mampirehitra
⚠️Tsy adika mot à mot fa misy dikany daholo izy rehetra Ary mila ianarana.
📌Structure:
Verb + particle
Ohatra:
take + off: take off
sit + down: sit down
Multi-Training Center Madagascar
fans
MTCM Informatique
🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁
12 Juin 2026 indray no rentrée antsika manaraka amin'ilay fianarana ato aminay:
🇺🇲ANGLAIS
🇫🇷FRANÇAIS
💻 INFORMATIQUE.
Misoratra anarana dieny izao fa voafetra ny toerana 📌
🎯COURS D' ANGLAIS - COURS DE FRANÇAIS - COURS D'INFORMATIQUE 🎯
Méthode efficace:
80% Pratique - 20% théorie.
Afaka misafidy ora izay tianao amin'ireto ianao:
👉Mianatra maraina: 8h à 10h | 10h à 12h
👉Mianatra hariva: 13h30 à 15h30 | 15h30 à 17h.
👉Mianatra isaky ny SABOTSY.
💴 Saram-pianarana mirary natao ho zakan'ny olon-drehetra.
Voafetra hatrany ny toerana !
Misy Garantie hatrany ny fianarana.
Azahoana CERTIFICAT aram-panjakana.
🗓️Fidirana: 02 Juin 2026.
📍Toerana:
_ANDAVAMAMBA akaikin'ny Arrêt Bus Faneva.
_ITAOSY eo ambanin'ny Arrêt Bus DALLE.
☎️ Tél:
0348045737 - 0387818621.
MTCM Informatique
Multi-Training Center Madagascar
05/05/2026
During our English practice, we engaged in valuable activities such as team building. At the same time, we learned a lot of vocabulary, which is essential for speaking.
If you want to speak English like a native speaker, you need to learn vocabulary first and then practice regularly. It is not enough to know a lot of vocabulary; we must also practice consistently.
Your success is our target
Multi-Training Center Madagascar
03/05/2026
📌Easier said than done.
Inona Ilay zavatra tianao ho atao?
Efa nolazain'ny vavanao Ilay izy fa maninona no mbola tsy natao sady mbola tsy vita ihany?
👉Satria tranom-pody no vitan'ny vava (na hoe mora ny miteny fa sarotra ny manantateraka)
Your success is our target
Multi-Training Center Madagascar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 22:00 |
| Tuesday | 08:00 - 22:00 |
| Wednesday | 08:00 - 22:00 |
| Thursday | 08:00 - 22:00 |
| Friday | 08:00 - 22:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
| Sunday | 09:00 - 17:00 |