SALU SALU BOURSE 💪💪
💷💶💴💵💰
Mpianatry ny Université
Koa manasa anao hatrany hanjohy ny Pejy.
Tongasoa eto amin'ny pejy, samy tanora daholo isika mpianatra université, mazava ho azy fa resaka fiainan'ny tanora sy ny fiainany eny amin'anjery manotolo no mibahan-toerana amin'ny fifampizarana eto.
Otrinona maka diplôme bacc, Licence , Master any aminareo?
Inona mo 'zany no antenaina fa Cash point ihany no iafarana😭😭
Kiorazy, bon8😋
Ela fiasa kosa nama ny olona amin'izao ka, efa ho 4 -bolana ve na 1 mois aza tsy azo😭😭
Kongona
Voalavo
Ireo no zava-misy miara-miaina @ mpianatra mipetraka @ cité eto 😭
Ny beauté dia ao anatin'ny 17-25 taona ihany no ifamptadiavana fa aorin'izay dia fanahy tompoko. Bonne sieste
Ianao no célibataire dia ireo en couple no lazainao fa tsy mitsinjo avenir, looza 😂
Bon8
BONNE NUIT 😘
Mba nieritreritra ny asa hoatsanganao hoanao ve ianao raha toa ka sanatria CHOMAGE tampoka aorina kely ao sa?
Bourse, M2: 48000ar
Bonne nuit😘
Tsy adino ny manao bonne nuit na dia mbola tsy nahazo équipement +...mois aza. Ponne wi ô😘
08/04/2024
Herinandro voalohany idiran'ny mpianatra, L1😂
Bonne nuit 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo