05/11/2025
📣📣 FILAZANA MAIKA (URGENT) 📣📣📣
✍️🏿 Ilazana ny Mpianatra tato @ ESM rehetra izay nahavita Final Speech na tranaina na farany teo ka maniry te hahazo certificat international mba ho tonga aty @ ESM Antanimena @ alarobia faha-12 novambra ho avy izao fa misy fivoriana maika iarahana amin'ny tompon'andraikitra ato @ sekoly andinihana ny Garaduation day miaraka na Remise de certificat miaraka.
➡️ Maniry ny fahatongavanareo maro izahay tompon'andraikitra.
✅️ Mankasitraka indrindra 🙏🏿
ESM TEAM
24/09/2024
🔴 Andro vitsy dia hifarana ny volana. Volana vitsy dia hifarana ny taona.
👉🏿 Tsy mbola mahay miteny anglisy ihany ve ianao ?
👉🏿 Tsy mbola tapa-kevitra hianatra teny anglisy ihany ve ianao ?
👉🏿 Tsy mahita toerana azo antoka hianarana teny anglisy ihany ve ianao ?
✅ Miandry anao ESM Antanimena. Vonona handray anao. Aza misalasala intsony.
Fidirana manaraka: 07 oktobra 2024
Efa nisokatra ny inscription
Voafetra ny toerana
✍🏿 Mandray na débutant
✍🏿 Fanazavana @ teny Malagasy
✍🏿 Misy certificat aorian’ny fianarana
☑️ Anglais parlé
☑️ Accent américain
☑️ Développement personnel
💧 Toerana Antanimena akaikin’ny banky bfv sy pharmacie ralison
📞 INFOLINE:
034 87 200 38
034 64 141 73
24/05/2023
english school of madagascar - antanimena
fidirana manaraka: 05 juin 2023
inscription déjà ouverte
places limitées
------------------------------------------------------
tsy mitaky diplôme
tsy mitaky niveau de français
mandray na mbola débutant aza
fanazavana amin'ny teny malagasy
------------------------------------------------------
anglais parlé (85% pratique)
accent américain
développement personnel
------------------------------------------------------
niveau anankiroa ihany
durée 2 mois par niveau
misy certificat isaky ny niveau
anglais général et anglais fonctionnel
------------------------------------------------------
misy cours particuliers
misy cours pour enfants
misy cours spécial samedi
misy cours pour le staff entreprise
------------------------------------------------------
toerana antanimena ambony akaikin'ny banky bfv sy pharmacie ralison
INFOLINE:
034 87 200 38
034 64 141 73
11/07/2022
📣 PROMOTION VITA BEPC 🇺🇲🇲🇬
♦️ Mbola mitohy ny promotion vita BEPC ato amin'i ESM ho an'ireo izay nanàla fanadinana BEPC teo.
♦️ Fidirana : 18 juillet 2022
♦️ Toerana : Antanimena ambony akaikin'ny banky BFV sy Pharmacie Ralison
♦️ Mampiavaka an'i ESM :
✓ Accent américain
✓ Anglais parlé 80%
✓ Développement Personnel
INFOLINE :
034 87 200 38
034 64 141 73
034 77 424 26
034 56 156 52