Zo sy Lovako

Zo sy Lovako

Share

Cours en ligne

29/07/2022

✔️COURS PRÉPA IST TANA
⚡INTENSIF⚡ DU 01 Août AU 18 AOÛT 2022
✔️DANS LE PARCOURS BTP ASSISTANT D'ARCHITECTURE ET GENIE INDUSTRIEL MAINTENANCE ET PRODUCTION








Inscription mp
Ex :
Nom: RALAY
Prénoms : bera
Série du Bacc: S
Parcours demandé: Travaux Publics
Renseignements : 034 39 821 60

14/07/2022

Misokatra ny cours en salle eto Tanà hoan'izay hanao fanadinana hidirana taona voalohany ao @ IST Antananarivo
🖊️GENIE CIVIL (BTP et ASSISTANT D'ARCHITECTURE)
🖊️GENIE INDUSTRIEL
⚡Cours assuré par des ingénieurs sortant de l'IST-T
⚡COURS ET TRAVAUX DIRIGÉS POLYCOPIÉS
✔️RENTREE: 20JUILLET 2022
✔️DROIT ET ECOLAGE:
✔️PLACE LIMITÉ A: #12 ÉTUDIANTS PAR PARCOURS
☎️034.70.832.75
Na manatona mivantana ny Bureau ety @ Shell Ankadindramamy

Araraoty Ary ....ny fahombiazana no tanjonay .

20/04/2022




✍️Infoline:034.70.832.75
✅ Connexion fotsiny sisa no ilainao aorian'ny fandoavanao ny saram-pidirana.

✅Misokatra ho anao ny biraon'ny Orinasa Zo sy Lovako: Ankadindramamy eo akaikin'ny Shell

✅Ka manantena anao mpianatra,na Ray aman-dreny ary e...

✅Efa maro ireo nahita tombotsoa ka aza misalasala intsony ary e.

✅Hoanareo any amin'ny faritra,aza manahy fa natao hoanareo mihitsy aza io.

13/04/2022

Mianara tsikelikely miaraka aminay "Société SARL Zo sy Lovako " 😲😉

Ho anareo :
👫 Ray aman-dreny manan-janaka sarotra mandray lesona ;
🧔👩‍🦱 Mpampianatra te hanampy ny fomba fanazavana ;
👦👧 Mpianatra te hampitombo ny moyenne sy te hiavaka amin'ny fahaizana ;
👦👧 Manomana concours samihafa.

Faly izahay manolotra ho anareo,
Cours en ligne :
👉anaty groupe privé Facebook 🌍 ;
👉azo jerena tsara amin'ny téléphone📱;
👉vidéo amin'ny fiteny malagasy mazava 💪 ;
👉lesona sy fampiharana 😍 ;
👉amin'ny sarany mora 👍.

🔥Domaine de définition (Lesona feno+exo) : 1.500 ariary
🔥Limites d'une fonction (Lesona feno+exo) : 2.000 ariary
🔥Dérivée d'une fonction (Lesona feno+exo) : 2.500 ariary
💥Raha miaraka alaina izy telo : 5.000 ariary

🔥Suites numériques (Lesona feno+exo) : 5.000 ariary

💥Andramo fa ho afa-po ianao sady tsy abonnement isam-bolana fa saram-pidirana 🤔😮💯🙏

👉Extrait vidéo limites : https://web.facebook.com/101773552455828/videos/524601779056535

👉Mandefasa MP raha mahaliana anao.

🙏Asio j'aime ny pejy Zo sy Lovako ary araho tsy tapaka, fa hisy hatrany ny vaovao.

"Asandrato ny fahalalana tsara dia hanandratra anao kosa"


06/04/2022

I
Ankizy Iray anisany membre ao amin'ny ⚡Module domaine de définition ⚡ no nanao izao exercice izao ,
Iray monja tamin'ireo nomena azy no nisy tsy nety kely...fa zany hoe azony tsara avy eo rehefa nazavaina azy tany anaty hafatra miafina.
Mpianatra mazoto manao exercice izy ka fifaliana hoan'ny orinasa Zo sy Lovako no mitarika azy hatrany amin'izay exercice ataony .

Mirary soa hatrany .
Koa tianao ve n'y toa azy?

Ndao hiaraka aminay e...1.500ar monja Dia efa mianatra eto aminay...Azo antoka tsara .


03/04/2022





Asio j'aime ny pejy ary e..dia araho tsy tapaka ny publication

31/03/2022

Mianara tsikelikely miaraka aminay "Société SARL Zo sy Lovako " 😲😉
Ho anareo :
👫 Ray aman-dreny manan-janaka sarotra mandray lesona ;
🧔👩‍🦱 Mpampianatra te hanampy ny fomba fanazavana ;
👦👧 Mpianatra te hampitombo ny moyenne sy te hiavaka amin'ny fahaizana ;
👦👧 Manomana concours samihafa.
Faly izahay manolotra ho anareo,
Cours en ligne :
👉anaty groupe privé Facebook 🌍 ;
👉azo jerena tsara amin'ny téléphone📱;
👉vidéo amin'ny fiteny malagasy mazava 💪 ;
👉lesona sy fampiharana 😍 ;
👉amin'ny sarany mora 👍.
🔥Suites numériques (Lesona feno+exo) : 7.500 ariary
🔥Domaine de définition (Fonction) : 1.500 ariary
🔥Limites d'une fonction : 2.000 ariary
💥Raha miaraka alaina izy telo : 10.000 ariary
💥Andramo fa ho afa-po ianao sady tsy abonnement isam-bolana fa saram-pidirana 🤔😮💯🙏
👉Extrait vidéo limites : https://web.facebook.com/101773552455828/videos/524601779056535
👉Mandefasa MP raha mahaliana anao.
🙏Asio j'aime ny pejy Zo sy Lovako ary araho tsy tapaka, fa hisy hatrany ny vaovao.
"Asandrato ny fahalalana tsara dia hanandratra anao kosa"

28/03/2022

👉Fanalàna forme indéterminée (FI) ana fonction iray.
Mampiasa ny méthode d'encadrement na théorème des gendarmes.

Ampahany ihany ny vidéo fa efa azo nefa ny tiana hambara. Ampahany ihany koa izany amin'ireo méthodes fanalàna FI fa marobe ny ho hitanao anaty modules.

2 000 ariary monja dia hitanao daholo. MP ary

Asio j'aime koa ny pejy fa hitohy hatrany ny fampianarana ho atolotray😊😊

26/03/2022

Fanontaniana Iray napetraky ny mpianatra teto aminay momba Io Df Io ... Isaorana azy nametraka izany Ary manasa antsika rehetra hanao izany Dia hametraka n'y valiny ao anaty commentaire...

23/03/2022
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo