14/10/2022
Hello guys !
Fantatrao ve ? Mampiakatra ny valeur anao ny fahaizanao teny anglisy. Noho izany mazotoa hatrany mianatra.
Ireto misy vocabulary ilainao sy azonao ampiasaina isanan'andro.
PELC🇱🇷🇱🇷
14/10/2022
Hello guys !
Fantatrao ve ? Mampiakatra ny valeur anao ny fahaizanao teny anglisy. Noho izany mazotoa hatrany mianatra.
Ireto misy vocabulary ilainao sy azonao ampiasaina isanan'andro.
11/10/2022
Miarahaba antsika mpitia teny anglisy rehetra. Ireto indray fomba azonao hilazana hoe tsy manam-bola. Dia afaka hampiasainao avokoa ireo.
Asio hoe "interesting" raha mahaliana anao.
07/10/2022
What's up guys !
Ireto indray ary ny fifampizarana ho antsika androany.
Zavatra fampiasanao andavvanandro no zaraina eto ahafahanao tonga dia mampihatra avy hatrany.
Mazotoa mianatra daholo !
05/10/2022
Hi everyone !
Expressions momba ny fanambadiana tsara ho fantatrao indray ireto.
Mazotoa mianatra dia mbola afaka sao tara loatra.
Asio hoe "i need more" raha tiana hitohy ny fifampizarana eto amin'ny pejy.
03/10/2022
Hi everyone !
Hianatra vocabulaire mikasika ny fotoana indray isika androany.
Ndao hiaraka hampivelatra hatrany ny fianaratsika teny anglisy. Tsy afaka hiala amin'izany intsony isika.