Source Multi Langues Fianarana en ligne

Source Multi Langues Fianarana en ligne

Share

Cours en Ligne eto @Facebook. Ho an'ireo débutant manokana. Français-Portugais-Anglais-Chinois. Durée: 3 Mois

Cours Français na Anglais na Chinois na Portugais parlé pour débutant @teny Malagasy eto @Facebook.
2000ar/mois.

16/07/2025

🎊🎊 Manamafy ny fifandraisana ara-tsosialy sy ara-barotra
Manamora ny fiaraha-miasa amin’ny olona maro tsy voafetra amin’ny firenena tokana.
Manatsara ny fahafahana mifampiraharaha amin’ny raharaham-barotra iraisam-pirenena.🎊🎊

FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

15/07/2025

🎊🎊 Manatsara ny fahaiza-misaina sy ny fitadidiana
Manamafy ny fitadidiana sy ny fifandimbiasana eritreritra.🎊🎊

FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

09/07/2025

🎊🎊 Mampitombo fahafahana amin’ny dia sy traikefa iraisam-pirenena
Mora kokoa ny mifandray sy mifampiresaka amin’ny olona amin’ny firenena hafa.🎊🎊
FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois
✅ Fomba tsotra sy mahomby
✅ Fampianarana natao ho an'ireo izay vao manomboka
✅ Fahafahana mianatra amin’ny fotoana izay mampety aminao

📩 Misoratra anarana dieny izao ary midira amin'ny sehatry ny fahalalana vaovao !

05/07/2025

🎊🎊 Ny fahaizana mifehy ny teny frantsay sy anglisy, na ny teny sinoa sy anglisy dia afaka ho tosika sy tombony betsaka ho anao raha maniry ny hiasa iraisam-pirenena ianao.Hanampy betsaka anao izany 'ny varavan'y asa maro samihafa.🎊🎊
🇲🇬🇵🇹🇫🇷🇺🇸🇬🇧🇨🇳
FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

04/07/2025

Manamafy ny fifandraisana ara-tsosialy sy ara-barotra
Manamora ny fiaraha-miasa amin’ny olona maro tsy voafetra amin’ny firenena tokana.
Manatsara ny fahafahana mifampiraharaha amin’ny raharaham-barotra iraisam-pirenena.

FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

03/07/2025

FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

01/07/2025

🎊🎊 Amin'izao vanim-potoana izao dia tsy ampy intsony ny tsy fahaizana miteny afa-tsy teny iray, raha misy olona iray mahafehy fiteny maro samihafa dia ho tombony ho azy izany eo ny asa na eo izany na any hafa. 🎊🎊
FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

26/06/2025

🌍 Mianara teny vahiny tsotra sy amin'ny fotoana izay tianao! 🎯

Mikasa hanomboka fianarana teny Sinoa, Anglisy, Portogey, na Frantsay ve ianao ? Ny fampianarana en ligne izay atolotray dia natao ho anao ! 🚀

✅ Fomba tsotra sy mahomby
✅ Fampianarana natao ho an'ireo izay vao manomboka
✅ Fahafahana mianatra amin’ny fotoana izay mampety aminao

📩 Misoratra anarana dieny izao ary midira amin'ny sehatry ny fahalalana vaovao !

25/06/2025

🎊🎊 Manitatra fahafahana amin’ny asa sy fianarana, manome tombony lehibe amin’ny sehatry ny’asa, indrindra amin’ny asa iraisam-pirenena. Manamora ny fidirana amin’ny fianarana any ivelany sy amin’ny loharanom-pahalalana maro ny fianarana teny vahiny.🎊🎊
FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

21/06/2025

🌍 Manamora ny fifandraisana amin’ny hafa 🌍
Mampitombo ny fahatokisan-tena amin’ny fifandraisana amin’ny olona avy amin’ny kolontsaina samihafa.
Manamora ny fianarana sy fahazoana zava-baovao avy amin’ny teny sy kolontsaina hafa.🎯
FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

20/06/2025

🌍 Manamafy ny fifandraisana ara-tsosialy sy ara-barotra
Manamora ny fiaraha-miasa amin’ny olona maro tsy voafetra amin’ny firenena tokana.
Manatsara ny fahafahana mifampiraharaha amin’ny raharaham-barotra iraisam-pirenena.
Amin’ny ankapobeny, ny fianarana teny vahiny dia manamafy ny fifandraisana amin’izao tontolo izao, manitatra fahalalana, ary manome fahafahana maro amin’ny sehatra rehetra! 🌍📚

FAMPIANARANA MALAGASY
AFAKA MIANATRA IANAO NA AIZA NA AIZA MISY ANAO!
Cours Anglais - Chinois - Portugais - Français débutant.
ETO .
Durée: 3 Mois

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address

Antananarivo
00101