LP Manjary Soa

LP Manjary Soa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LP Manjary Soa, High School, Miadana Alasora, Antananarivo.

11/02/2026

Miarahaba antsika rehetra miverina mianatra isika rahampitso aoka hifampilaza misaotra tompoko

10/02/2026

Ilazana isika Ray aman-dreny fa tsyy mianatra ny mpianatra rahampitso Alarobia 11Febroary2026,
Miverina ny fampianarana arakaraky ny fivoaran'ny toe-draharaha ,

Misaotra tompoko

06/01/2026

Nohon'ny amehana ara-pahasalamana dia entanina isika mba hanao arovava orona daholo (cache bouche) ,mba ho fitandroana ny valan'arentina Variole des singe ,na Mpox indrindra ho an'ny zanatsika
Mirary antsika ho Salama lalandava 🙏🙏

06/01/2026

Miarahaba Antsika rehetra nahatratra ny taona 2026 ,de mirary soa sy ny tsara indrindra ,ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ho antsika anie ity taona vaovao ity , eo ambany fahasoavan'ilay Nahary 🤩🤩🥳🥳🥳🥰🥰

24/11/2025

miarahaba antsika rehetra indray hafatra : raha azo atao dia tsy dia tsara ny manome voankazo misy voniny sao sanatria ka voantelin'ny ankizy izy ireny@n'izao fahavokarany izao misaotra tompoko

22/11/2025

🙏🙏 Chèrs Parents,

Nous tenons à vous adresser nos sincères remerciements pour votre présence et votre participation active lors de notre École des Parents.
❤Votre engagement, vos échanges et votre volonté de collaborer avec l’équipe éducative contribuent pleinement à la réussite et au bien-être de nos enfants.❤

💌Merci pour votre confiance, votre disponibilité et votre soutien.
Nous espérons vous retrouver lors de nos prochaines rencontres.

Avec toute notre gratitude,

💎LYCÉE PRIVÉ MANJARYSOA 💎

21/11/2025
21/11/2025

miarahaba antsika rehetra indray fifaliana ho anay Mpanabe no nahafahantsika nifampizara ny soa mba hazahontsika zaza vanona t@ fivoriana izay natao koa samiaHo tahia'ny Tompo e @ manaraka indray aza misalasala fa misokatra aminareo hatrany izahay

13/10/2025

Miarahaba tompoko MIANATRA isika rahampitso 14 /10/25 mirary soa ho antsika rehetra

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Miadana Alasora
Antananarivo