11/11/2023
BECM Bright English Center of Madagascar
Solution à tous problèmes d'Anglais: Examen; Anglais Parlé; TOEFL, Certificat
11/11/2023
03/11/2023
01/11/2023
🛑 Ny maha samy hafa ny:
- To see;
- To look;
- To watch
28/10/2023
🔴 Valin'ny fanontaniana omaly✅
🔵 Answer of yesterday's question✅
25/10/2023
🔴 Fidio ny valiny marina ✅❌
🔵 Choose the right answer✅❌
20/10/2023
🔴 Voambolana ‼️
25/09/2023
🛑Ny filazam-potona ho avy🛑
1️⃣Will & 2️⃣ going to‼️
20/09/2023
🛑🛑Aza tara izay liana ary fa tombon-tsoa be hoan'izay mahavita azy ‼️
📣 Mandray mpianatra asa (stagiaires) miisa roa (02) avy ireo American Corners eto Antananarivo, Mahajanga, ary Taolagnaro.
👉 Raha mahaliana anao izany dia vakio amin'ny alalan'ny rohy etsy ambany ny andinindiny🔹.
👉 Fe-potoana fandefasana antontan-taratasy: 4 Oktobra, 2023
👉 Faharetan'ny fianarana asa: Enim-bolana hatramin'ny herintaona
👉 Ora fiasana: 20 ora isan-kerinandro farafahakeliny
---
📣 The U.S. Embassy in Antananarivo is offering unpaid internships within the American Corners in Antananarivo, Mahajanga, and Taolagnaro.
👉 Scope of work: The internship involves working with the American Corner Coordinator on live and virtual programs and assisting with the planning, organizing, and staffing of programs, trainings, and events at the American Corner.
👉 Working hours: Minimum of 20 hours to 40 hours/week
👉 Duration of the internship: Six months to one year.
👉 Application deadline: October 4, 2023
🔹 American Corner Antananarivo: https://mg.usembassy.gov/vacant-position-american-corner.../
🔹 American Corner Mahajanga - ACM: https://mg.usembassy.gov/vacant-position-american-corner.../
🔹 American Corner Taolagnaro: https://mg.usembassy.gov/vacant-position-american-corner.../
07/09/2023
🤗 Tongasoa indray! Mahafaly anay ny mandray ny Profesora Robert Emigh tafaverina eto Madagasikara izay hisantatra ny taona faharoa amin'ny maha 𝗘𝗻𝗴𝗹𝗶𝘀𝗵 𝗟𝗮𝗻𝗴𝘂𝗮𝗴𝗲 𝗙𝗲𝗹𝗹𝗼𝘄 azy hiara-hiasa akaiky amin'ny Sampam-pampianarana Anglisy ao amin'ny Oniversiten'Antananarivo.
🗣 🇺🇸 Mpampianatra teny anglisy avy ao amin'ny 𝗡𝗼𝗿𝘄𝗮𝗹𝗸 𝗖𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗶𝘁𝘆 𝗖𝗼𝗹𝗹𝗲𝗴𝗲 any Norwalk, Connecticut ny Profesora Emigh ary manana mari-pahaizana 𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿 𝗼𝗳 𝗔𝗿𝘁𝘀 amin'ny fampianarana teny anglisy sy mari-pahaizana manokana momba ny fampiofanana mpampianatra avy ao amin'ny School for International Training.
🗣 🇺🇸 Mandritra ny 10 volana manaraka hiasany eto Madagasikara dia hanofana mpampianatra momba ny fampianarana ny teny anglisy sy hanohana ny fandaharan’asa fampiroboroboana ny teny anglisy tohanan’ny ambasady amerikana ny tenany.
🤝 Ny U.S. Embassy Madagascar dia faly miara-miasa amin'ny Profesora Emigh amin'ny fanamafisana ny fahaiza-manaon'ireo mpampianatra teny anglisy eto Madagasikara amin'ny alalan'ny fiofanana manokana sy fizarana teknikam-pampianarana teny anglisy maoderina vokarin’ny American English at State.
ℹ Aza misalasala mitsidika ny tranokalan'ny American English hahitanao karazana fitaovana fampianarana sy fianarana teny anglisy isan-karazany azo ampiasaina maimaim-poana: https://americanenglish.state.gov/.
---
🤗 Please join us in welcoming Professor Robert Emigh back to Madagascar as he starts his second year as an English Language Fellow in the Department of Anglophone Studies at the University of Antananarivo. Professor Emigh is a tenured professor of English as a Second Language and English as a Foreign Language at 𝗡𝗼𝗿𝘄𝗮𝗹𝗸 𝗖𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗶𝘁𝘆 𝗖𝗼𝗹𝗹𝗲𝗴𝗲 in Norwalk, Connecticut. Professor Emigh holds a Master of Arts in Teaching English to Speakers of Other Languages and a Certificate in Professional Development and Teacher Training from the School for International Training.
🗣 🇺🇸 During his 10-month fellowship in Madagascar, Professor Emigh will train educators on how to teach English as a Second Language as well as support Embassy-sponsored English language programs.
🤝 The U.S. Embassy is pleased to partner with Professor Emigh to provide English educators in Madagascar with coaching and professional development training to innovate their teaching methods using creative teaching methodologies and modern instructional resources from American English.
ℹ Be sure to check out the American English website for free English teaching and learning materials. https://americanenglish.state.gov/
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Address
Antananarivo