Tsiz'eden School Dorodosy

Tsiz'eden School Dorodosy

Share

Ny fanilo no ampitaina, ny ho avy andrandraina

05/09/2025

📢 Réunion des Parents

Nous vous informons qu'une réunion des parents se tiendra le

🗓 Date : Dimanche 7 septembre 2025
🕒 Heure : 14h30
📍 Lieu : Tsiz'Eden School

Votre présence est vivement souhaitée.

Merci de votre compréhension et de votre engagement.

29/07/2025

📢 Lycée Tsiz'Eden Dorodosy Imerimanjaka

✍️ Les inscriptions sont toujours ouvertes !

🕒 Horaires d’ouverture :

➡️ Du lundi au vendredi, de 8h à 13h

➡️ Chaque dimanche après-midi à partir de 14h

Ou

📲 Inscrivez-vous directement sur notre page !

📌Fin des inscriptions : mercredi 13 août 2025

18/07/2025

Lycée Tsiz'Eden
📢 BEPC 2025: 100%

🎓 Poursuivez vos études et profitez de tous les avantages qui s'offrent à vous !🚀📚💼
(Ce qui nous rend uniques parmi tous les lycées que vous connaissez !!!)

📝🗓️ L'inscription continue !!!

08/07/2025

‼️Mpianatra maniry ny hianatra any an-dafy ve ianao? ✈️
Na mba te hahafantatra ny dingana arahina raha te hianatra any ivelany ?

Vakio tsara ary ity publication ity

Misy seminera karakarain'ny Lycée TES Dorodosy hamaliana ny fanontaniantsika momba ny fianarana any ivelany izay hatao :

📅Daty: Ny Alahady 13 jolay 2025 izao
⏲️Ora: 2 ora sy fahefany hariva
📌Toerana: Tsiz'Eden School Dorodosy

Iza no antsoina?👥
Mpianatra avy amin'ny sekoly rehetra classe de 4eme hatramin'ny terminale/ na mpianatry ny université (raha azo atao dia oeto miaraka aminao dada na neny)

Fisoratana anarana:
Araraoty fa GRATUIT izy ity. (Misy olona hafa manao tahaka izao any ivelany nefa vola be no aloa).
Fa ataonay maimaimpoana aloha izy hatreto.

Noho izany ary aza miandry ela fa akaiky ny fotoana.

-Tonga dia alefaso mp amin'ny page fb ny anaranao feno sy ny classe nao hahafahana manisa toerana ho anao (araho ny pejy fb-ny sekoly)🗨️
-afaka alefa message par sms amin'ny numéro an'ny sekoly ihany koa 🤳
-afaka misoratra anarana ety amin'ny sekoly ihany koa ✍️(8h-12h)( tsy misokatra sabotsy izahay)

Tongava maro dia ampitapitao any fa mahasoa ny rehetra izy ity e !!!
Taomy ny namanao ,izay fantatrao fa mbola mianatra, ho tonga!

Photos from Tsiz'eden School Dorodosy's post 24/06/2025

Tsiz'Eden School 🤝 Baliaka Education

📢 Manomboka amin'ity taom-pianarana vaovao 2025-2026 ity dia hisy fiovana/ fanatsarana ny fomba fampianarana eto amin'ny Tsiz'Eden School satria hiara-miasa ny sekoly sy ny BALIAKA EDUCATION ho an'ny niveau préscolaire sy primaire.

☀️Iza moa BALIAKA EDUCATION❓
"Baliaka éducation " dia association manampy ny sekoly mba hanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana sy fanabeazana ao aminy (Maro ny sekoly efa miara miasa amin'i Baliaka izay azontsika jerena ao amin'ny pejin'ny Baliaka Education )

✨Inona avy ary ireo fanovana hisy ?
VITA BOKY AVOKOA ny lesona(leçons) sy fanazarana(exercices) ho an'ny mpianatra tsirairay.

📚Tombony be satria:
-hiakatra ambony kokoa ny niveau 🏆
-betsaka lavitra noho ny teo aloha ny zavatra vita satria tsy lany fotoana amin'ny fandikana (copie) intsony ⏳
-mihena ny cahier vidiana
-miala amin'ny mety ho diso anaty cahier ✍️
-raha sanatria tapaka ny fianarana noho ny antony maro ( cyclone, ...). Dia mora amin'ny Ray amandrenin'ny mpianatra ny mpampianatra ny zanany any an trano 👨‍👩‍👦
-mahazo fiofanana manokana ny mpampianatra 👩‍🏫

‼️Marihana anefa fa misy cahier vidiana ihany satria tsy maintsy zarina hanoratra ny mpianatra: Écriture, résumé de cours, ...

Tongava ary misoratra anarana fa miandry anao izahay ety amin'ny biraon'ny Sekoly Tsiz'Eden School Dorodosy ✏️

"Ny Fanilo no ampitaina, ny ho avy no andrandraina"

01/01/2025

🇲🇬. ✨Amin'izao taona vaovao 2025 izao, dia manantitra ny fiarahabana sy firariantsoa ho antsika rehetra izahay ato amin'ny Tsiz'Eden School. Enga anie ho taom-pahombiazana ho an'ny tsirairay ity taona ity.🏆

🇫🇷. ✨En cette nouvelle année 2025, Tsiz'Eden School vous adresse nos souhaits et nos meilleurs vœux. Puisse cette année être synonyme de prospérité pour chacun de nous.🏆

⌛Hâte de vous revoir à la rentrée le 06 Janvier 2025 pour le second trimestre 🎒

22/07/2024

🔔🔔🔔Fisoratana anarana: taom-pianarana 2024-2025✍️

Ny taona 2021 no nisokatra ny "Lycée Privé Tsiz'Eden School Dorodosy" .
📚Ny taom-pianarana voalohany 2022-2023 dia ireo mpianatra : Préscolaires - Primaires( 11ème sy 10 ème )- Secondaires (6 ème) no noraisina.📑
📚Ny taom-pianarana manaraka 2023-2024 dia nitarina ho amin'ireo kilasy hafa izany ka nahitana: Préscolaires (PS - MS - GS/12ème) - Primaires (11ème - 10ème - 9 ème - 8 sy 7 ème)- Secondaires (6ème- 5ème- 4 sy 3 ème).🗂️
Ho an'ireo "classes d'examen" dia nahavelom-panantenana ny vokatra tamin'izany satria:
📌CEPE 9 no nanala ka 8 no afaka 🎓
📌BEPC 7 no nanala ka 6 no afaka 🎓
📚 Amin'ity taom-pianarana vaovao 2024-2025 ity dia hisokatra ho fanampin’ireo ny "Classe de " 🗃️ .
📢 Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo kilasy rehetra... vonjivonjeo ary ny toerana e... ⏳🥰
"Ny fanilo no ampitaina, ny ho avy andrandraina" ✨🕯️

Tsiz'Eden School Dorodosy- Lot H 148D Dorodosy (akaikin'ny fiangonana Adventiste)
Tel: 034 97 662 13
Tsiz Eden School Dorodosy

21/07/2023

📣Mitohy ny fisoratana anarana andiany faharoa eto amin'ny sekoly!
Misokatra ny birao isaky ny:
➡️ alatsinainy, alarobia, zoma amin'ny 9 ora ka hatramin'ny 1 ora atoandro
sy ny
➡️alahady amin'ny 1ora atoandro ka hatramin'ny 4 ora.
👉Azo alaina amin'ny mp ny andininy rehetra mikasika ny fisoratana anarana.
TsTsiz Eden School DorodosydTsiz Eden School DorodosycTsiz Eden School Dorodosyorodosy

11/07/2023

❗❗❗Rejoignez-nous 📚

Pour cette nouvelle année scolaire 2023-2024, Tsiz'Eden School recrute des professeurs littéraires📖 et scientifiques🔬 pour les classes : 6ème à 3ème afin d'étoffer son équipe 🌳
Vous êtes intéressé ?
Contactez-nous en message privé sur
▪le compte facebook Tsiz Eden School Dorodosy, ou
Tsiz'eden School Dorodosy Tsiz'Eden School Dorodosy , ou
▪venez déposer directement votre CV au bureau du Collège.
Nous vous recevons durant ce mois de JUILLET🗓

Adresse: Lot H 148 D Dorodosy
(Près de l'Eglise Adventiste Dorodosy)

***les candidats habitant aux alentours sont sollicités

26/06/2023

✨Arahabaina isika rehetra nahatratra ny asaramanitra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎉

Tsiz Eden School Dorodosy
Tsiz'eden School Dorodosy

"Ny fanilo no ampitaina, ny ho avy andrandraina"

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo