Cours suprême Ankatso

Cours suprême Ankatso

Share

Cours préparatoire aux concours Ankatso

19/08/2025

Bonjour,
Efa vonona izahay COURS SUPREME ANKATSO handray anareo eny Mahamasina an, 🥰
Mirary ny soa sy ny Tsara hatrany ho anareo izay miandry ny valina Bacc 🥰

30/07/2025

Bonjour,
Mirary ny soa sy ny tsara hatrany ho anareo izay ao anaty fiandrasana ny valin'ny baccalauréat @ ity
Izao dia efa miomana fa efa miandry anareo izay afaka izahay ary maniry koa mba ho tafiditra eny @ Université d'Antananarivo

11/10/2024

Ity indray ary ny vaovao oh !
Mirary ny soa ho anareo rehetra

19/09/2024

🎓Emploi du temps depuis 18 septembre 2024 🎓🎓

04/09/2024

Emploi du temps mise à jours

Photos from Cours suprême Ankatso's post 01/09/2024

Avis de concours à l'université d'Antananarivo 2023-2024

Photos from Cours suprême Ankatso's post 29/08/2024
Photos from Cours suprême Ankatso's post 25/08/2024

Tolotr'asa!
Salama e!
Ny cours suprême izay cours préparatoire ho an'ny concours hidirana première année dia mitady animateurs sy animatrices, hanazava ny resaka filière @ université public eto Madagascar mandritra ny salon des étudiants eny Mahamasina ny 27-28-29 septembre izao, raha hitanay hoe capable @ ilay asa ianao ankoatran'ireo daty ireo dia mitohy ny fiaraha-miasa eny @ box suprême cours Ankatso.
Izay vonona dia afaka tonga eny @ EPP Behoririka ambadiky ny station galana rahampitso alatsinainy 26 Août manomboka manao formation entina miasa.Marihana fa arakarakin'ny valin'ilay formatio nataonao no maha voaray anao hiasa manomboka ny 27 Août
Motivation:5000ar/personne manao réservation + 5000ar/inscription, sakafo atoandro mandritra ny salon,aman'arivony maro ny ho avy any fa dia miankina aminareo ny résultats anareo.
Mme Annick 0345027972

Photos from Cours suprême Ankatso's post 20/10/2023

Bonjour,
Résultats de concours polytechnique 2023

16/10/2023

Bjr,mbola mitohy ny cours prépa, salle tsy miova fa ao @ fiangonana, miaraka @ prof vaovao sy ireo efa tranainy.manantona box pour info,ok

04/09/2023

Emploi du temps 2023

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Arrêt 119
Antananarivo